๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ.

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ.

๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ. Mpianatry Didy (TANA )
๐Ÿ“–

GUIDE D'ORIENTATION Fisaorana feno no atolotray ho an'i Mampianatra, Mpianatra ary  lehibe ny sekoly LYCร‰E DIDY izay nan...
10/01/2024

GUIDE D'ORIENTATION

Fisaorana feno no atolotray ho an'i Mampianatra, Mpianatra ary lehibe ny sekoly LYCร‰E DIDY izay nandray anay ,nanome fotoana sy niara-niasa taminay
Isaorana ihany ko ny mpikambana nanaiky niara-niasa izay nanao ezaka rehetra ka nahavitana antsakany sy andavany ny andraikitra lehibe izay fototra ijoroan'ny FIKAMBANANA

Ny irariana dia tsy ho raraka an-tany anie ny lesona sy torolalana nomena ary itondra ezaka sy fahazotoana amin'ny lafiny ny fianarana araka ny tanjona napetraka

Natao 08 Janoary 2024

๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ยฉ

FAHALALANA HO ANAO Fantatrao ve fa misy toerana iray antsoina hoe "Y"๐Ÿ˜‰Litera iray Y = toerana iray ๐ŸŒƒโœ… Ny tanร na any Fran...
21/12/2023

FAHALALANA HO ANAO

Fantatrao ve fa misy toerana iray antsoina hoe "Y"๐Ÿ˜‰
Litera iray Y = toerana iray ๐ŸŒƒ
โœ… Ny tanร na any Frantsa izay manana litera tokana dia ny tanร nan'i Y.

๐Ÿ“Œ I Y dia tanร na any Frantsa , ao amin'ny faritr'i Frantsa ambony , ao amin'ny "dรฉpartement du Somme" Tanร na kely izy io izay manana ny maha-izy azy ny fananana anarana voaforon'ny litera tokana, "Y". โœ…๐Ÿ˜‰๐Ÿ‘‹๐Ÿป

๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘ซ๐’€ ยฉ

๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜'๐‘– ๐ท๐ผ๐ท๐‘Œ โ™ฅ ๐‘๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘œ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜'๐‘– ๐ท๐ผ๐ท๐‘Œ ๐‘ฃ๐‘’ ๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ? ๐ด๐‘œฬ‚ ๐‘ก๐‘ ๐‘’ !๐ผ๐‘ก๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก-๐‘ โ„Ž๐‘–๐‘Ÿ๐‘ก ๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘Ž๐‘œ โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ,...
09/12/2023

๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜'๐‘– ๐ท๐ผ๐ท๐‘Œ โ™ฅ

๐‘๐‘Ž๐‘“๐‘–๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–โ„Ž๐‘Ž๐‘œ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ
๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜'๐‘– ๐ท๐ผ๐ท๐‘Œ ๐‘ฃ๐‘’ ๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘œ ? ๐ด๐‘œฬ‚ ๐‘ก๐‘ ๐‘’ !

๐ผ๐‘ก๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก-๐‘ โ„Ž๐‘–๐‘Ÿ๐‘ก ๐‘›๐‘Ž๐‘ก๐‘Ž๐‘œ โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž , ๐‘š๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘’๐‘›๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–๐‘Ž๐‘ฃ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Žฬ€๐‘›๐‘Ž
๐ธ๐‘ง๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ ๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘˜๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐น๐ผ๐‘€๐‘ƒ๐ผ๐ท๐ผ

๐‘‰๐‘–๐‘‘๐‘–๐‘›๐‘ฆ :20000๐ด๐‘Ÿ
๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘’๐‘“๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘˜๐‘œ ๐‘–๐‘ง๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘–๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž ๐ด๐‘€๐ต๐ด๐‘‡๐‘‚-๐ท๐ผ๐ท๐‘Œ
๐‘€๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ÿ๐‘’โ„Ž๐‘’๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘–๐‘ฃ๐‘–๐‘‘๐‘ฆ ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘š๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘ ๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘‘๐‘ฆ โœŠ

๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ ยฉ

๐น๐‘‚๐‘€๐ต๐ด ๐น๐ด๐‘€๐‘ƒ๐ผ๐‘‡๐‘‚๐‘€๐ต๐‘‚๐‘๐ด ๐น๐ด๐ป๐ด๐ฟ๐ด๐ฟ๐ด๐‘๐ด ๐‘€๐ด๐ป๐‘‚๐‘€๐ต๐‘Œ ๐ด๐‘€๐ผ๐‘'๐ผ๐‘๐ด๐‘Œ ๐‘†๐ธ๐ป๐ธ๐‘‡๐‘…๐ด ๐‘…๐ธ๐ป๐ธ๐‘‡๐‘…๐ด ๐ผ๐ด๐‘๐ด๐‘…๐ด๐‘๐ด๐Ÿ‘‡โ˜†๐˜›๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ...
07/12/2023

๐น๐‘‚๐‘€๐ต๐ด ๐น๐ด๐‘€๐‘ƒ๐ผ๐‘‡๐‘‚๐‘€๐ต๐‘‚๐‘๐ด ๐น๐ด๐ป๐ด๐ฟ๐ด๐ฟ๐ด๐‘๐ด ๐‘€๐ด๐ป๐‘‚๐‘€๐ต๐‘Œ ๐ด๐‘€๐ผ๐‘'๐ผ๐‘๐ด๐‘Œ ๐‘†๐ธ๐ป๐ธ๐‘‡๐‘…๐ด ๐‘…๐ธ๐ป๐ธ๐‘‡๐‘…๐ด ๐ผ๐ด๐‘๐ด๐‘…๐ด๐‘๐ด๐Ÿ‘‡

โ˜†๐˜›๐˜ด๐˜บ ๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ข๐˜ฎ๐˜ช๐˜ฏ'๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ง๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ต๐˜ข๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ข๐˜ฎ-๐˜ฑ๐˜ช๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข
Antoka iray ahombiazanโ€™ny mpianatra mampiana-tena ny fananany saina tia karokaroka. Tsy mihonona aminโ€™ny fampianarana sy ny lesona natao tany am-pianarana fa miezaka foana mampitombo ny fahalalana. Tsy misalasala ihany koa mametraka fanontaniana aminโ€™ny mpampianatra na aminโ€™ny zoky sy ray aman-dreny raha misy lesona na fanazarana tsy azo tsara. Azo atao ihany koa ny mankany aminโ€™ireny toerana famakiam-boky ireny na manao fikarohana aminโ€™ny aterneto mba hanamafisana ny fahalalร na.

๐‘€๐‘๐‘œ๐‘™๐‘Ž ๐‘๐‘’๐‘ก๐‘ ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘Ž๐‘ง๐‘Žโ„Ž๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘Žโ„Ž๐‘œ๐‘š๐‘๐‘–๐‘Ž๐‘ง๐‘Ž๐‘›๐‘Ž s๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘š๐‘๐‘Ž ๐‘“๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘“๐‘Ž ๐‘–๐‘œ ๐‘›๐‘œ ๐‘›๐‘œ๐‘ง๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘™๐‘œโ„Ž๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘ฆ ๐‘–๐‘ ๐‘Ž๐‘›'๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘–๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘š๐‘๐‘œ๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›'๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘œ ๐‘“๐‘œ๐‘ก๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘–๐‘ง๐‘Ž๐‘œ.


๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ ยฉ

T-shirt FIMPIDI Akor'laly dia fanafoizana andian-teny hoe :"akory lahaly".Raha fiarahabana tsotra dia hoe : salama nareo...
06/12/2023

T-shirt FIMPIDI

Akor'laly dia fanafoizana andian-teny hoe :"akory lahaly".
Raha fiarahabana tsotra dia hoe : salama nareo รด

Io andian-teny io noentinay Mpianatra zanak'i Didy iarahabanay anareo izay mifanena aminay rehetra rehefa an-dalana any ๐Ÿ˜
Natao izao mba hoentina ireharehanay fa FIMPIDI izahay
Eto dia mankasitraka ny mpikambana sy mpiara-miasa rehetra ๐Ÿ”ฅ๐Ÿค

Tsy natao anay ihany nefa ilay izy fa afaka vidin'ny rehetra, satria firaisankina no tanjona fa tsy fizarazarana ๐Ÿ–๏ธ

Didy dia "commune" iray ao anatin'ny "district" ny Ambatondrazaka.
๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ

Mirary tontolo andro mafinaritra๐ŸŽˆ dia asio j'aime ny page dia inviteo ny namana โค๏ธ

Orientation Janvier 2023 lasa teo  Toerana :๐‘ณ๐’š๐’„๐’†ฬ๐’† ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘ซ๐’€Notanterahan'ny  ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘ซ๐‘ฐ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ sy ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘ซ๐‘ฐ ๐‘ป๐‘ถ๐‘จ๐‘ด๐‘จ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จMisaotra ny รฉco...
04/12/2023

Orientation Janvier 2023 lasa teo

Toerana :๐‘ณ๐’š๐’„๐’†ฬ๐’† ๐‘ซ๐‘ฐ๐‘ซ๐’€

Notanterahan'ny ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘ซ๐‘ฐ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ sy ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘ซ๐‘ฐ ๐‘ป๐‘ถ๐‘จ๐‘ด๐‘จ๐‘บ๐‘ฐ๐‘ต๐‘จ

Misaotra ny รฉcole hatrany mandray anay โค๏ธ

Manasa antsika rehetra hanaraka ny page  Fivoriana voalohany t@ avril 2022Toerana : amban'ny  ๐‘ฉ๐‘ผ ๐‘จ๐’๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’
04/12/2023

Manasa antsika rehetra hanaraka ny page
Fivoriana voalohany t@ avril 2022

Toerana : amban'ny ๐‘ฉ๐‘ผ ๐‘จ๐’๐’•๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐…๐ˆ๐Œ๐๐ˆ๐ƒ๐ˆ ๐‘ป๐‘จ๐‘ต๐‘จ. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share