Lova Tiana

Lova Tiana La main verte �

28/08/2024

Lantonirina Hortence Nadia
Veroniaina Rasoanirina
Tianali soa no nahazo ny graines anthurium tamin'ny lalao🙂
Izay nahamarina voalohany no mahazo ny flamingo, ny faharoa maxima ary ny fahatelo ny tremendo 🪴🌺
Afaka récupérer nareo ety Andoharanofotsy ny graines (week-end fa sao maina)
Misaotra indrindra nandray anjara dia mahavanona eeee❤🌱

Kilalaontsika amity week-end ty ndray ary😊Iza avy lay efa mahay mamboly voana anthurium ?olona 3 no omena maimaimpoana 🥰...
24/08/2024

Kilalaontsika amity week-end ty ndray ary😊
Iza avy lay efa mahay mamboly voana anthurium ?olona 3 no omena maimaimpoana 🥰
Azavao eo amin'ny commentaire ny fomba fambolenareo anthurium azo avy amin'ny voany sady mifampianatra amin'ireo namantsika ihany koa🙂
Flamingo orange, maxima violeta, tremendo rouge ry zareo🌱

A récupérer an🙂🌺🪴

24/08/2024
Mirary alahady mahafinaritra ooo🥰🌿
28/07/2024

Mirary alahady mahafinaritra ooo🥰🌿

Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra❤
16/06/2024

Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra❤

Sary iray ihany
31/05/2024

Sary iray ihany

Tiakooo🥰🍀
29/05/2024

Tiakooo🥰🍀

Mirary fety sambatra ho an'ny Reny sy ireo ho Reny rehetra🍾🥂❤🍀
26/05/2024

Mirary fety sambatra ho an'ny Reny sy ireo ho Reny rehetra🍾🥂❤🍀

Avant. ...😊
20/05/2024

Avant. ...😊

Joyeuse pentecôte à tous ❤🪴
19/05/2024

Joyeuse pentecôte à tous ❤🪴

Coucou daholo 😊Mangatsika zao ny andro:🍀Ahena ny fanondrahana,avela ho maimaina mihintsy aza🍀 rakofana sachet plastique ...
18/05/2024

Coucou daholo 😊
Mangatsika zao ny andro:
🍀Ahena ny fanondrahana,avela ho maimaina mihintsy aza
🍀 rakofana sachet plastique ny serre iarovana amin'ny rivotra mangatsika sy/na ny fanala
🍀 mamendraka ranom-panafody fa mirongatra ny biby mpanimba voly(fongicide,fanasana ravina amin'ny gel hydroalcoolique,....)
🍀 ahena araky zay azo atao ny fikirakirana ny voninkazo, toy izay koa ny famendrahana vitamines (maka aina ny zava-maniry)

Mirary soa dia mahavanona be ooo

🪴🌺

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lova Tiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share