
06/10/2025
๐๐ข๐๐ฉ๐ฌ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ ๐๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฒ๐บ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐ฎ: mihemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 !
Miray hina tanteraka amin'ireo tanora amin'izao hetsika hitakiana ny Zo fototra eto amin'ny Firenena izao izahay, ary nanapa-kevitra fa ahemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 ny HOAVY Camp andiany faharoa ahafahana mandray antsika tanora ao anatin'ny filaminana hatrany.
โ๐ฒ๐ฌAmin'ity andiany manaraka ity, ho fanohanana ireo tanorantsika izay manana anjara andraikitra lehibe ho an'ny fandrosoan'i Madagasikara, dia ho maimaim-poana ny fiofanana ho antsika mpianatra sy tanora +18 taona amin'ity andiany manaraka ity.
โ๏ธ Ho an'ireo izay efa nisoratra anarana dia manan-kery avy hatrany ity fanapahankevitra ity. Koa aza tara ary manatevin-daharana ireo efa nisoratra anarana, fandriho dieny izao ny toeranao ato amin'ity rohy manaraka ity https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSc0t1svn6zY8Tg03GM4J-Sdsdn1JV58EuDGY2Ks3rBfq9ib1Q/viewform?usp=header
na miditra amin'ny ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐ณ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐๐ฏ ๐ป๐ ๐๐ข๐๐ฉ๐ฌ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ ๐๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฒ๐บ๐.
Manome fotoana antsika ary hiara-hiofana, hifampizara hevitra, vina sy faniriana ho an'ny hoavin'ny tsirairay fa indrindra ho an'ity Madagasikarantsika ity ihany koa.
๐Ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra ho avy izao
๐Toerana: Eny ๐ฉ๐ผ๐ป๐๐ผ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ, sady tsara rivotra no tontolo madio miova ny an-tanan-dehibe!
Tongava ary zarazarao amin'ny namana fa sady hilasy no hianatra!
๐๐ฆ๐ฆ ๐บ๐ฐ๐ถ ๐ฐ๐ฏ ๐ค๐ข๐ฎ๐ฑ!