Tout de Fiantso

Tout de Fiantso ✅let’ s enjoying life together❤️

Nike air force 1 year of the Rabbit pink SOUS CARTON disponible en pointure 36 37 38 et 39034 12 967 55 ; Tsiadana, livr...
04/05/2024

Nike air force 1 year of the Rabbit pink
SOUS CARTON
disponible en pointure 36 37 38 et 39
034 12 967 55 ; Tsiadana, livraison en ville et en province
prix : 200 000 ar
Pour plus de modèles disponibles, n'hésitez pas à consulter notre page facebook : https://web.facebook.com/Neo-nirina-basket-1147600675371701/?_rdc=1&_rdr
Showroom: Neo Nirina Basket Tsiadana

04/05/2024

Tompo o! Za sy ny accroshopping ko mba vonjeo😂
En tout cas merci

30/03/2024

😨Raha lasa aho dia afa-po ny amin’i zavatra navelako ve aho?🥰Fitiavana o,ampianaro aho hitia tahaka anao❤️❤️
Tena mafy loatra ny niatrika fahalasan’ny namana akaikin’i fo tato ato😢nampianatra ahy handinika hoe raha lasa aho dia ampy ve ny nataoko?
Studio: Miou Sonore
Keys: Fy Ny Aina Rajaofetra
A/C: Fiantso
Mix: Miora Rabarisoa

08/03/2024

Happy women’s Day☘️❤️challenge ko anisan’i ngeza indrindra tamiko ny nananganana an’i Neo Home : Feno échec , ranomaso, vavaka, tsy matory, tahotra be dia be, lohalika miforitra, havizanana, mbola narary satria vao avy nodidiana 2 volana aho teo 😨

Fa ny zavatra azoko tao anatinio ady io dia hoe: Ny herin’i vehivavy iray dia ao amin’ Andriamanitra ihany no toerana tsara indrindra azahoana azy♥️

Aza miala amin’i Jesosy, be fahalemena isika fa ao aminy isika mahery 👋tohizo izay Efa natombokao, aza kivy, Jesosy eo hanampy anao ! Mahery ianao tadidio ♥️❤️

Happy women’s day

Fiarahamonina : FMZA: Ny tenako FM: Inona ki no atao ´ndry amin’izao ? Efa miasa ?ZA: Mbola tsy manao inon’inona aho zao...
06/03/2024

Fiarahamonina : FM
ZA: Ny tenako

FM: Inona ki no atao ´ndry amin’izao ? Efa miasa ?
ZA: Mbola tsy manao inon’inona aho zao fa Efa mitady zavatra atao
FM: Odry, f’angaha ndry moa tsy Efa lehibe?
ZA: 24 taona aho zao ka !
FM: mba manaova akia zavatra a, ny tanora otranareo Efa inona no tsy vitany, nareo ity jeré.

Afaka 6 volana….
ZA: Mba ampio kely akia aho azafady indrindra fa mbola tsy nety tsara ilay zavatra nataoko
FM: Fa inona no nanaovana zavatra tsy hay ?
FM: tsy aleo mipetraka amin’izao toy izay milingilingy manao zavatra nefa zao voa tsara.
FM: tsy hitako izay azo anampiana andry !

Namako a, rehefa manosika dia manosika hatramin’i farany, ny tena namana mahalala fa raha manangana zavatra tsy voatery ho réussi foana, amin’i fotoana sarotra no tena ahalalana hoe iza no tena namanao !

05/03/2024

Facebook kosa e😂
Mivavaha mihitsy fa efa hoavy ny farany❤️

Hello😍rehefa aveo isika hanao tirage n’Ity jeux Ity😎misaotra an’izay ni participer 😇rehefa aveo !
20/02/2024

Hello😍rehefa aveo isika hanao tirage n’Ity jeux Ity😎misaotra an’izay ni participer 😇rehefa aveo !

Address

Antananarivo

Telephone

+261347566051

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tout de Fiantso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tout de Fiantso:

Share