Tsiky Sy Fahalalana

Tsiky Sy Fahalalana IANAREO MAHAFANTA-JAVATRA SY MIALA VOLY NO TANJONA SY FAHARINARETANAY!!!

🎉 Feno 17 taona androany i FY! 🎂
24/10/2025

🎉 Feno 17 taona androany i FY! 🎂

🤔🥱Tena efa ela ihany ny niodinan'ity sary ity teto amin'ny Facebook... Efa mba nisy nahafantatra azy ve???🥴
23/10/2025

🤔🥱Tena efa ela ihany ny niodinan'ity sary ity teto amin'ny Facebook... Efa mba nisy nahafantatra azy ve???🥴

🕊️🕊️🕊️Nodimandry i Ramerisedesy, fantatry ny rehetra tamin'ny filalaovana ny sarimihetsika Malok'ila. Misaona ny tontolo...
23/10/2025

🕊️🕊️🕊️Nodimandry i Ramerisedesy, fantatry ny rehetra tamin'ny filalaovana ny sarimihetsika Malok'ila. Misaona ny tontolon'ny sarimihetsika malagasy. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy.

Inona ilay teny nataony tena nahafantaranao azy tsy hadinonao mihitsy hatramin'izao??? 💔

(Heriniaina Sarindra)

🔥🔥🔥Nidina teny amin’ny kianjan’ny 13 Mey ny Jeneraly Rafidison Alain Bernardin ny antoandro teo. Naneho hevitra manoloan...
22/10/2025

🔥🔥🔥Nidina teny amin’ny kianjan’ny 13 Mey ny Jeneraly Rafidison Alain Bernardin ny antoandro teo. Naneho hevitra manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny izy sy ireo andian'olona niara-dia taminy.

Vonona ireo manamboninahitra Jeneraly hanao ny tena fanovàna, hasim-panorenana, hasim-pananganana, herim-panavotana ny firenena, hoy ny kabariny teny an-toerana.

Misy ny lamina napetraka sy nifandaminana teo amin'ny samy miaramila ho an'ny fanovana ny fitantanana ho fitsinjovana ny madinika, tsy voahaja anefa izany hoy ity Jeneraly ity, ka nijoro izy satria mbola misy ny manompo sampy, sampin'ny vola sy ny sorona, hoy hatrany izy.

Izy moa dia komandin’ny SEMIPI (Sekoly Miaramilampirenen) teo aloha ary iray andiany amin’ny Filoham-panjakana, Kolonely Randrianirina Michael.

🔥🧯 Nisehoana hain-trano teny Ambatobe androany tolakandro, saingy tonga haingana namono ny afo ny vondrona mpamonjy voin...
22/10/2025

🔥🧯 Nisehoana hain-trano teny Ambatobe androany tolakandro, saingy tonga haingana namono ny afo ny vondrona mpamonjy voina. 🙏💪
✅ Tsy nisy naratra na aina nafoy.
📸 CUA

✅🔥✈️ Tonga omaly hariva teto an-tanindrazana 🇲🇬 ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina.👨‍👩‍👧‍👦 Nitsena azy ny fian...
20/10/2025

✅🔥✈️ Tonga omaly hariva teto an-tanindrazana 🇲🇬 ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina.
👨‍👩‍👧‍👦 Nitsena azy ny fianakaviany sy ireo mpikambana ao amin’ny HVM.

🚨 Ny Pôle Anti-Corruption (PAC) dia namoaka didy fampisamborana iraisam-pirenena na mandat d’arrêt international ho an’i...
17/10/2025

🚨 Ny Pôle Anti-Corruption (PAC) dia namoaka didy fampisamborana iraisam-pirenena na mandat d’arrêt international ho an’i Mamy Ravatomanga.

👉 Midika izany fa azo samborina sy tazonina amin’ny firenena rehetra iantefan’ny lalàna iraisam-pirenena izy, ary azo hafindra aty Madagasikara hanolo-tena amin’ny fitsarana.

🔴🔴Ny Kolonely Randrianirina Michael no mitondra ny firenena hoy ny HCC.
14/10/2025

🔴🔴Ny Kolonely Randrianirina Michael no mitondra ny firenena hoy ny HCC.

14/10/2025

🙄🤣🤣Tena grevy hafahafa ity...

⚠️⚠️Nisy nifofo ny ain’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ka voatery nikisaka niaro ny tenany izy. Mamela ireo izay nif...
14/10/2025

⚠️⚠️Nisy nifofo ny ain’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ka voatery nikisaka niaro ny tenany izy. Mamela ireo izay nifofo ny ainy izy anefa. Manohy ny "mission" hamahana ny olan’ny firenena izy ary mijoro hatrany. Nolaviny ny fahatongavan’ny miaramila avy any ivelany.
Samia tompon’andraikitra ny ho avin’i Madagasikara ny rehetra. Masina ny Tanindrazana hoy izy.

Miantso ny Malagasy mba ho tony ny filoha Andry Rajoelina. Tsy mahazaka krizy intsony i Madagasikara, vao mainka aza hij...
13/10/2025

Miantso ny Malagasy mba ho tony ny filoha Andry Rajoelina. Tsy mahazaka krizy intsony i Madagasikara, vao mainka aza hijaly ny vahoaka Malagasy. Hitsahatra avokoa ny tetikasa miisa 100 mahery vatsian'ny mpamatsy vola vahiny vola raha mitohy ny korontana.

🥱🥱Soava mandry daholo ohh...
13/10/2025

🥱🥱Soava mandry daholo ohh...

Address

Ambanidia
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiky Sy Fahalalana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category