Akor Akor est un réseau social, permettant de publier des images, photos, vidéos et échanger des messages.

15/06/2024
🤣🤣🤣Ny Filoha Mpanorina ny réseaux social AKOR rehefa maika hamonjy exposition de Business ao @ Novotel. 👇👇👇👇Tsotra ilay ...
25/04/2024

🤣🤣🤣Ny Filoha Mpanorina ny réseaux social AKOR rehefa maika hamonjy exposition de Business ao @ Novotel. 👇👇👇👇

Tsotra ilay adiresy : https://akor.mg

26/03/2024

Tsy mety sokafana ve ny MP-nao ?

Vahaolana : AKOR

Bonjour, fantatrao ve ny dikan'ilay anarana hoe AKOR ?Fantatrao koa ve ny hevitra fonosin'ilay logo an'i AKOR ?Raha voav...
12/03/2024

Bonjour, fantatrao ve ny dikan'ilay anarana hoe AKOR ?

Fantatrao koa ve ny hevitra fonosin'ilay logo an'i AKOR ?
Raha voavalinao io faharoa io dia handefasako(-nay) Credit 500 ar sy mangahazo iray sobika ianao.

Tsara ny mampahatsiahy fa applications de réseautage social na tambazotsan-tserasera vaovao vita malagasy ny AKOR, Mifototra @ fanajana ny vie privée sy ny sécurité, confidentialité ny filozofia ijoroany. Tantely Orion no namorona azy io ary tsy mbola ampy ho herintaona izay no nivoahany kanefa efa maro ny nanandrana nampiasa azy io na eto Madagasikara na any ampita. Ho anao koa, aza tara fa midira ao @ groupe Apk Library na koa ao @ groupe AKOR Download ilay applicationAKOR ho an'ny android, na koa ampiasao ity adiresy ity : https://akor.mg



Mitomboa hasina daholo ary eeeee ;-)

08/03/2024

We love Madagasporas

Miarahaba anao namako an.Tahaka izao ny fizarana mety hitanao ao amin'ny Akor , ary izay olona tsy tia zavatra vetaveta ...
06/03/2024

Miarahaba anao namako an.

Tahaka izao ny fizarana mety hitanao ao amin'ny Akor , ary izay olona tsy tia zavatra vetaveta na izay zavatra tena mahasoa tanteraka dia mety aminy ity réseaux sociaux Akor ity .

Rehefa nifampiresaka izay mpiara-miasa ao amin'ny réseaux sociaux Akor dia mety hisy surprise izay atoloatray hoan'ireo namana izay mampiasa réseau ity satria anisany antony namoronan'ny ekipa ity réseaux ity dia hanampiana ny antsika Malagasy sy ny firenena hafa rehetra izay liana amin'ny fivoarana .
Koa tsy sasatra izay manentana anao namana mba hampiasa ilay réseau sociaux Akor .

Alao sary antsaina hoe i Christophe Rabearimanana Mpanao Tantara @ ireny radio ireny no milalao ny Place-n'i Tantely ORI...
06/02/2024

Alao sary antsaina hoe i Christophe Rabearimanana Mpanao Tantara @ ireny radio ireny no milalao ny Place-n'i Tantely ORION t@ Famoronana an'ilay réseaux sociaux AKOR ????

Tantara izany ka tantara annn??? indrindra teo @ Debugage, t@ Naha Bloquer ny Compte Github sy Gitlab izay nitahiry an'ilay Projet. T@ ilay nihinana lasopy de voaroba Machine ary indrindra indrindra t@ Fisarahana t@ i Miora noho ny famoronana an'i AKOR.

Raha toa ka misy izany, raha i Christophe Rabearimanana no milalao azy dia halefantsika RADIO OASIS TANA 106.4 FM na koa KOLO TVFM na koa RADIO DON BOSCO na koa @ radio ACCEM sy @ radio Rdj

Azoko natao ny nanisy Popup Pub avy @ Google (Google ADS) tao @ ilay reseaux sociaux AKOR izay noforoniko sy ahy mba hah...
06/02/2024

Azoko natao ny nanisy Popup Pub avy @ Google (Google ADS) tao @ ilay reseaux sociaux AKOR izay noforoniko sy ahy mba hahafahako mahazo vola mba hivelomako kanefa tsy nanao an'izany mihintsy aho !

Ny antony dia tiako ianareo ny hampiasa ny AKOR ampilaminana sy tsy misy ahiahy. Indrindra koa raha manao an'izany aho dia tsy manaja mihintsy ny vie privee-nareo ary toy ny mampiasa an'izany. Ankoatr'izay dia tena tiako ny hampiasanareo sy ny hatokisanareo an'ilay application satria tiako ho tsapanareo fa tsy misy antony tokony ny hanaovako collecte d'information sy espionnage @ izany mihintsy. Ary azo porofoina tokoa izany satria dia maromaro ihany izay ireo mpampiasa ny AKOR izay milaza fa toa tsisy ADS mihintsy ao. Ary ny AKOR dia mihevitra fa ianao irery ihany no tompomarika sy tompon'andraikitra @ izay Jerenao sy arahinao noho izany dia tsy manao influence na Propagande na koa manipulations ny AKOR.

Miezaka faran'izay tena mafy ny AKOR sy i Tantely Tantely Orionmba hanome ny tena tsara indrindra sy ho matotra amin'ny fifampitokisana ary ny hanolotra ny contenu tsara indrindra mba ho fampitana fahaizana sy ho fzarana traikefa sy fahalalana, izany no antony tokony ny hijoroan'ilay Fonctionnalite fianarana (e-learning) ao anatin'ny AKOR izay mety hahazoana certificat mihintsy saingy mbola misy olana be tsy maintsy alamina ny amin'izay fa tsy maintsy lazaiko eto ihany izany rehefa afaka mijoro ilay izy.

Miankina 'ny isanareo izay manandrana sy mampiasa azy anefa ny fivoaran'ny AKOR ka mba ampionareo aho ny @ izany.

Mirary soa ho anao hatrany i AKOR ary Manentana anao mba hampiasa azy avy eo hanao FeedBack momba azy io mba ho fanatsarana ny version Mbola ho avy, mandray fiarahamiasa koa anefa i AKOR. Marihina fa tsy afaka miresaka @ Compte Fake izahay AKOR !

Eto Ampamaranana dia tsiako ny hisaotra an'ireo izay nanana fironana nanampy hatrany ka ireto avy izireo :

Rsn Hina
Ange Alfredo Tahiriniaina
Young Dev
Tsiory Rabearison
Sylvio Spers
Fanirisoa Miangaly
Mero Kosiky
Millennial Academy
ASP PRO ITAOSY (Aide et service à la personne)
Picpak Studio
Jouannat Sitrakiniavo
Midi Madagasikara
Ny Groupe Apk Library
Fanilo TOUR MADA - Tamatave

Zah Mahita ny EX-ko ao @ AKOR image-Credit : twitter.com
06/01/2024

Zah Mahita ny EX-ko ao @ AKOR

image-Credit : twitter.com

04/01/2024

akor.mg

Address

Antaninarenina
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akor posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share