Par Tazy

Par Tazy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Par Tazy, Digital creator, Antananarivo.

15/07/2025

Hafatr' i RAK ROOTS hoan gasy
Mba mfankatiava tsika gasy ah🥰🇲🇬
Mafonja hafatra zany 🥰🇲🇬

03/06/2025

Mtsiky hoe😆😆😆

Enjana ihany ady lova zany ⚠️😭     : NY   IHANY NO   AZY SY NY ZANANY VAVY 2....‼️🤭Nandriaka ny rà tao Mahambolona Distr...
02/06/2025

Enjana ihany ady lova zany
⚠️😭 :
NY IHANY NO AZY SY NY ZANANY VAVY 2....‼️🤭

Nandriaka ny rà tao Mahambolona Distrikan’i Mandritsara noho ny fitiavan-tena sy habibiana nataon’i Jean Christo Randriaminozara. Maty notetitehiny tamin’ny antsy lava lela nandritra ny alina ny rahalahiny 30 taona sy ireo zana-drahalahiny miisa roa (06 taona iray‚ 04 taona kosa ilay zandry).

NOHO NY NO ANTON'IZAO RAHA NY VAOVAO NAMPITA

Nitsoaka ary ifampitadiavan'ny fokonolona ankehitriny izao ity namono olona ity ‼️❌

MIHARATSY ny fiarahamonina.😭‼️
indrana

Address

Antananarivo
ANTANANARIVO101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Par Tazy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share