
05/05/2025
Coucou tout le monde eeeuh 🩵 💥
Mangatsitsika,Manoranorana?
ireto ary misy antony vitsivitsy tokony hividiananao ny Bee an'ala 🥰 :
1. Manamafy hery fiarovana – Mampitombo ny "immunité" , miady amin'ny virus sy gripa amin'ny vokatra voajanahary 🍯
2. Mampitony kohaka sy aretin-tenda – tantely mahomby,azo ampiasaina amin'ny vanim-potoana rehetra.🍯
3. Manatsara ny torimaso – Mampitony saina, atao solon-tsiramamy 🍯
4. Manampy amin’ny fitsaboana fery – Ampiasaina amin'ny faritra ivelany, manasitrana sy manasitrana fery 🍯
5. Mampitombo ny herin’ny vatana – Manome angovo, mety amin’ny olona miasa mafy sy mitaky tanjaka, manafana 🍯
🍯🐝Bee an’Ala, tantely madio avy any anaty ala, tsy misy fangaro, tsy nasiana fanamboarana