
20/08/2023
Ny fikambanana Madagascar Perfect izay tarihin'i Ramatoa Sylvia RANAIVOJAONA dia miaramiasa amina sehatra maro sy manapahaizana isakarazany na eto atoerana na any ivelany ka noho izany fiarahamiasa izany indrindra no nahatonga ireo association Canadienne nanolotra solosaina hoetina manatsara sy manafaingana ny fanatanterahana ny tanjona kendren'ny fikambanana. Makasitra anao Madame PDG tsy mikely aina mikaroka izay hahalavorary hatrany ny fikambanana ary manome fisaortana ireo canadien amin'ny fiarahamiasa.