
08/08/2025
️Lozam- pifamoivoizana tao Tsinjoarivon’ Manga RN1
Polisy avy ao amin’ny CSP Tsiroanomandidy niharan- doza nandritra ny Lozam-pifamoivoizana teny amin'ny RN1. Commissaire iray, Officier iray ary Inspecteur iray sy olona iray hafa.
Namoy ny ainy amin'izany ny Kaomisera sy inspektera anakiray
Ny Roa tsy mahatsiaro tena, nentina tsaboina any amin’ny hopitaly.
(Sary indrana)