JNTravel & Cargo MDG

JNTravel & Cargo MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JNTravel & Cargo MDG, Adravoahangy Ambony, Antananarivo, Antananarivo.

👉Transitaires : 🇨🇳Chine - Mada
👉Voyage Organisé Mada 🇲🇬
👉Guide touristique et accompagnateur:
🇨🇳 Chine, 🇯🇵Japon, 🇦🇪Dubai, 🇭🇰 Hong-Kong, 🇸🇬Singapour, 🇲🇾Malaisie,🇲🇺Maurice,


🌎"Du Monde à Madagascar..."

+261388446509

🕛 23 h 05 (24/12/25) Mada🕛 04 h 05  (25/12/25) eny amin'ny habakabaka eny makany Singapour ✈️JNTravel & Cargo MDG "Du Mo...
25/12/2025

🕛 23 h 05 (24/12/25) Mada
🕛 04 h 05 (25/12/25) eny amin'ny habakabaka eny makany Singapour ✈️

JNTravel & Cargo MDG
"Du Monde à Madagascar..."





👉 Tongasoa ndray ny voyage Manaraka androany 👍👉 KUALA 👉 MELAKA 👉 SINGAPOUR ❤️😱 Fga hono io bus io antsika mintsy ? 😅
25/12/2025

👉 Tongasoa ndray ny voyage Manaraka androany 👍

👉 KUALA 👉 MELAKA 👉 SINGAPOUR ❤️

😱 Fga hono io bus io antsika mintsy ? 😅

F'inona ko ary ty mahazo an'i Paris 😅....Ville TOURISTIQUE nefa... Asa hoe be Frantsay b loatra ve sa ahoana any 😅"mba j...
23/12/2025

F'inona ko ary ty mahazo an'i Paris 😅....

Ville TOURISTIQUE nefa... Asa hoe be Frantsay b loatra ve sa ahoana any 😅

"mba jerijereo ny tananatsika" ozy mahaleo zay fa be loatra le lakan-drano tsentsina e

23/12/2025

😊 RAHAMPITSO

Raha misy ho anareo any any ka te Ampitondra izay tena ilainareo dia afaka entinay. ❤️ Tia mizara ❤️
no resaka eto

"Du Monde à Madagascar..."


🙏 Félicitations ho azy tamin'ny semaine lasa iny 🙂 (manasa anao iditra mp)👉 Tadidio fa bola mitohy hatrany ny amin'izy s...
22/12/2025

🙏 Félicitations ho azy tamin'ny semaine lasa iny 🙂 (manasa anao iditra mp)
👉 Tadidio fa bola mitohy hatrany ny amin'izy semaine ity

DÉCHARGEMENT MARITIME ET LIVRAISON... 💪🙂
22/12/2025

DÉCHARGEMENT MARITIME ET LIVRAISON... 💪🙂

20/12/2025

😊 RAHAMPITSO

Raha misy ho anareo any any ka te Ampitondra izay tena ilainareo dia afaka entinay. ❤️ Tia mizara ❤️
no resaka eto

Alaina ao am AL BARSHA City Max ilay izy

"Du Monde à Madagascar..."

❓Inona avy no afaka anampian'ny   anao any Chine❓👉 Afaka manampy anao izahay amin'ny fangalana ny entanao any am Fournis...
19/12/2025

❓Inona avy no afaka anampian'ny anao any Chine❓

👉 Afaka manampy anao izahay amin'ny fangalana ny entanao any am Fournisseur anao
👉 Afaka jerenay ihany koa ny entana tianao hafarana ao Guangzhou ary efa misy fandaminana atao mba afaka misafidy tsara ianao
👉 Afaka manampy anao @ "packaging" ihany koa izy.
👉 Raha misaratsaraka be ny fahatongavan'ny entanao dia afaka manao "groupage" ny entanao koa.

Maro no afaka anirahana ny poste 10 tsika 😊

⚠️ Marihina fa manomboka Janvier indray no dispo aloha io Joueur antsika io fa dia miomàna dieny izao e😉





🌏 SHENZHEN :  Ville farany ampafantarinay amin'ireo andehanana amin'ny Spécial BUSINESS Chine @ Mars 2026.👉 Toerana nato...
19/12/2025

🌏 SHENZHEN : Ville farany ampafantarinay amin'ireo andehanana amin'ny Spécial BUSINESS Chine @ Mars 2026.

👉 Toerana natokana ho an'ny Mpanjono izy ity taloha, ary akaikin'ny Frontière mampisaraka an'i sy .

👉 Tao anatin'ny fotoana fohy anefa dia niova ho lasa marché international amin'ny resaka électronique ilay tanàna.

👉 Ahitana ny fournisseur toy ny :

- Téléphones
- Ordinateur portable
- Disc dur
- pièces de rechange électronique... any an toerana.

❤️ Anisan'ny toerana afaka safidinao andehanana i amin'ny Voyage Organisé karakarainay manaraka.

Tarif : 8 500 000 MGA /Pers

💢 Offres Inclus :
- VISA
- Billet d'avion A/R
- Ticket Train A/R
- Transport durant l'activité
- Transfert d'argent (alipay, wetchat)
- Hébergement
- Accompagnateur & Guide durant l'activité

📣 INSCRIPTION Avant 27 Janvier 2026

038 84 465 09
Wetchat (+261)388446509
📧 [email protected]

BONNE fin de semaine dôl. 💪⚠️ Sary hita page iray taty Afrique 🤣
19/12/2025

BONNE fin de semaine dôl. 💪

⚠️ Sary hita page iray taty Afrique 🤣

😊 Motivation du jour 💪JNTravel & Cargo MDG"Du Monde à Madagascar..."
18/12/2025

😊 Motivation du jour 💪

JNTravel & Cargo MDG

"Du Monde à Madagascar..."

⚠️ COMMUNIQUÉ ⚠️Ho antsika nandefa   départ 15 décembre dia efa afaka récupérer-na Bureau daholo ny entana.⚠️ Départ   a...
18/12/2025

⚠️ COMMUNIQUÉ ⚠️

Ho antsika nandefa départ 15 décembre dia efa afaka récupérer-na Bureau daholo ny entana.

⚠️ Départ akaiky indrindra dia ny 20 déc ho avy izao ( Chine Mada)

❤️ Mankasitraka antsika hatrany amin'ny fahatokisana 🙏

JNTravel & Cargo MDG
"DU MONDE À MADAGASCAR..."






Address

Adravoahangy Ambony, Antananarivo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261324974924

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when JNTravel & Cargo MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share