Vente by Mi

Vente by Mi Abonnez-vous

Coucou daholo.Pull dispo tout à 5000ar
21/08/2025

Coucou daholo.
Pull dispo tout à 5000ar

Tsy mila mivoaka an-trano intsony ianao fa afaka manafatra mivantana 🛒Manteau mirindra, maivana nefa mafana, tonga lafat...
10/08/2025

Tsy mila mivoaka an-trano intsony ianao fa afaka manafatra mivantana 🛒
Manteau mirindra, maivana nefa mafana, tonga lafatra ho an’ny vanim-potoanan’ny hatsiaka ❄️

✅ Livraison haingana
✅ Kalitao ambony
✅ Misy loko sy habe maro

Rehefa voapasoka ireto Tonga de TOP fa nareo vé ahoana e?Tena raitra oa15.000ar fotsiny nefa
10/08/2025

Rehefa voapasoka ireto Tonga de TOP fa nareo vé ahoana e?
Tena raitra oa
15.000ar fotsiny nefa

Zany aloha ny vaky ball manteau💥15.000ar
10/08/2025

Zany aloha ny vaky ball manteau
💥15.000ar

😱OAY ireto hatsaran'ny    Tena oe raitra Sady mora reto an
31/07/2025

😱OAY ireto hatsaran'ny
Tena oe raitra Sady mora reto an

Ty Misy goûté Kely ho an'ny ankizy amzao vacance Zao reto a.🍰 Gâteau kely mora (tsy mila four)Akora ilaina :2 atody5 sot...
28/07/2025

Ty Misy goûté Kely ho an'ny ankizy amzao vacance Zao reto a.

🍰 Gâteau kely mora (tsy mila four)
Akora ilaina :
2 atody

5 sotro siramamy

5 sotro menaka

10 sotro lafarinina

1 sotro levure chimique

1 sotro ronono vovony (na 3 sotro liquide)

Voanio (na zeste citron)

Fikarakarana :
Kapohina atody + siramamy.

Ampiana menaka, ronono, vaniô.

Arotsaka lafarinina + levure. Afangaro tsara.

Atao anaty lasitra (na vilany nasiana menaka).

Andrahoina amin’ny charbon na gaz malefaka ambany 20-30 min

➡️ Raha tiana: asio confiture na sôkôla ambony.
Mazotoa homa a dia Abonneo ny pagentsika 🥰

28/07/2025

Merci beaucoup antsika androany ô.
Demain daholo ny an.
Bisous daholo .
Aza miala fa ny fa hisy Zavatra foana no hitanareo eto amin'ny page 😘

28/07/2025

Manteau sy palazzo ary bombers mora be ao @ live ao izay hanangona @super fans

Coucou.Manteau VIP tout à 25.000ar tena raitra👌
20/07/2025

Coucou.
Manteau VIP tout à 25.000ar tena raitra👌

Perfecto cuir👌Taille M25.000arGris métallisé
14/04/2025

Perfecto cuir👌
Taille M
25.000ar
Gris métallisé

Perfecto cuir👌Taille L25.000arVert gris
14/04/2025

Perfecto cuir👌
Taille L
25.000ar
Vert gris

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261388787192

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente by Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share