MK Pro

MK Pro 🎵MK Pro est une agence événementielle professionnelle à Madagascar.🎵

27/04/2025

💢 Manasa antsika rehetra ho tonga maro amin’ny fahampafatarana ny tombotsoa azo amin’ny fampiasana ny MOTO ELECTRIQUE vokarin’ny YADEA.

▶️ Tsy misy vidim-pidirana fa maimaimpoana ary afaka MANANDRANA ny tanjaky ny Moto ianao.

🎊🎉 Hisy FISARIHANA TOMBOLA GOAVANA ka 20 000 Ariary monja dia mety HAHAZOANAO MOTO 1 raha tsara vintana ianao.

30/12/2024
Noho ny fiaraha-miasan’ny Axecom Madagascar sy ny festival madajazzcar dia harahinao mivantana afaka fotoana fohy ny lan...
03/10/2024

Noho ny fiaraha-miasan’ny Axecom Madagascar sy ny festival madajazzcar dia harahinao mivantana afaka fotoana fohy ny lanonana fanokafana eny amin’ny Havoria Anosy.
Ity ny rohy: https://www.facebook.com/share/p/Rtw3PCCt3ZUMgHjL/?mibextid=WC7FNe

Ouverture officiel 35 eme anniversaire MADAJAZZCAR 2024
Arahinao eto mivantana eto amin' ny Axecom Production
Miainga avy aty HAVORIA Anosy

▶️Nisy FAMPIANARANA 3 azoko notsoahina tamin'ny rainay tpkl RAKOTO DAVID Rochel ary mbola ezahana tazomina hatramizao:1-...
28/04/2024

▶️Nisy FAMPIANARANA 3 azoko notsoahina tamin'ny rainay tpkl RAKOTO DAVID Rochel ary mbola ezahana tazomina hatramizao:

1- Ampianaro ny olona hahay hifankatia sy hifanohana samy Malagasy ary mifalia raha misy miezaka manao zavatra tsara mba ho reharehan'ny firenena, mahaiza mifanohana amin'ny fotodrafitr'asa mampandroso ary aza mifampialona.

2- Mahaiza mizara talenta sy ny traikefanao amin'ny hafa fa aza alevina ny talenta.

3- Afaka miaraka tsara ny mozika sy ny fianarana ary manampy amin'ny fivelaran'ny saina ny fianarana mozika.

▶️Izany no anisan'ny namporisika ahy nampianatra sy nizara tamin'ireo génération nifandimby nandritry ny taona maro izay. Maro be ireo lasa lavitra tamin'ny mozika ary mamiratra sy ikoizan'ny olona maneren-tany tamin'ireo namana, havana, mpiara-miasa, fiangonana sns...ary tsy nitsahatra ny nizara sy nanoro hevitra ary nampianatra ny tenako nandritry ny taona maro ary natao tamin'ny fo sy fifaliana ary fitiavana izany.

▶️Anjaran'ireto zanaka ireto izao ary tena anisan'ny fifaliana sy fahasambarana ho ahy ny miara-milalao mozika amin-dry zalahy ireto na dia efa tena miha lehibe aza ny taona😁, na dia tsy mitovy aza ny générations dia misaotra an'Andriamanitra aho fa nomeny namana tena tia mozika, miezaka mikotrana ary miaina ireo toro hevitra sy fampianarana ary fizarana traikefa.

▶️ QUARTETMAN: Ao amin'ny hotel de l'Avenue Analakely ny fotoana amin'ny talata hariva manomboka amin'ny 6 ora. Hisy namana mpanao mozika maro hilalao ao koa tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana io.

🔴Any Soavinandriana ao amin'ny Kianja maitso ny fotoana ny Alahady 23 Jolay ho avy izao amin'ny 3 ora tolakandro👍👍👍
09/07/2023

🔴Any Soavinandriana ao amin'ny Kianja maitso ny fotoana ny Alahady 23 Jolay ho avy izao amin'ny 3 ora tolakandro👍👍👍

Tongava maro
14/06/2023

Tongava maro

18/05/2023

FIARAHA MISAKAFO

18/05/2023

FANOMPOAM-PIVAVAHANA
Fanokanana Mpandray vaovao Andiany Finoana
FJKM FONENANA FIHAVAOZANA
Anosizato Andrefana

Address

Adresse Lot II M 72 Ter
Antananarivo
101

Telephone

+261348392084

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MK Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MK Pro:

Share