Nuance Production

Nuance Production création instrumentals , prise vocal , cours M.A.O sns...

11/09/2025

💥💥 COURS M .A.O MADAGASCAR 💥💥

Miverina mandray mpianatra vaovao Aho @ izao Sady manao fienam-bidy Kely miohatra ny Teo aloha 👍
👉 COURS PRÉSENTIEL
👉 TUTORIEL VIDEO COMPLET

Ireto avy ireo modules 5 hianarana @ izany :

✅ RÉGLAGE ELEMENETS BATTERIE
Izay miantoka ny 75% ny qualité n instrumentale hataonao ( tsara kokoa raha ny signal no atao tsara réglage fa ts any @ mixage (effet d'insert) vao maka qualité)

✅ COMPOSITION INSTRUMENTALE
Ny fomba fanaovana composition instrumentale @ gadona anaki8 izay tinao sy fampiasa matetika.
Hianarana ny : * Emplacement elements
* Vélocité
* Quantification ( binaire , ternaire)
* Break ( roulement)
* Folaka , intro, couplet, ref, ending...
Slow, reggae, sud af, Sega, zouklove, afrozouk, afro salegy, pop, tsapiky, salegy .

✅ MIXAGE INSTRUMENTALE
Hianarana ny tokony Hasiana effets sy ny ts tokony asina , ny effets tokony ampiasaina.
Ballance , panoramique
Hianarana ny fikafika mba hampi-groove tsara ny instru kanefa tsy Mi-Saturé .

✅ PRISE VOCAL & MIXAGE
*Hianarana ny tokony hatao alohan'ny hanao rec, anatiny rec,
*Hianarana ny traitement vocal ( correction, ajustement volume, synchronisation)
* mixage lead, duo, trio, chœur, chorale
*Ny effet tokony hampiasaina : insert / send
Dimension verticale ( Dinamique, fréquence)
Dimension horizontale ( panoramique)
Dimension profondeur ( delay reverb)
* Ballance .

✅ MASTERING
Maro no sahirana @ ity etape farany ity satria any vao mitady fahagagana 🤔, kanefa tokony mifampiankina atrany amboalohany io ,
Rehefa arahintsika antsakany sy andavany ireo rehetra ireo dia ho mora ny étape MASTERING.
Fomba azahoana qualité Mandona tsara, mafy ( manaraka norme), tsy misy saturation .

Raha mahaliana anao ary dia midira MP @ page avy atrany na miantso ny Laharana 0342215750 Fanomezantoky Azaria
MIRARISON Hoantsika rehetra 😊

Sao mahasoa ihany koa ity 😊    Écran acoustique importé, Sady efficace tsara 👍 vrai marque izy io    Vidiny 100.000ar fi...
10/09/2025

Sao mahasoa ihany koa ity 😊
Écran acoustique importé, Sady efficace tsara 👍 vrai marque izy io
Vidiny 100.000ar fixe 🫢😱
Mora oa 🥰
Tonga dia miantso 0342215750

Androany ihany ity :     Duplicateur casque 1 in 4 out stéréo   Avec carton d'origine et adapter       Prix : 80000ar mo...
10/09/2025

Androany ihany ity :
Duplicateur casque 1 in 4 out stéréo
Avec carton d'origine et adapter
Prix : 80000ar monja 🫢😱
Mora oa 🥰
Tonga dia miantso fa ts connecté foana
0342215750

ity indray ny manaraka hoan'izay Mila casque monitoring nefa tsy mahatakatra bayer dynamique ana 4M fmg 😁     Tena manan...
03/09/2025

ity indray ny manaraka hoan'izay Mila casque monitoring nefa tsy mahatakatra bayer dynamique ana 4M fmg 😁
Tena manana qualité mitovitovy @ io nefa ity Zulu 3 ity ! Tena oe tsara e :
Actif izy satria io @ sary n option Sady fasiana pile anaki2 .
- L sy R samy manana n volume avy
- Misy option boost : bass , aigu , noise gate, sns ,...
- Micro koa nefa tena pro bé Raha hiasana ( tuto sns )
Tena manao b rehefa atao actif izy , fa azo atao passif koa fa somary milatsaka kely .
. Ao @ COMMENTAIRE n'y vidéo momba azy manampy an'ireo sary s fanazavana ireo .

Vidiny nefa dia 150.000ar monja 🫢

Ity indray ny manaraka hoan'izay Mila Unité centrale matanjaka be.    Mety bé hoantsika mpikirakira Feo izy ity Sady ila...
03/09/2025

Ity indray ny manaraka hoan'izay Mila Unité centrale matanjaka be.
Mety bé hoantsika mpikirakira Feo izy ity Sady ilay vrai HP fa tsy fôsika :
HP PRODESK original
👉Core i5 9500T ( 8em génération 6c 6t )
👉Ram 16G ddr4 8 x 2 ( ext jsqu'à 32G)
👉 SSD 128G correct sous win10 22h2
( Port Nvme et M2 dispo )
👉Graphique intégré Ultra HD 630 8*** 128M dédié Vram 3,8G ( PES 17 patché 25 élevé fluide bé )
👉 Sortie vidéo 2 x Display port , 1x VGA .
👉 4 USB derrière, 2usb devant
👉Chargeur d'origine 65w , 18V

Logiciels du Son complet installé
Prix : 450.000ar miady varotra kely
( Mbola prix varoboba hatsasa-bidy hatrany )
Avantage : silencieux, mitsitsy courant bé , portable tsara , 5 seconds io dia velona / Maty

io sisa tavela    Multicasque 1 in 4 out stéréo  Avec adapter      80000ar monja 🫢
02/09/2025

io sisa tavela
Multicasque 1 in 4 out stéréo
Avec adapter
80000ar monja 🫢

Androany ihany ity offre ity hoan'izay mahay manararaotra an 😊    Duplicateur casque misy 2 ireo  Genesis sy behringer 1...
01/09/2025

Androany ihany ity offre ity hoan'izay mahay manararaotra an 😊
Duplicateur casque misy 2 ireo
Genesis sy behringer
1 in 4 out stéréo 👍 c
Sous carton , avec adapter
Prix : 80000ar monja 😏 , ( efa antsasa-bidy ) .
Iray no alefa dia misafidy ianao .
Lieu : Nuance Production , ouest Ambojanahary .
0342215750

29/08/2025

Hivoaka tsy ho ela ny clip officiel 🥰❣️
BABO de Raharimalala SaFd
à sound by Nuance Production

Ultragain pro mic2200 à lampe indray no dispo ato hoan'izay Mila Signal matavy sy madio tsara !         Tena Milay io .
22/08/2025

Ultragain pro mic2200 à lampe indray no dispo ato hoan'izay Mila Signal matavy sy madio tsara !
Tena Milay io .

Izay Mila Signal matavy sy madio    ity ny ultragain ilay vrai behringer taloha .    Dual chanal ( double mic ) stéréo  ...
22/08/2025

Izay Mila Signal matavy sy madio
ity ny ultragain ilay vrai behringer taloha .
Dual chanal ( double mic ) stéréo
Alimentation phantom+48V 👍
Tena tsara ity Raha mitady vokatra tsara .

Alefako mora hoantsika io carte son BEHRINGER U-PHORIA UMC-404HD io   USB izy  24bit 192khz be Zao .  4 in / 4 out  Mis ...
21/08/2025

Alefako mora hoantsika io carte son BEHRINGER U-PHORIA UMC-404HD io
USB izy 24bit 192khz be Zao . 4 in / 4 out
Mis midi in/out
Tena mora satria dia 300.000ar monja 😓 au lieu de 500.000ar mahery .
Etat ivelany efa hita oe niasa fa Raha n fonctionnement kosa dia 20/20 . .
Midira mp dia araraoty fa tena tsara io 👍

21/08/2025

Miarahaba anareo mpanaraka ô 😊 🙏
Sao dia mba misy manana pilote n ireto isika ato na lien exact :
- Behringer U-phoria UMC 404HD
- M-audio fast track Ultra 8R ( 8ch )
Pilote ilay tadiaviko
Merci Zalahy a 🙏

Address

Ratsimandrava
Antananarivo
TANÀ101

Telephone

+261342215750

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nuance Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nuance Production:

Share