Art Tia Média

Art Tia Média Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Art Tia Média, Film/Television studio, RN 7, Antananarivo.

Ho antsika any ambatomanga sy ny manodidina indray izao
14/11/2025

Ho antsika any ambatomanga sy ny manodidina indray izao

Ho antsika any ambohimandroso sy ny manodidinaAlahady 9 Novambra 2025  ary ny fotoantsika ee!!!
07/11/2025

Ho antsika any ambohimandroso sy ny manodidina
Alahady 9 Novambra 2025 ary ny fotoantsika ee!!!

Ho antsika eny @ faritra Anjiro sy ny manodidina indray izaoNy Alahady 9 Novambra izao indray ny fotoanantsika @ 11 atoa...
30/10/2025

Ho antsika eny @ faritra Anjiro sy ny manodidina indray izao
Ny Alahady 9 Novambra izao indray ny fotoanantsika @ 11 atoandro
Ento ny namana!!

Fidirana
Lehibe:2000ar
Ankizy:1000ar
Fanasana:5000ar

Nafinaritra ny fiarahana omaly Sabotsy 6 Septambra 2025 teny amin'ny  FPVM AMBOLO FANAVAOZANAFilm ALA LOZA 72 ORANakafia...
07/09/2025

Nafinaritra ny fiarahana omaly Sabotsy 6 Septambra 2025 teny amin'ny FPVM AMBOLO FANAVAOZANA

Film ALA LOZA 72 ORA
Nakafia ny olona
Nandray lesona
Faly♥️🙏
Mankasitraka indrindra azy ireo

Ary ianareo ahoana?
Oviana no alefa projection any aminareo?

Miarahaba manokana an'i Ilo Sederamanana izahay ekipa Art Tia MédiaIzy moa no manoratra ny Tantara rehetra nolalaovina t...
04/09/2025

Miarahaba manokana an'i Ilo Sederamanana izahay ekipa Art Tia Média
Izy moa no manoratra ny Tantara rehetra nolalaovina tato amin'ny Art Tia Média
Maharena tokantrano 🙏🙏

Ho antsika eny Talata Volon'ondry sy manodidinaSabotsy 6 septembre izao no fotoana  arivaTongava maro!!!
04/09/2025

Ho antsika eny Talata Volon'ondry sy manodidina
Sabotsy 6 septembre izao no fotoana ariva

Tongava maro!!!

Address

RN 7
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art Tia Média posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share