
15/06/2025
Accident tany amin'ny Rn tany . Raha araka ny hita amin'ny sary dia somary henjana ihany ny fahasimbana, na izany aza tsy misy ny aina nafoy fa ny mpamily no naratra ka voatery nohentina haingana any amin'ny Hopitaly.