Jessuckah

Jessuckah Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jessuckah, Digital creator, TANAMBAO AMBALAVATO, Antananarivo.

S'aimer petit à petit 🦋🌺
02/05/2026

S'aimer petit à petit 🦋🌺

19/03/2026

Akory iaby e✨🦋

Iao taloha OLO nifidrafitra tany nipetrahana... Ary da tena mivadika isaky ny tany ipetrahako ny fitenenako...
Da hoy mamako isaky ny mody aminay iao hoe:" ka mamanga roho enao ty"🫠

Tsara ny fasamihafa tsika rehefa mitambatra 🥰🦋


fans

Avia atoroko secret maha vondraky 🤣
11/03/2026

Avia atoroko secret maha vondraky 🤣

Akory iaby 🌺🥰 I pela mity, i panda nosy gn'agnarako tamin'ny mbola kely.... Tena nahamegnatry anaha bé mihitsy io pandak...
09/03/2026

Akory iaby 🌺🥰

I pela mity, i panda nosy gn'agnarako tamin'ny mbola kely.... Tena nahamegnatry anaha bé mihitsy io pandako io taloha ary da hitako hoe tsara gn'olo rehefa fotsy 😅

Tafara taty nefa niezaka iao ni- assumer an'ireo izay noheveriko ratsy tamin'ny tenako reo...

Oui , bé panda iao , oui, mainty iao fa io no mampiavaky anaka amin'ny hafa☀️✨

🪷Ny tiako tenenina hoe : tiavo ny tenanao , amin'ny maha enao anao , fa ho hitanao fa tsara enao 🦋💖

"AZA MAGNIRY RANDRANA MANENDRIKA NY HAFA IZANY".

Zay bisous agn'aby 😘🦋

🥹🦋
08/03/2026

🥹🦋

Akor'aby e ☺️ "Tany misy olo-be hono, tsy edivan-jaza"."Zaza maditry ,tsy misy fagnahy, mahay olo-be avao koa"... Zany h...
06/03/2026

Akor'aby e ☺️

"Tany misy olo-be hono, tsy edivan-jaza".
"Zaza maditry ,tsy misy fagnahy, mahay olo-be avao koa"... Zany hoe, tsy voatery hisy fagnahy gn'olo -be ... indrindra amin'izao fanimpotoana iainatsika Zao 🤦.

Enao Jessuckah hoindreo misaina amin'ny fo lotry 😑, da hoy iao ien, gné foko mahatonga anaha etoa Zao 🤷.

Gné tiako tenenina amitsika da izao: gn' harcèlement tsy sahin'olo (Zaza, tanora) atao Raha tsy misy olo-be miaraka mihomehy aminazy ao 💔.... indrindra indrindra ny fimehezana physique, volo afro ...

Aoka ré tompoko o, raha misy complexe enao da tsaboy gné complexe nao fa tsy gn'olo ataonao fimeheza😓 ... Lasa mamindra aretinao amin'ny hafa enao 🙅🤷

Zay fa lava lotry , bisous agn'aby 😘🦋

fans

La journée peut être longue, parfois difficile… mais il suffit d’un moment de partage avec les jeunes pour que mon cœur ...
05/03/2026

La journée peut être longue, parfois difficile… mais il suffit d’un moment de partage avec les jeunes pour que mon cœur se remplisse de joie. 🪷☀️
Dans ces instants simples, je réalise que ma vie a un vrai sens. 💛🦋





fans

Address

TANAMBAO AMBALAVATO
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jessuckah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share