𝚃𝚛𝚎𝚜𝚘𝚛𝚜 𝚜𝚑𝚘𝚙

𝚃𝚛𝚎𝚜𝚘𝚛𝚜 𝚜𝚑𝚘𝚙 🤎Osez, et apprend à être vous-même 💋

01/05/2025

Bonjour 🤍 ity ny valiny lalao antsika dia ialana tsiny @ fahatarana🫶🏻 Arabaina i Rakotonanahary Olga nahazo brume 88 ml🫶🏻 iangaviana ianao hiditra mp avy hatrany🥰 Misaotra antsika rehetra nandray anjara de bisou be daholo😘

Bonjour daholo🤩😍Araraoty fa mbola misy vitsivitsy dispo amin'ireto brume ireto o🥰😍Bonne journée daholo🥰🤩❤
18/04/2025

Bonjour daholo🤩😍
Araraoty fa mbola misy vitsivitsy dispo amin'ireto brume ireto o🥰😍

Bonne journée daholo🥰🤩❤

Bonsoir les Tresors🥰😍Ireto amin'izay ilay arrivage nomaninay hoanareo ary🥰😍Dia ilay nifanarahantsika ihany koa, give awa...
16/04/2025

Bonsoir les Tresors🥰😍
Ireto amin'izay ilay arrivage nomaninay hoanareo ary🥰😍
Dia ilay nifanarahantsika ihany koa, give away ahazahoana brume mamy kely 88ml❤🤍💛

Toy izao ary ny fepetra amiin'ilay jeu:
👍j’aimer- o ny page
🤲partager-o en mode public ity publication ity
🫴mentionner-o namana 5 i-j’aime sy hilalao
30 Avril ny fisarihana ahh☺️🥰
Prix promo be fa araraoty o🤩❤
brume 250 ml : 12 000 Ar
Brume 88 ml : 6000 Ar
Collier : 10 000 Ar

Livraison partout à Madagascar😍🥰
Venez vite en mp pour commander😍

Coucou❤️ arrivageee oooRendez-vous à 18 h les filles 🥰Prix mora b ahhh…
16/04/2025

Coucou❤️ arrivageee ooo
Rendez-vous à 18 h les filles 🥰
Prix mora b ahhh

Bonsoir🥰Tena ela izay🤧 araka ny efa itanareo dia anarana vaovao indray ny entitsika… satria ivelatra koko ny entana ho p...
10/04/2025

Bonsoir🥰
Tena ela izay🤧 araka ny efa itanareo dia anarana vaovao indray ny entitsika… satria ivelatra koko ny entana ho présenter-na sy amidy eto @ page🥹 ireto misy sombiny amin’izany☺️
Brume, parfum, bijoux et déco😍
Aza adino mi partage sy mi j’aime ary mi s’abonne fa hisy jeux ho avy ah😄 Am erinandro avoaka ny arrivage mahakasika ireo fa lazaio ao anaty commentaire ny tinareo anampitsika ireo
Izay fa bisoouuuuu😘

Coucou😍
08/04/2025

Coucou😍

Bonsoir daholo😍🤩
Tena ela izay e😅
Mbola sahirana kely dia tena tsy nisy fotoana mintsy🥺
Fa misy vaovao tsara be kosa aloha e😍🥰
Hiverina tsy ho ela izahay miaraka amin'ny surprise tsara be 😍🥰

Aza miala lavitra ny page fa sady hisy jeu hahazahoana vola sy articles mamy kely koa🥰😍❤

Bisous😘😘

Bonsoir daholo😍🤩Tena ela izay e😅Mbola sahirana kely dia tena tsy nisy fotoana mintsy🥺Fa misy vaovao tsara be kosa aloha ...
05/04/2025

Bonsoir daholo😍🤩
Tena ela izay e😅
Mbola sahirana kely dia tena tsy nisy fotoana mintsy🥺
Fa misy vaovao tsara be kosa aloha e😍🥰
Hiverina tsy ho ela izahay miaraka amin'ny surprise tsara be 😍🥰

Aza miala lavitra ny page fa sady hisy jeu hahazahoana vola sy articles mamy kely koa🥰😍❤

Bisous😘😘

Joyeuses Pâques daholo🎉❤️Robe off shoulder no nanaovana fa tena mihaja be ahh💃Afaka anaovana @ tenis rapitso ko fa Tonga...
31/03/2024

Joyeuses Pâques daholo🎉❤️

Robe off shoulder no nanaovana fa tena mihaja be ahh💃
Afaka anaovana @ tenis rapitso ko fa Tonga de waooouuuhhh🤭😄❤️

16 000 Ar fotsiny 😄❤️

Arahabaina nahatratra izao andron'ny vehivavy izao isika vehivavy rehetra🥳❤️
08/03/2024

Arahabaina nahatratra izao andron'ny vehivavy izao isika vehivavy rehetra🥳❤️

Mirary erinandro feno fahombiazana sy fahasambarana eee❤️👕Ensemble kimono short : 25 000 Ar
19/02/2024

Mirary erinandro feno fahombiazana sy fahasambarana eee❤️

👕Ensemble kimono short : 25 000 Ar

13/02/2024

Coucou☺️
Ity ny valin'ny lalao antsika ô 😊
Félicitations i Nasaina Andrianirinarivelo sy Soa Fïiyh Noum's 🎉
Midira mp nareo 2❤️

🥂❤️
31/12/2023

🥂❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00

Telephone

+261344003024

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝚃𝚛𝚎𝚜𝚘𝚛𝚜 𝚜𝚑𝚘𝚙 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share