Likely Randria

Likely Randria 🌏Tongasoa/Bienvenue/Welcome
⏳whatsaap: 0348158291

Blog Personnel/Creation perso....
(1)

12/05/2026

Maninona zany Le kapoakam-bary no tsy mba sasana mintsy ?

Tsy aiko fa otrany mahita zavatra hafahafa zah Amin le pozin'ito tavohangy ito 😌Otrany hoe mahita sarin' ....... Zany 😭T...
12/05/2026

Tsy aiko fa otrany mahita zavatra hafahafa zah Amin le pozin'ito tavohangy ito 😌
Otrany hoe mahita sarin' ....... Zany 😭
Tsindrio ngeh le sary ☑️

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika ☑️❣️
11/05/2026

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika ☑️❣️

Mba nandefasany anio sary io zah androany dia nanotanyy izy hoe " Aiza aminreo hono ny poziny ? " Dia namaly zah hoe tsi...
10/05/2026

Mba nandefasany anio sary io zah androany dia nanotanyy izy hoe " Aiza aminreo hono ny poziny ? "
Dia namaly zah hoe tsisy aminreo🙄..
Zao ah manambitamby anazy efa adin roa 😔

_____________
Ary nenareo mba Iza aminareo ry vehivavy ?

10/05/2026

10 haha (😂) dia andeha hisotro toaka ah Zao dia Zao

10/05/2026

Fa le ankanjonareo ko ry sipa rehefa mandeha mivavaka tena nahavitanay film tao antsainay mintsy nefa vatanay ao ampiangonana 😭

09/05/2026

Tsy Lait...
Ny message Lah nataony vu nandritran' ny 2 taona dia hoe ao mba publieo lessy ito zavatra amidy ko ito 😏
Nmn ..

Nenareo any koa ve ny ron-dasopy vidiana 200 ar rehefa mihinana composé na misaoo 😏Zahay aminio miandry ela bé hoe misy ...
09/05/2026

Nenareo any koa ve ny ron-dasopy vidiana 200 ar rehefa mihinana composé na misaoo 😏

Zahay aminio miandry ela bé hoe misy anatitra le rony Kay rehefa nanotanyy hoe " afaka mahazo rony ve " dia hoe 200 ar 😅

Composé sa misaoo nenareo ?

😭🤣

Mi---Coms ao dool ndray ry zareo mpanakiana hoe " Félicitations" 😅Ny gasy dia gasy foana ...Ataovy milay ry   eh☑️
08/05/2026

Mi---Coms ao dool ndray ry zareo mpanakiana hoe " Félicitations" 😅
Ny gasy dia gasy foana ...

Ataovy milay ry eh☑️

   Bruno Mars hono 🤗😭Zay fa bonne nuit ☑️
08/05/2026

Bruno Mars hono 🤗😭
Zay fa bonne nuit ☑️

Tena choqué be koussa ah nahita anioo vaovao io ...Tsy aiko na marina na tsia 😌Fa Raha marina dia Tena hoe mety tsy ampy...
08/05/2026

Tena choqué be koussa ah nahita anioo vaovao io ...
Tsy aiko na marina na tsia 😌
Fa Raha marina dia Tena hoe mety tsy ampy fampaherezana izy 😌

Address

Antananarivo

Telephone

+261348158291

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Likely Randria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Likely Randria:

Share