DIEU VOUS AIME

DIEU VOUS AIME Page créé pour l'évangélisation concernant l'amour de Dieu, la repentance, l'arrivé de Jésus.

15/09/2026
📖 Andininy anio"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be."— Isaia 40:29Na reraka aza ianao, na...
06/07/2026

📖 Andininy anio

"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be."
— Isaia 40:29

Na reraka aza ianao, na kivy, na tsapanao fa tsy manana hery intsony, dia tsarovy fa Andriamanitra no loharanon'ny hery tena izy. Tsy mijery ny fahalementsika Izy, fa manome hery vaovao ho an'izay miantehitra Aminy.

Aza kivy. Mbola afaka manohy ny dia ianao, satria Andriamanitra no mampahatanjaka anao.

🙏 Matokia Azy, fa ny heriny no mahatanteraka izay tsy vitantsika.


02/07/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Soa Nah, Tiantsoa Niaina

14/05/2026

Misy fanantenana ho antsika ao amin'i Jesosy

10/01/2026

Misy mampiasa puce airtel ve ianareo? Airtel ihany aloha dia handefasako verset.

Miarahaba antsika rehetra nahatratra soa ny taona vaovao. Hanomboka taona vaovao indray isika dia andao hiaramandeha ami...
31/12/2025

Miarahaba antsika rehetra nahatratra soa ny taona vaovao.
Hanomboka taona vaovao indray isika dia andao hiaramandeha amin'Andriamanitra. Izy no atao lohany amin'ny zavatra rehetra.

Psaume 23:1"L'Eternel est mon berger, je ne manquerai de rien".Que cette parole t'apporte paix, confiance et espérance a...
31/12/2025

Psaume 23:1

"L'Eternel est mon berger, je ne manquerai de rien".

Que cette parole t'apporte paix, confiance et espérance aujourd'hui.
Merci de laisser un 🥰 et de partager ce verset.

03/11/2025

Aoka hitandrina isika, hiambina tsara fa amin'izao andro farany izao satana dia miezaka mamily ny Kristiana hiala amin'ilay fahamarinana efa napetrak'Andriamanitra.

Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesoa Kristy Tompontsika. — I Tesaloniana 5 : 23

Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak...
11/09/2025

Fa tahaka ny helatra manelatra hatramin'ny faravodilanitra ka mahazava hatramin'ny farany koa, dia ho toy izany ny Zanak'olona amin'ny androny, — Lioka 17 : 24

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341376153

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DIEU VOUS AIME posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DIEU VOUS AIME:

Shortcuts

Share