Conseils de vivre en couple

Conseils de vivre en couple 💗Heureux couple ❣️

16/10/2024

👻Mafy nge zany hoe enao 18ans nefa kotian zaza 13ans satria enw fohy sady kely👺

LA FEMME:● elle change de nom.● elle change de maison.● elle quitte sa famille.● elle emménage avec vous.● elle construi...
08/06/2024

LA FEMME:
● elle change de nom.
● elle change de maison.
● elle quitte sa famille.
● elle emménage avec vous.
● elle construit une maison avec vous.
● elle tombe enceinte, la grossesse change son corps.
● elle prend du poids
Jusqu'au jour de sa mort... tout ce qu'elle fait... cuisiner, nettoyer votre maison, prendre soin de vos parents, élever vos enfants, gagner de l'argent, vous conseiller, veiller à ce que vous puissiez être détendu, entretenir toutes les relations familiales, tout ce qui vous profite... parfois au détriment de sa propre santé, de ses passe-temps et de sa beauté.
Alors, qui rend vraiment service à qui ?
Chers hommes, appréciez toujours les femmes dans votre vie, car ce n’est pas facile d’être une femme.
Être une femme n'a pas de prix ❤️

22/04/2024

Tia izy de niaritra mafy na tsy tsapan-lah ary ratra tao anatiny✌️✍️💗...

Tu es belle 😍: il va te tromper Tu es maigre 😔: il va te tromper Tu es grosse🤤 : il va te tromper Tu es sérieuse 😘: il v...
27/03/2024

Tu es belle 😍: il va te tromper
Tu es maigre 😔: il va te tromper
Tu es grosse🤤 : il va te tromper
Tu es sérieuse 😘: il va te tromper
Tu l'aime ❤: il va te tromper
Tu prends soin de lui 😚: il va te tromper
Tu es Fidèle 😊: il va te tromper
Tu fais bien la cuisine🥘 : il va te tromper
Tu es une déesse au lit😜 : il va te tromper
Tu es naturelle ☺: il va te tromper
Donc ma chérie, prends bien soin de toi, tout ce que tu fais, fais le pour toi, parceque l'homme même si tu le plonges dans un seau rempli de miel🍯, il va sortir pour demander le sucre.😏

✩𝐶𝑜𝑛𝑠𝑒𝑖𝑙𝑠 𝑑𝑒 𝑣𝑖𝑣𝑟𝑒 𝑒𝑛 𝑐𝑜𝑢𝑝𝑙𝑒❀

Mon seul bonheur💗
12/03/2024

Mon seul bonheur💗

03/03/2024

NY LEHILAHY VE??
Mba resa-tsika vehivavy ity ❤️😍

Tsara tarehy ianao💃: AMPIRAFESINY
Mahia ianao 🚶‍♀️: AMPIRAFESINY
Matavy ianao🙈 : AMPIRAFESINY
Miasa ianao🗺️: AMPIRAFESINY
Mipetraka antrano ianao🏘️:AMPIRAFESINY
Matotra ianao 👽: AMPIRAFESINY
Tinao be izy 🤩: AMPIRAFESINY
Karakaraina A a Z izy 💟 : AMPIRAFESINY
Manaja azy ianao🤗 : AMPIRAFESINY
Mahay mahandro ianao🍜🍝🥘 : AMPIRAFESINY
Tu es une deesse au lit 🛌: AMPIRAFESINY
Manao natoraly ianao👩‍🦰 : AMPIRAFESINY
Manao makeup ianao👄💅: AMPIRAFESINY

👉Noho izany dia manomboka izao ho anareo vehivavy BE TARAINA lava ato amin'ny facebook ireo :ny VATANAO sy MOMBANAO sy NY HO AVINAO manokana karakaraina dia ataovy izay mahatsara anao sy mahafalifaly isan'andro
Fa ny LEHILAHY na fahananao TANTELY iray barika isan'andro aza izy dia mbola mitady SIRAMAMY ihany izy anapoany iny tantely iny!
Ianao no ANTITRA RANGORY KELY RAIM sy VALO hiady aman'olona lava amin'ny agegeny eo!
Mahereza dia NDE RETSY JEREO NY FITARATRA DIA MITSIKIA dia hatsarao ity HATSARANA BE HANANAO saika hosimbainao amin'ny ranomaso sy fiferotan'aina lava ity a!

(Tsy atao imasony fa resatsika samy vehivavy ihany😂😂😂) Misy bandy mba manaramaso sy mirevy anao koa anie any ho any fa ianao no te HIARITRA FAHORIANA sy FIJALIANA ao e!

😘😍

02/03/2024

Raha tsy lahatra ny anay roa ry Yaveh 🥺fahasalamana ny ilaiko ny ahy de volabe🙏💗

02/03/2024

💗Je suis une jeune maman,donc,bien évidemment que.......👇

23/02/2024

Manotany daholy ny olona hoe tsy malahelo ve ndryyy ??👩‍🦰
-> Nonnn💗
Nonn satria za afapo, nanao izay vitako ahoo, lany andro niala nenina ah fa le anay mintss no tsy mety dia aleoko nofaranana ny mombanay dia nanoratra tantara mamy kely vaovao aho ankehitrinyyy. 🥰
Dia tsisy neniko ny lasa satria zah namela mamyyyy....
Efa boky afa mintss vao vaovao be ny ankehitrinyyy ary tsy foiko hifarana 👥💌

23/02/2024
23/02/2024

Ny vehivavy tena tia matetika mila vaniny amin ny tsy antony🥱na de teny iray ary adino de efa mankarary ny fony🤯mahasaropiaro azy daholo na de fietsika kely aza 😓ny fijanonana eo amin ny finday ela rehefa miaraka aminy🙄

Ny lehilahy mihevitra oe tsy fahatokisana nefa tsy zay le izy fa tiany fotsiny oe izy fona no prioritaire amlah tiany ho rarahina fona izy💌
Matetika izy no kizitina indrindra ref marary fa tsy vola na fanafody no ilainy hahasitrana azy fa fitiavana sy tambitamby🥳💗

Raha tena tinao io olon tinao io dia ataovy izay hahasambatra azy👩‍❤️‍👨aza avela hitomany izy 😭hajao fona izy amin fotona rehetra😍tiavo amin fahalemeny sy amin maha izy azy sy ilay tena toetrany🥰💌anehoy fitiavana fona izy👩‍🦰

Zay fa mahareta hatramin farany daoly 😽💗kounyy🤝

18/02/2024



Rehefa nandinika aho dia antony iray lalina be sy ngeza be mahatonga antsika tsy mandroso ny ratra anaty vokatry ny fitaizany sy ny fiarahamonina!!!

⏺️ Ratra anaty izay mahatonga antsika te hamaly faty ka izay tandrify eny dia tratran'ny aza manody!!!

⏺️Ratra anaty mahatonga atsika ho be ahiahy sy fahatahorana ka tsy te hisehatra mivantana intsony handray an-tanana ny fiainana!!!

⏺️ Ratra anaty izay mahatonga antsika tsy te hametraka vina sy tanjona intsony satria feno haizina ny fo ka tsy mahatakatra intsony ny saina!!!

⏺️ Ratra anaty izay mahatonga antsika hirefarefa ka toa fahafinaretana ny mahita izay tsy milay any amin'ny olona!!

⏺️ Ratra anaty mahatonga ny fahasorenan'ny fo efa ory ka dia vao maika mampirongatra ny haromotana anaty tsy sahy resahina imaso fa lasa ady mangatsiaka sy lonilony miandry okaz hipoahana!!

♻️ Vahaolana:
✔️Fantarina mazava ary ekena fa misy ilay izy!!!
✔️Rehefa izay dia tsy rarahiana tsotra izao intsony!!!
✔️Mamaritra vina vaovao be!!!
✔️Atao izay hahalatsa-pitiavana anao amin'ilay projet vaovao!!!

✔️✔️Manao ilay atao hoe lâcher prise!! Avelao any...avotsory...ario ireo toetra anaty manambany anao ka mahatonga anao hirefarefa!!!

AZO ZARAINA, AZO ADIKA. MISAOTRA INDRINDRA

Mirary soa ho anao za😍💗

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Conseils de vivre en couple posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share