TVM Pejy ofisialin'ny TVM, Televiziona Malagasy, fahitalavim-pirenena malagasy / Page de la TVM, Télévision nationale malagasy

02/06/2026

SOAMIAVY 02 JUIN 2026

01/06/2026

🟥🟥 TVM 🟥🟥

JONA SY JOLAY: HIANOKA FANATANJAHANTENA NY MPANARAKA NY TVM

Mandritra ny volana jona sy jolay dia ho feno ny fandaharampotoan'ny TVM raha ny resaka fanatanjahantena fotsiny no resahina.

- Handeha mivantana amin'ny TVM ireo lalao ara-pirahalahiana 2 hataon'ny Barean'i Madagasikara any Maroc ( 2 jona 2026 fihaonana amin'i Maroc , 8 jona 2026 fifandonana amin'i Ouganda )

- Handeha mivantana ireo lalao rehetra ataon'ny Ankoay lahy sy vavy mandritra ny fiadiana ny tompondaka eran-tany taranjana basket lalaovin'olona 3 na ny Baskelt 3x3

- Manomboka ny 11 jona hatramin'ny 19 jolay, lalao maromaro ao anatin'ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin'ny baolina kitra no harahintsika mivantana.

Anisan'ny nanampy ny ORTM sy Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina tamin'ny fanatanterahana ireo rehetra ireo ny avy eo anivon'ny Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

Araho ato anatin'ity fanadihadiana ity ny fanazavana momba izany nentin'ny Tale Jeneralin'ny ORTM Lemana Elisée

🟥🟥 MIVANTANA 🟥🟥Rehefa avy nanohana ny Ankoay dia hiaraka hanohana ny Barea indray isika.Rahampitso 🗓️ 𝟮 𝗝𝗢𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 amin'n...
01/06/2026

🟥🟥 MIVANTANA 🟥🟥

Rehefa avy nanohana ny Ankoay dia hiaraka hanohana ny Barea indray isika.

Rahampitso 🗓️ 𝟮 𝗝𝗢𝗡𝗔 𝟮𝟬𝟮𝟲 amin'ny 🕖 𝟴 𝗼𝗿𝗮 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 ny fotoana

𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗩𝘀 𝗠𝗔𝗥𝗢𝗖

Hivantana eto amin'ny TVM

01/06/2026

VAOVAO AN-TSARY 19H30 01 JUIN 2026

01/06/2026

🟥🟥 URGENT 🟥🟥

Manoloana ireo trangana herisetra nisesisesy nianjady tamin'ireo olona manana toe-tena varira dia nanao fanambarana ny avy eo anivon'ny Minisiteran'ny Mponina sy Firaisankina tamin'ny alalan'ny Talen'ny Kabinetrany MIARIMBITA Andriatiana. Maro ireo fepetra noraisin'ny Minisitera araka ny toromariky ny Filohan'ny Fanavaozana Repoblika

01/06/2026

KIANJA 01 JUIN 2026

01/06/2026

PODIUM PARVIS ANALAKELY 17H00 01 06 2026

𝗙𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗘𝗥𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗕𝗔 𝟯𝘅𝟯 hatao ny 1 hatramin’ny 7 jona 2026 ao Varsovie - 𝗣𝗼𝗹𝗼𝗴𝗻𝗲Any koa i 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢🇲🇬🏀...
01/06/2026

𝗙𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗘𝗥𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗕𝗔 𝟯𝘅𝟯 hatao ny 1 hatramin’ny 7 jona 2026 ao Varsovie - 𝗣𝗼𝗹𝗼𝗴𝗻𝗲

Any koa i 𝘔𝘢𝘥𝘢𝘨𝘢𝘴𝘪𝘬𝘢𝘳𝘢🇲🇬🏀🦅 lahy & vavy

Harahintsika mivantana eto amin'ny TVM avokoa ireo lalaon'ny Ankoay.

01/06/2026

VAOVAO AMINY 1ORA FAHA 1 JONA 2026

🟥🟥 FLASH INFO 🟥🟥Hoy ny filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tao amin'ny pejin'ny Présidence de la Refondation de la Répub...
01/06/2026

🟥🟥 FLASH INFO 🟥🟥

Hoy ny filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika tao amin'ny pejin'ny Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

" 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀

🙏 𝐌𝐚𝐧𝐤𝐚𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐤𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐥𝐚𝐯𝐢-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐝𝐢𝐨̂𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐨𝐦𝐚𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐤𝐨. 𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐬𝐚𝐩𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐭𝐨 𝐚𝐟𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐬𝐢𝐤𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐞𝐧𝐝𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚.
𝐈𝐫𝐞𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐫𝐢𝐬𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐢𝐫𝐞𝐧𝐲, 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚̀𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐛𝐨 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐦𝐞𝐧𝐝𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐚 𝐚𝐭𝐲 𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐤𝐨, 𝐚𝐭𝐲 𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐧𝐚𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐡𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐥𝐨𝐟𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐞𝐳𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐲, 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚, 𝐡𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐢𝐭𝐲.

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚. "

𝐍𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥

Address

Rue Gisèle Rabesahala Anosy
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TVM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share