L.T.J Frånçïs

L.T.J Frånçïs Ny androany no fanalahidin’ny ampitso 🔑

🔰LALAHY.TSARA.JÔRØ.FRÅNÇÏS🔰

Miakara tsikelikely… fa aza mijanona mihitsyAbonne page 🙏👇👇👇👇👇L.T.J Frånçïs
16/04/2026

Miakara tsikelikely… fa aza mijanona mihitsy
Abonne page 🙏
👇👇👇👇👇
L.T.J Frånçïs

L.T.J Frånçïs
16/04/2026

L.T.J Frånçïs

Ianao ve no ho olona mahomby sa hijanona ho mpijery🥰L.T.J Frånçïs
15/04/2026

Ianao ve no ho olona mahomby sa hijanona ho mpijery🥰
L.T.J Frånçïs

Vao2 mampalahelo araka ny filazany maro azy.Vevavy mavesatra 8 mois nisy nanolana refa vita nataony reo ts matahtody de ...
12/04/2026

Vao2 mampalahelo araka ny filazany maro azy.Vevavy mavesatra 8 mois nisy nanolana refa vita nataony reo ts matahtody de zao zavatra nataony zare😓.Famonoana feno habibina🥺😭

vidéo raha mahatanty mijery
👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇👇
https://www.facebook.com/profile.php?id=100090750321133

ZAVA MISY ETO MADAGASCAR 🇲🇬Ity hazo masina na hazo mahita ity no manoro lalana ahitàna mpangalatra.Dadan'i Koto avy any ...
06/04/2026

ZAVA MISY ETO MADAGASCAR 🇲🇬
Ity hazo masina na hazo mahita ity no manoro lalana ahitàna mpangalatra.

Dadan'i Koto avy any Beforona no tompon'ity tehina nolovàny tamin'ny razambeny ity. Raha ny fanazavany dia, mahita an'ireo zavatra very nisy nangalatra na zava-miafina mampiahiahy eo min'ny fiainanao io fitaovana io. Tsy manana finday izy fa mila mankany Beforona izay mitady azy. Be mpahalala izy.

Nisy moto Honda 110cc very tamin'ny herinandro tany Toamasina. Dadan'i Koto mpahita no nantsoina hanampy amin'ny fikarohana.

Raha jerena dia, maivana amin'i Dadan'i Koto ilay tehina. Kanefa rehefa raisin'olon-kafa dia, vatan-dahy vitsivitsy vao mahazaka azy. Ilay izy rahateo mipelipelika araka izay lalana atorony.
Sary indrana🥹

👇👇👇👇👇👇👇👇👇Abonnez page 🥹🫵😘

https://www.facebook.com/share/1Cj1ShEdtm/?mibextid=wwXIfr

 😎Abonnez-vous
31/03/2026

😎
Abonnez-vous

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L.T.J Frånçïs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share