31/05/2026
Faly miarahaba ireo reny rehetra amin'ity andro mamy be natokana ho anareo ity.
Mirary soa anareo. Ho feno fitahiana, fanambinana ary fahasoavana hatrany anie ny fiainanareo sy ny ankohonanareo.
Arahabaiko manokana ny reniko sy ny anabaviko.
Dia poa-tsatroka manokana ho an'ireo sady neny no dada, ireo mères célibataires. Mafy ianareo !
Mirary soa jiaby.