Tsiky Sy Fahalalana

Tsiky Sy Fahalalana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsiky Sy Fahalalana, Magazine, Ambanidia, Antananarivo.

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅNaiditra am-ponja vonjimaika eny Imerintsiatosika i Naivo Raholdina ary eny Antanimora kosa i Jean Nirina Rafanomezan...
21/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅNaiditra am-ponja vonjimaika eny Imerintsiatosika i Naivo Raholdina ary eny Antanimora kosa i Jean Nirina Rafanomezantsoa.

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora i Paul Rabary! ๐Ÿ”ฅ Voalaza fa efa hatramin'ny Zoma no voatazona teny Fiada...
15/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora i Paul Rabary!

๐Ÿ”ฅ Voalaza fa efa hatramin'ny Zoma no voatazona teny Fiadanana i Paul Rabary, Minisitry ny Fanabeazam-pirenena tamin'ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina. Androany kosa izy no voalaza fa niakatra fampanoavana ary izao naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora izao.

๐Ÿ”ฅ "Atteinte ร  la sรปretรฉ de l'Etat" no voalaza fa vesatra iampangana azy.

14/05/2026

๐Ÿ™ˆ๐Ÿ˜๐Ÿ˜… Izany ร ry ny Kopi Kolรฉ Ralay Malokila a!

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅTra-doza ny fiara nitondra ny tarika   ka namoy ny ainy tamin'izany ny mpandihy iray ao amin'ny tarika.๐Ÿ”ฅ Mirary fiono...
04/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅTra-doza ny fiara nitondra ny tarika ka namoy ny ainy tamin'izany ny mpandihy iray ao amin'ny tarika.

๐Ÿ”ฅ Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany sy ireo rehetra akaiky azy izahay eto amin'ny pejy.

(ยฉAnnicette)

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Nosamborina i  , depioten'i Madagasikara voafidy tao amin'ny boriboritany fahadimy (5รจme Arrondissement) Antananariv...
03/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Nosamborina i , depioten'i Madagasikara voafidy tao amin'ny boriboritany fahadimy (5รจme Arrondissement) Antananarivo, mpikambana ao amin'ny IRMAR (Isika Rehetra Miaraka amin'i Andry Rajoelina). Nentina any Fiadanana izy ary hanaovana fanadihadiana.

๐Ÿ”ฅ Voalaza fa vao avy nodidiana, nitsabo tena tany ivelany izy no izao nosamborina izao. Tsy teto Madagasikara tao anatinโ€™ny volana maromaro noho izany izy.

๐Ÿ”ฅ Ny Zoma lasa teo izy no nigadona an-tanindrazana ary io nosamborina teny an-tranony teny Analamahitsy io (Sabotsy alina), araka ny loharanom-baovao hatrany.

๐Ÿ”ฅ Mbola tsy nahazoana angom-baovao kosa ny anton'ny fisamborana hatreto.

(ยฉGazetiko)

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Vola 20 tapitrisa Ariary (20.000.000 Ar) no omen'ny fianakaviana ho an'izay manam-baovao ka hahafahana mahita sy mis...
02/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ Vola 20 tapitrisa Ariary (20.000.000 Ar) no omen'ny fianakaviana ho an'izay manam-baovao ka hahafahana mahita sy misambotra an'i SABRINO Noelin, Dit SILAMO.

๐Ÿ”ฅAdiresiny farany: Fkt Ankadivory Cr Antehiroka Dist Ambohidratrimo.

๐Ÿ”ฅAntony ikarohana azy : vono olona niniana natao, halatra lelavola, halatra fiara.

๐Ÿ”ฅIzay mahita azy na mahalala ny toerana misy azy dia iangaviana mba hampandre haingana ny mpitandro ny filaminana na koa hiantso ny Poste Avancรฉ Antehiroka : 034.05.700.76.

(ยฉCIRGN Antananarivo)

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅHoroscope anio Alatsinainy.โ™ˆ๏ธ๐รฉ๐ฅ๐ข๐ž๐ซ : Herinandro vaovao. Zava-baovao maro no miandry anao amin'ity herinandro ity. Ma...
27/04/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅHoroscope anio Alatsinainy.
โ™ˆ๏ธ๐รฉ๐ฅ๐ข๐ž๐ซ : Herinandro vaovao. Zava-baovao maro no miandry anao amin'ity herinandro ity. Mahaiza manararaotra izay mety hahasoa anao.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Fotsy
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Taureau
๐ˆ๐ฌ๐š : 2, 5

โ™‰๏ธ๐“๐š๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ : Atombohy anio ireo nahemotra lava. Mila manapa-kevitra ianao fa tsy mety intsony ity manemotra fotoana lava ity.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mavo tanora
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Scorpion
๐ˆ๐ฌ๐š : 8, 10

โ™Š๏ธ๐†รฉ๐ฆ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ : Andronao anio ; hivaly anio ireo ezaka rehetra nataonao tamin'ity volana ity.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volomparasy
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Bรฉlier
๐ˆ๐ฌ๐š : 4, 9

โ™‹๏ธ๐‚๐š๐ง๐œ๐ž๐ซ : Tombony ho anao ny fahaizanao mamaha olana ho amin'ny anio. Mahaiza mandahatra ny hevitrao rehefa miteny.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Maitso
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Lion
๐ˆ๐ฌ๐š : 4, 9

โ™Œ๏ธ๐‹๐ข๐จ๐ง : Tsy maninona mihitsy raha manomboka kely vao lehibe ary izay aza no lalana tokony ho izy. Aza kivy noho izany manomboka amin'izay eo am-pelatanana aloha.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volondavenona
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Balance
๐ˆ๐ฌ๐š : 6, 8

โ™๏ธ๐•๐ข๐ž๐ซ๐ ๐ž : Hivaly ny tosika nangatahanao ho amin'ny anio. Aza miandry ela intsony fa avy hatrany dia atombohy ny nilร na azy sao ho verivery indray.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mainty
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Sagittaire
๐ˆ๐ฌ๐š : 12, 7

โ™Ž๏ธ๐๐š๐ฅ๐š๐ง๐œ๐ž : Lanjalanjao ihany ny firesahana ny tetikasanao amin'ny namana. Maro amin'izy ireny no miandry fotsiny dia hangala-tahaka izany.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volontany
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Poissons
๐ˆ๐ฌ๐š : 6, 11

โ™๏ธ๐’๐œ๐จ๐ซ๐ฉ๐ข๐จ๐ง : Rehefa findohan'ny herinandro toy izao dia tsara foana ny mandamina ny herinandro iray manontolo, mba hialร na amin'ny mety ho fanadinoina.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Manga
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Verseau
๐ˆ๐ฌ๐š : 9, 20

โ™๏ธ๐’๐š๐ ๐ข๐ญ๐ญ๐š๐ข๐ซ๐ž : Maro ny varavarana hisokatra ho anao anio ka mahaiza misafidy tsara .
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volomparasy
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Sagittaire
๐ˆ๐ฌ๐š : 7, 12

โ™‘๏ธ๐‚๐š๐ฉ๐ซ๐ข๐œ๐จ๐ซ๐ง๐ž : Tiavo ny asanao, ny fianaranao, fa ny zavatra rehefa tiana dia mahafinaritra foana ny manao sy mamita azy.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mena
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Verseau
๐ˆ๐ฌ๐š : 10, 8

โ™’๏ธ๐•๐ž๐ซ๐ฌ๐ž๐š๐ฎ : Aza mora kivy amin'ny mety tsy fahombiazana. Mila miarina foana fa mbola maro ny vahaolana sy ny tetikasa.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Volontany
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Verseau
๐ˆ๐ฌ๐š : 7, 9

โ™“๏ธ๐๐จ๐ข๐ฌ๐ฌ๐จ๐ง๐ฌ : Efa vonona ianao hiatrika ny mety hiseho anio. Mahaiza foana anefa mandray lesona.
๐‹๐จ๐ค๐จ : Mavokely
๐Œ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐›๐ข๐ง๐š : Lion
๐ˆ๐ฌ๐š : 3, 7

27/04/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ May ny Rovan'Ambohidratrimo Marovatana!

๐ŸŽฅ Mana MarooZik

26/04/2026

๐Ÿ˜ฒ๐Ÿ˜ฒTena i Andry Rajoelina mihitsy no heno raha tsy mijery! Tena manao ity bandy ity.๐Ÿ‘๐Ÿผ

๐ŸŽฅLEMEC

25/04/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”” Mbola miraikitra sokirin'ny mpamonjy voina ao ny mpamilin'ity taksibe 119 iray tra-doza teny Ambohijatovo androany vao maraina ity. Andrasana ny mety ho tohiny...

(๐ŸŽฅ Focus Politique MG)

Address

Ambanidia
Antananarivo
TANA101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsiky Sy Fahalalana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category