Madagascar Football

Madagascar Football Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madagascar Football, Digital creator, Antananarivo.
(2)

MAZAVA NY TENIN INGAHY COACH CORENTIN MARTINS HOE :  METY HO TENA  EFA SAROTRAROTRA NY AHAZOANA NY LAHARANA VOALOHANY AT...
15/09/2025

MAZAVA NY TENIN INGAHY COACH CORENTIN MARTINS HOE : METY HO TENA EFA SAROTRAROTRA NY AHAZOANA NY LAHARANA VOALOHANY ATO @ VONDRONA ITY , FA NY OBJECTIF HOY IZY DIA NY AHAZOANA DOUBLE VICTOIRE AMINIREO LALAO ROA AMBINY IREO MBA AHAVOATAZONA NY MEILLEUR 2 e ( 4 ISA ) , EFA TENA GRAND PAS HO ANY TONTOLON NY BAOLINA KITRA MALAGASY IZANY HOE BARRAGISTE IZANY , MOA NY CLASSEMENT FIFA KONKO METY TAFIDITRA HO TOP 100 FIFA

EKENA FA MISY NY VOKATRA MIRACLE EO @ TONTOLON NY BAOLINA KITRA , FA RAHA IREO MPIFANANDRINA @ GHANA IREO ( CENTRAFRIQUE , COMORES ) METY AHAZOANY 6 POINTS AZA IREO , AU MOIN 4 POINTS NO AZONY AMINIREO , MOA ISIKA KOA MAHAZO 4 POINT EFA TAFA BARRAGISTE FOANA

HAFATRA HO ANAREO STAFF , DTN , COACH ,TENA ILAINA TOKOA NY FANANTEVENANA RENFORT FA TSY HIATEHITRA FOTSINY AMINIREO EXPAT TEO IRENY , MOA ANOME VAHANA LOATRA NY BAREA LOCAUX ( CHAN FARANY TEO ) TSARA RY ZALAHY IRENY , FA SAINGY TSY ANJAZA IO COMBAT IO , ARY MILA MPILALAO AVO LENTA

IRETO NO RENFORT HILAINTSIKA :
RYAN PONTI - KENJY VAN BOTO - RAOLISOA LILIAN - THIERNO MILLIMINO

MBA NOFINOFINAY MPANKAFY ITY REHEFA HIDONA @ COMORES MBA HANAMAFISANA NY 2 e POSITION

Fifanintsanana MONDIAL 2026Azo antoka ny maha laharana faha-2 an'i Madagascar aorian'ny andro faha-8.Mbola misy matchs 2...
09/09/2025

Fifanintsanana MONDIAL 2026
Azo antoka ny maha laharana faha-2 an'i Madagascar aorian'ny andro faha-8.
Mbola misy matchs 2 farany amin'ny volana oktobra ato amin'ny vondrona I misy an'i Madagasikara:
Ny 6 hihaonana amin'i Comores
Ny 13 hihaonana amin'i Mali

Barea 3  # 1 Tchad : Fร‰LICITATIONS BAREA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FA TENA MENDRIKA TANTERAKA ANAREO๐Ÿ’ชโค๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌManao le Barea e ๐Ÿ˜
08/09/2025

Barea 3 # 1 Tchad : Fร‰LICITATIONS BAREA๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FA TENA MENDRIKA TANTERAKA ANAREO๐Ÿ’ชโค๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Manao le Barea e ๐Ÿ˜

Tapitra ny lalao : Barea 2 - 0 Centre AfriqueMerci Barea โค๏ธ---Araho foana ny pejin'tsika
04/09/2025

Tapitra ny lalao : Barea 2 - 0 Centre Afrique
Merci Barea โค๏ธ

---
Araho foana ny pejin'tsika

FIFANINTSANANA MONDIAL 2026Hivantana amin'ny TVM ireo lalao roa ataon'ny ekipam-pirenena malagasy ny 4 sy ny 8 Septambra...
03/09/2025

FIFANINTSANANA MONDIAL 2026

Hivantana amin'ny TVM ireo lalao roa ataon'ny ekipam-pirenena malagasy ny 4 sy ny 8 Septambra 2025, samy hariva

ALEFA MADAGASIKARA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ˜Nindramina navoakan'ny pejy vahiny: Le gardien vรฉtรฉran du Madagascar a conduit son รฉquipe en finale de CHAN sans fair...
27/08/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ˜Nindramina navoakan'ny pejy vahiny:
Le gardien vรฉtรฉran du Madagascar a conduit son รฉquipe en finale de CHAN sans faire de bruits :

๐Ÿงคโ—ฝ๏ธ04 arrรชts contre Centrafrique (3e journรฉe) MVP
๐Ÿงคโ—ฝ๏ธ07 arrรชts contre Burkina Faso (4e journรฉe)
๐Ÿงคโ—ฝ๏ธ03 arrรชts plus deux penaltys en 1/4 finale
๐Ÿงคโ—ฝ๏ธ05 arrรชts plus cleen sheet en 1/2 finale

Tout simplement le meilleur gardien du CHAN !

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Leda, Melvin, DaboSamy efa mpiandry tsatokazon i BareaAlefa Barea
27/08/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Leda, Melvin, Dabo

Samy efa mpiandry tsatokazon i Barea

Alefa Barea

09/08/2025

Mbola ao tsara daoly ve tsika mpanohana ny BAREA De Madagascar oh ? ๐Ÿ’ช๐Ÿป๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Grave be koa ty tranga tany Mahajanga ty ๐Ÿฅบ--- Vaovao avy @ Viva Mahajanga๐Ÿšจ๐…๐€๐‡๐€๐๐Ž๐ˆ๐™๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€-๐“๐’๐€๐Š๐€๐…๐Ž ๐“๐€๐Ž ๐Œ๐€๐‡๐€๐‰๐€๐๐†๐€: ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€...
18/06/2025

Grave be koa ty tranga tany Mahajanga ty ๐Ÿฅบ

--- Vaovao avy @ Viva Mahajanga
๐Ÿšจ๐…๐€๐‡๐€๐๐Ž๐ˆ๐™๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐€๐‘๐€-๐“๐’๐€๐Š๐€๐…๐Ž ๐“๐€๐Ž ๐Œ๐€๐‡๐€๐‰๐€๐๐†๐€: ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐Ÿ‘ ๐Œ๐๐ˆ๐‡๐€๐•๐€๐๐€ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐Œ๐€๐“๐˜๐Ÿ˜ญ

๐Ÿฅบ niaraha-nifety ny folak'andron'ny Alahady tamin'ny fetin'ny ray no niarahan'ireto mpianaakavy ireto. Niantsena tamin'ny " Grande surface" iray tao Mahajanga izy ireo, ka avy amin'io sakafo io izay fantatra fa "๐™ˆ๐™ค๐™ง๐™ฉ๐™–๐™™๐™š๐™ก๐™ก๐™š" no niavian'ny fahapoizinana.
๐Ÿ˜ฑNy harivan'io ihany dia nandoa ity zazakely vao 2 taona izay tafihinana tamin'io sakafo io, toy izany koa ireo ambiny ka noentina niditra hopitaly avy hatrany.

โšฐ๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ค๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ๐™š๐™›๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ง๐™š๐™ค 3 ๐™ฉ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค, ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ ๐™ฏ๐™–๐™ฏ๐™–๐™ ๐™š๐™ก๐™ฎ ๐™ž๐™ฉ๐™ฎ, raha toa ka mbola manaraka fitsaboana eny amin'ireo Hopitaly ankehitriny ireo 4 ambiny izay mpianakavy avokoa.

๐Ÿ’ฅEfa nisy moa ny fepetra noraisina tamin'io " Grande Surface " iray ao an-toerana androany maraina sy ny fakana singa ireo tsakitsaky nampidi-doza ireto fianakaviana ireto.
(VivaMahajanga)

Zavatra vitsi2 momba ny Papa Lรฉon XIV mety tsy fantatrao :Izy no papa voalohaby teraka tao USAManana doctorat en droit c...
09/05/2025

Zavatra vitsi2 momba ny Papa Lรฉon XIV mety tsy fantatrao :

Izy no papa voalohaby teraka tao USA

Manana doctorat en droit canonique izy

Mahay miteny anglisy, espaniola ary italiana izy.

Talohany naha pretra azy dia efa livreur de pizza tany Chicago izy.

Nifidy ny anarana hoe Lรฉon XIV izy ho fanomezam-boninahitra an'i Saint Lรฉon le Grand, papa tamin'ny taonjato faha-5.

---
Aza hadino ny formation Symfony, DevOps sy Backend ao WeCours ๐Ÿ“ž 034 84 586 05
---
Raha te hianjaka dia andao ho ao @ Anjaika

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Football posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share