04/10/2026
Iza koa no handeha ? 🥾🌿
Hiaraka amin’i Dianay - Hike, hijery an’i Madagasikara amin’ny fomba hafa.
Ity mpiara-miasa vaovao amin’i Le Petit Voyageur Madagascar ity dia mikarakara randonnée mba hahitana tontolo miavaka, lalana vaovao ary hiarahana mandehandeha amin’ny hafa.
Mandeha an-tongotra, mifampiresaka, mijanona kely rehefa mahita toerana mahafinaritra… sady mahafantatra bebe kokoa ny toerana sy ireo olona monina ao, ary manajana tanteraka ny natiora.
📍Amin’ny 10 octobre, any Anjomoka, any amin’ny RN4 indray no haleha ! 6 km, ho an'ireo vao hanomboka izany, riandranon'Andrianambo ary hitsidika mba ho fanohanana. 🥾
Ary izao mihitsy ilay sortie azo atolotra an’ilay namana izay miteny foana hoe : « Tokony hihaona isika e ! »
📲 Hitanao ao amin’ny application Le Petit Voyageur Madagascar i Dianay Hike sy ireo mombamomba ity randonnée ity : https://www.lepetitvoyageur.mg/app/download
----
Qui vient marcher ? Dianay - Hike nous donne une bonne raison de sortir les baskets et de partir découvrir Madagascar.
Ce nouveau partenaire de Le Petit Voyageur Madagascar organise des randonnées encadrées pour changer de décor, découvrir de nouveaux sentiers et partager la balade. On marche, on discute, on s’arrête devant un paysage… et on fait connaissance avec les lieux et ceux qui y vivent, dans le respect de la nature.
📍Le 10 octobre, cap sur Anjomoka, sur la RN4 ! Un parcours de 6 km de niveau débutant, la cascade Andrianambo et une visite solidaire vous attendent. À proposer à cet ami qui dit toujours : « Il faut qu’on fasse une sortie ! »
📲Découvrez Dianay Hike et retrouvez les détails de cette randonnée sur l’application Le Petit Voyageur Madagascar : https://www.lepetitvoyageur.mg/app/download