๐‘๐‘Œ ๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘-๐‘‡๐‘†๐ผ๐พ๐ด

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐‘๐‘Œ ๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘-๐‘‡๐‘†๐ผ๐พ๐ด

๐‘๐‘Œ  ๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘-๐‘‡๐‘†๐ผ๐พ๐ด Hizarana ny zava-misy

โ—โ—โ—โ— โ—โ—โ—S.O.S ๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข VAOVAO mahakasika an'I KYLIE RABEMANANJARA, 8moisvoan'ny CANCER izy,ary mila esorina ny ovaire-nyIRAY ...
23/04/2023

โ—โ—โ—โ— โ—โ—โ—
S.O.S ๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข

VAOVAO mahakasika an'I KYLIE RABEMANANJARA, 8mois
voan'ny CANCER izy,ary mila esorina ny ovaire-ny

IRAY VOLANA ZAO NO NIDIRAN'I KYLIE HOPITALY, MIATRIKA NY CHIMIO FAHAROA IZAO KYLIE..๐Ÿ˜ข๐Ÿ˜ข..ankehitriny nefa mbola miitohy ny fitsaboana ijerevana ny fivoarana, mbola hanao SCANNER sy ECHOGRAPHIE ary ANALYSE maromaro . Ka mba mangataka TOLOTANANA avy aminareo izahay mianaka fa tena efa lany tanteraka ny teo am-pelatanana๐Ÿ™๐Ÿ™

Mila ampitomboana ihany koa ny lanjan'i Kylie dia lasa misotro fanampin-dronono FRANCE LAIT 1ere age izy

Ato am HJRA service ONCOLOGIE porte 100 1รจre รฉtage no misy azy.๐Ÿจ ho an'ny zay te hijery azy reo
๐Ÿ™"

Mangataka ihany koa Tompoko ny hotrotroana amam-bavaka satria ny" Ny fiร sanโ€™ ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra "Jakoba 5:16

Mankasitraka antsika rehetra tompoko.
Ny Tompo anie hamaly fitia๐Ÿ’š

Laharana azahoana ny reniny
Orange 032 28 200 25 (orangemoney)
Telma 038 85 577 24 (mvola)
Misoratra 'ny zaza RABEMANANJARA Tanjona Farel


Mankasitraka
๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
๐“ˆ๐‘œ๐“Š๐“‡๐’ธ๐‘’: ๐’ฆ๐“Ž๐“๐’พ๐‘’

๐—ง ๐—ฆ ๐—” ๐—ฅ ๐—” ๐—ฆ ๐—” ๐—ข ๐—ง ๐—ฅ ๐—”Nitrangana lozam-pifamoivozana indray ny lalam-baovao tsarasaotra- ivato izao maraina.๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ
22/04/2023

๐—ง ๐—ฆ ๐—” ๐—ฅ ๐—” ๐—ฆ ๐—” ๐—ข ๐—ง ๐—ฅ ๐—”

Nitrangana lozam-pifamoivozana indray ny lalam-baovao tsarasaotra- ivato izao maraina.

๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ

Nodimandry ny ๐—•๐—ข๐——๐—ฌ๐—•๐—จ๐—œ๐—Ÿ๐——๐—˜๐—ฅ Malagasy ๐—•๐—ถ๐—ด๐—บ๐—ฎ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ dia misaona ny tontolon'ny Bodybuilding malagasy.
22/04/2023

Nodimandry ny ๐—•๐—ข๐——๐—ฌ๐—•๐—จ๐—œ๐—Ÿ๐——๐—˜๐—ฅ Malagasy ๐—•๐—ถ๐—ด๐—บ๐—ฎ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ dia misaona ny tontolon'ny Bodybuilding malagasy.

๐—  ๐—œ ๐—Ÿ ๐—”  ๐—ฉ ๐—ข ๐—ก ๐— ๐—ฌBonsoir aby o๐Ÿ˜ชMarary mafy ity Zaza ity tompoko !!! Ka Mila fandidina ,,, any Antananarivo anefa vao vi...
21/04/2023

๐—  ๐—œ ๐—Ÿ ๐—” ๐—ฉ ๐—ข ๐—ก ๐— ๐—ฌ

Bonsoir aby o๐Ÿ˜ช
Marary mafy ity Zaza ity tompoko !!! Ka Mila fandidina ,,, any Antananarivo anefa vao vita zany,,,ka MBA mangataka fanampina avy amin'izay malala_ tanana n'y Ray amandreniny fa tena ts ampy anaovana n'y fitsaboana n'y vola eo ampelatanana,,Eny fa na tsy vola ara no afaka anampiana fa na fitondrana ambavaka ara defa mety...(Aty a Maevatanana ry zareo) 0346343748 io n'y numรฉro hazahoana n'y Ray amandreniny ary io iany koa no afaka handrasiana n'y fanampiana avy any aminareo(Rakotondrasoa sondrota Aimรฉ),,,misaotra betsaka mialoha atsika rehetra tompoko !!! Mba mila partage azafady o๐Ÿ™๐Ÿ™
๐“ผ๐“ธ๐“พ๐“ป๐“ฌ๐“ฎ: ๐“๐“ท๐“ฒ๐“ฌ๐“ฎ๐“ฝ

๐—” ๐—ก ๐—ž ๐—” ๐—ญ ๐—ข ๐—” ๐—• ๐—ข   ๐—” ๐—ง ๐—ฆ ๐—œ ๐—  ๐—ขMpanampy an-trano notondrahan'ny mpampiasa azy rano mangotraka ny vatany.Tsy fantatra iza...
21/04/2023

๐—” ๐—ก ๐—ž ๐—” ๐—ญ ๐—ข ๐—” ๐—• ๐—ข ๐—” ๐—ง ๐—ฆ ๐—œ ๐—  ๐—ข

Mpanampy an-trano notondrahan'ny mpampiasa azy rano mangotraka ny vatany.Tsy fantatra izay nahatonga ilay mpampiasa nanao ity habibiana ity fa raha ny vaovao voaray dia mifoka rongony ilay rangahy nefa manana andraiktra lehibe eo @ tribonaly.

๐“ผ๐“ธ๐“พ๐“ป๐“ฌ๐“ฎ: ๐“ฃ๐“ฎ๐“ป๐“ป๐“ฎ ๐“Ÿ๐“ช๐“ฝ๐“ป๐“ฒ๐“ฎ

๐—  ๐—” ๐—ฅ ๐—ข ๐—ญ ๐—˜ ๐—ฉ ๐—ข Lohana camion tratran 'ny lozam-pamoivoizana zao maraina ary tsy nisy aina nahafoy fa ny fiara no simba....
21/04/2023

๐—  ๐—” ๐—ฅ ๐—ข ๐—ญ ๐—˜ ๐—ฉ ๐—ข

Lohana camion tratran 'ny lozam-pamoivoizana zao maraina ary tsy nisy aina nahafoy fa ny fiara no simba.

๐“ผ๐“ธ๐“พ๐“ป๐“ฌ๐“ฎ: ๐“—๐“ฎ๐“ป๐“ฒ๐”ƒ๐“ธ๐“ถ๐“ช๐“ท๐“ณ๐“ช๐“ด๐“ช

Variana nijery Ambondrona daholo ny bandy omaly dia nanararaotra teny  neny ๐Ÿคฃ๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ
17/04/2023

Variana nijery Ambondrona daholo ny bandy omaly dia nanararaotra teny neny ๐Ÿคฃ
๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ

Super5 nifandona t@ camion omaly maraina tetsy ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—บ๐—ผ , maty tsy tra-drano ilay mpamilin'ilay su...
17/04/2023

Super5 nifandona t@ camion omaly maraina tetsy ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—บ๐—ผ , maty tsy tra-drano ilay mpamilin'ilay super5.
๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ

๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” teo Analakely androany.
16/04/2023

๐—”๐— ๐—•๐—ข๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ก๐—” teo Analakely androany.

๐—” ๐—  ๐—ฃ ๐—œ ๐—ง ๐—” ๐—ง ๐—” ๐—™ ๐—œ ๐—ž ๐—”4ร—4 G4S no nandona poto jirama ny maraina teo, tsisy ny aina nafoy.๐Ÿ›‘Mety tratra ny torimaso fotsy...
16/04/2023

๐—” ๐—  ๐—ฃ ๐—œ ๐—ง ๐—” ๐—ง ๐—” ๐—™ ๐—œ ๐—ž ๐—”

4ร—4 G4S no nandona poto jirama ny maraina teo, tsisy ny aina nafoy.
๐Ÿ›‘Mety tratra ny torimaso fotsy ilay mpamily vokatry ny fisaofoana mpiasa .

๐—” ๐—  ๐—• ๐—ข ๐—› ๐—œ ๐—  ๐—” ๐—ก ๐—š ๐—” ๐—ž ๐—˜ ๐—Ÿ ๐—ฌMoto iray nitondra zaza no nifandona t@ fiara kely izao maraina zao ka tsy mahatsiaro tena ...
15/04/2023

๐—” ๐—  ๐—• ๐—ข ๐—› ๐—œ ๐—  ๐—” ๐—ก ๐—š ๐—” ๐—ž ๐—˜ ๐—Ÿ ๐—ฌ

Moto iray nitondra zaza no nifandona t@ fiara kely izao maraina zao ka tsy mahatsiaro tena ilay mpitondra moto ary mba tsy naninona ilay zaza

Orange ny thรจme ๐ŸŠ๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ
15/04/2023

Orange ny thรจme ๐ŸŠ
๐“ˆ๐’ถ๐“‡๐“Ž ๐’พ๐“ƒ๐’น๐“‡๐’ถ๐“ƒ๐’ถ

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘๐‘Œ ๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘‰๐ด๐‘‚๐‘-๐‘‡๐‘†๐ผ๐พ๐ด posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share