Ianja Pondy- Graphy

Ianja Pondy- Graphy Réalisateur Clip video,Photographe,désigner graphique

14/07/2025

⛔️Clip Vaovao !!!
Artiste: Raboussa
Titre: Tsiambaratelo
Album: Rap mandrakizay
Anisany ny hira nioadanako be ity!!! Voninahitra be ny nanao ny montage an'ity clip iray ity ho ana 👌🏾
👑

24/11/2024

🚨CLIP VAOVAO 🧨
Titre: Roraparaky / Artiste: KGR Thiera kougar
📽️Clip Ianja Pondy- Graphy 2k24🇲🇬
Dedicace manokana hoan’ny JIMARA
izay nampijaly ary mbola mampijaly isan’andro e!!!
Lien Youtube : https://youtu.be/47pa9KAc-uI
🔥

01/10/2024

👀👀

12/09/2024

‼️‼️‼️ vokatra vaovao ‼️‼️‼️
HISOLO TSIKY / Artiste: Raboussa tarika 🎵🎤
Clip Ianja Pondy 2024 🔥
Real: Ianja Pondy / Metteur en scène: Kopetha Razafimandimby \ Cadre: Andrianina Ravel /
Lumière : Isandratana Rakotoarimanana Nomena

17/07/2024

🔥🔥 Clip Ianja Pondy 2024 🇲🇬🎞️
50th BIRTHDAY Slam Jah
Nanamarika ahy ity Réalisation anakiray ity satria na taminy mbola kely aza de efa nihaino an’izany 18,2 izany… Raboussa noho nitatantra tamiko ny lazany izany collectif Kvah mdona izany taminy androny ( za mbola tsy teraka 🤦🏿‍♂️🤣🤣) ary mbola nomeny ahy ny hiran’ny Kvah mdona taminy izany izay niodanan’lery mafy ka mbola henoko isan’andro atram’izao..Ny Kvah no anisany collectif Rap Gasy voalohany teto aminy tanana raha tsy diso aho
Mbola betsaka no tsy ao fa feno MC gold generation ao anatiny ity song ity.
Honneur be no nananao an’ity ho ahy fa mety tsy misy dikany aminy sasany 🤣🤣
Bediabe ny olana nitranga tao ampitotosana azy nefa… nidongy ny vam tsy mety nadeha tampoka
Nicrach ny mac nanovana ny montage dia very daholo ny Rush 🥴 (trop be)
Fa vita izy ity ka io de jereo e!!!!!!

Sary vitsivitsy tamin'ny 8ème de final ny rugby eny amin’ny tanàna farany teo 📷    ©️ Ianja Pondy- Graphy  🇲🇬
10/03/2024

Sary vitsivitsy tamin'ny 8ème de final ny rugby eny amin’ny tanàna farany teo 📷
©️ Ianja Pondy- Graphy 🇲🇬

Aka sary fotsiny a fa tonio aloha ny fo 😂😂😂 Tsy misy oe iny de tsita miarakamin'ny sambo
27/02/2024

Aka sary fotsiny a fa tonio aloha ny fo 😂😂😂
Tsy misy oe iny de tsita miarakamin'ny sambo

Hotel L'Artisan à Ambositra 🇲🇬❤️🏞
24/02/2024

Hotel L'Artisan à Ambositra 🇲🇬❤️🏞

Un sourire vaut mille mots 😁👌🏼                    ©️ Ianja Pondy- Graphy  🇲🇬
22/02/2024

Un sourire vaut mille mots 😁👌🏼
©️ Ianja Pondy- Graphy 🇲🇬

19/02/2024

🤣🤣🤣🤣🤣🤣 oka zoky e

  6 taona lasa le!! 😂😂 Ry faratiana sy ry Mst mirakamin’ny ry Rapinay de tato daholy no niatomboany nofinofin’izy ireny
16/02/2024

6 taona lasa le!! 😂😂 Ry faratiana sy ry Mst mirakamin’ny ry Rapinay de tato daholy no niatomboany nofinofin’izy ireny

12/02/2024

Clip Raboussa 🎬
Titre: Azafady (Remake) Real: Ianja Pondy- Graphy & Tsiory Ulrich Ranaivoson 🇲🇬

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ianja Pondy- Graphy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ianja Pondy- Graphy:

Share