
02/07/2025
🧰📍𝗛𝗢𝗝𝗘𝗥𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗡'𝗶 𝗙𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢𝗔
Efa 𝗻𝗶𝗴𝗮𝗱𝗼𝗻𝗮 ao ny Filoha Andry Rajoelina sy ny ary ireo mpikambana eo anivon'ny hanatanteraka ny Filankevitry ny Minisitra ao an-toerana androany.
Hisy ny fitokanana fotodrafitrasa maromaro amin'izao fitsidihana izao.
🔗 Haharitra 3 andro ny fidinana ifotony ary hifantoka tanteraka amin’ny fijerena vahaolana maharitra ho fampandrosoana ny tananan'i FIANARANTSOA sy ny faritra Matsiatra Ambony ihany koa.
📩Et l'information continue sur la presse en ligne LeDefi.mg