Rojom-bavaka Radio Fiotazantsoa 105.6

Rojom-bavaka Radio Fiotazantsoa 105.6 Pejy iray ahafahanao manaraka rojom-bavaka ao @ Radio Fiotazantsoa sy ahafahanao mangatam-bavaka.

07/11/2024

Les cours, le test et le certificat sont tous 100% gratuits. Et sont disponibles en franΓ§ais, anglais, espagnol, et arabe.

06/11/2024

πŸ‘ Sal 107 : 9 πŸ‘

" Fa mahafa-po ny fanahy mangetaheta Izy, ary ny fanahy noana dia vokisany soa. Amen "

Mahatoky Jesosy .❀
Mpanao ny tsara Izy.πŸ‘
Tompon'ny Fahefana any an-danitra sy ety an-tany.πŸ’ͺ
Tia ahy.❀
Tia anao.❀
Honena anao.πŸ‘
Miandry anao.πŸ‘
Mandray ny tananao...🀝
Efa manana rΓ©flexe miantso Azy ve ianao?πŸ™
Aza matahotra manatona Azy.πŸ™
Torio Fitiavana Izy.❀
Araho ary eee
πŸ’¦ Tsodrano πŸ’¦
Hampandalo ny Fahatsarako rehetra aminao Aho ary hanome anao izay irin'ny fonao...

21/09/2024

πŸ‘‘ Mat 6:10 πŸ‘‘
" Ho tonga anie ny Fanjakanao, atao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra. Amen"

πŸ‘‰ Efa ho avy tokoa Jesosy.
πŸ‘‰ Efa vonona ve?
πŸ‘‰ Ndao hanapa-kevitra :
Hisafidy an'i Jesosy. 🧑
Ho azy tanteraka 🧑
Hanaiky ny sitrapony🧑
Hankato ny baikony.🧑
Hanao ny Asany am-pitiavana🧑
Hafana fo @ Fanompoana Azy.🧑
Hianatra hanetri-tena amizay.🧑
πŸ‘Dia hiady ho antsika Izy, πŸ‘
πŸ‘Ilay Mpiady Mahery, πŸ‘πŸ‘πŸ‘
πŸ‘Dia ho mpandresy isika.πŸ‘πŸ‘
πŸ‘ŒAraho ary e! πŸ‘Œ
πŸ™πŸ’πŸ™πŸŒ·πŸ™βš˜πŸ™πŸŒΊπŸ™πŸŒΈπŸ™

17/09/2024

πŸ™Efesiana 5:14πŸ™
πŸƒβ€β™€οΈπŸƒβ€β™€οΈπŸƒβ€β™‚οΈ " Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matoryπŸ’€πŸ’€ , ary mitsangana amin'ny maty dia hampahazava anao Kristy. Amen"

πŸ‘Œ Vita ny fialan-tsasatra.
Ndao hanao dingana hifoha amin'izay hamoha an'i Jesosy mandondona eo am-baravaran'ny fontsika...β€πŸ‘πŸ™
πŸ‘ŒAraho ary eπŸ‘Œ

πŸ’¦ πŸ’¦ Raiso ny tso-dranoπŸ’¦πŸ’¦
Mitsangana , mihazavΓ  , fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao; aza matahotra ianao fa momba anao Aho, mampahery anao sady mamonjy anao, antsoy Aho dia ho valiako ianao. Amen πŸ’¦πŸ‘Œ

19/04/2024

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers !

Anna So, Tiah Fihobiana, Tsouh Ravoniaina, Antsanambine Miadana Tsiky, Seheno Malala Nirisoa Ramilamanana, Tojonirina Faneva, Ladie Rtvs, Nomena Naria Justo, Lanto Ramamonjy, Fiy Fenofitiavana, Jesse Jesse, Mino Soa, Daniel Fano

18/04/2024

πŸ€πŸ€β€οΈMat 22:39β€οΈπŸ€
" Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Amen"

Baiko 2 : Didim-pitiavana ny hafa.
Resaka ny hafa.
πŸ‘‰ Mila vita fihavanana @ Jesosy isika.
❀️Jesosy no Tompon'ny Fitiavana
❀️Jesosy no Fitiavana
πŸ™Jesosy azo angatahina hoe "Jesosy o, fenoy Fitiavana ny foko hahaizako mitia ny hafa." πŸ™
🌼Fitiavana tsy eo @ molotra fotsiny.
🌼Fitiavana tsy mihatsaravelatsihy
🌼Fitiavana tsy mitsara ny hafa
🌼Fitiavana mahay manolon-tsaina
🌼Fitiavana mahay mihaino
🌼...

πŸ™πŸŒΌπŸ™πŸŒΌπŸ™πŸŒΌπŸ™

Tso-drano
" Malala eo imasoko ianao, be voninahitra sady tiako, mangataha d omeko ianao, aza matahotra fa momba anao Aho ary hasiako soa tokoa ianao. Amen"

Tena tia anao Jesosy.
Mihainoa Finaritra daholo.

Nirisoa Ramanase.

02/04/2024

πŸ€ ❀️ Mat 22:37-38 ❀️ πŸ€
"Dia hoy Jesosy taminy: Tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny Fonao rehetra sy ny Fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra. Izany no Didy Lehibe sady Voalohany. Amen"

Baiko 1. Didim-pitiavana an'Andriamanitra.β€οΈπŸ‘
Tia an'i Jesosy ve ianao ?πŸ‘
Raha eny, afaka manome porofo ve ?
Ndao πŸ‘‰ ho tia Azy mihoatra noho ny hatramin'izay ka hampiseho izany aminy.
Tena πŸ‘‰ manao Ezaka.
Manao πŸ‘‰ Sacrifice.
Manome πŸ‘‰ fotoana hihaonana aminy.
Manome πŸ‘‰ fotoana hivavahana.
Manome πŸ‘‰ fotoana handinihina Baiboly...
Ndao πŸ‘‰ hafana β™₯️ fo β™₯️ amin'ny Fanompoana ny Tompo.

πŸ™β€οΈπŸ™β€οΈπŸ™β€οΈπŸ™
Tso-drano:
Fitiavana mandrakizay no itiavako anao, Koa izany no nampaheretako famindram-po ho anao. Aza matahotra ianao fa momba anao Aho, mampahery anao Aho sady mamonjy anao. Amen. β™₯️β™₯️

❀ Tena Tia anao Jesosy ❀️
Mihainoa Finaritra daholo.

Ny namanao: πŸ’• Nirisoa Ramanase πŸ’• πŸ™β€πŸ™

08/12/2023

❀ Sal 39 : 4 ❀

"Jehovah Γ΄, ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko, aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho. Amen"

πŸ€” Afaka fotoana fohy dia hivalona ny taona 2023, Taonan'ny Fibebahana farany πŸ€”

πŸ‘ Nomena erintaona isika handini-tena hanapa-kevitra hiala amin'ny fahotana malaky mahazo, ny ota tsy fantatra, ny ota sahisahy.
πŸ‘ Vita fihavanana amin'i Jesosy ve ianao ?
❓ Manao ahoana ny toe-po ?
❓ Manao ahoana ny fankatoavana an'i Jesosy ?
❓ Efa tsy manamari-tena ve ?
❓ Efa voadio ve ?
❓ Mbola misy olona hanananao alahelo ve ? Ndao hamaha izany
❓ Efa mahay mangina ve sa mbola be kizintina ao an-tokantrano ao ?
❓ Manao ahoana ny Mission nanirahan'i Jesosy anao ?
πŸ‘ Ndao vahana daholo izany
πŸ‘ Ndao hiomana handrombaka ny Fiainana Mandrakizay.
πŸ‘ Mbola fotoana mety izao.

❀ Tena Tia anao Jesosy β™₯️
Mihainoa Finaritra.

Ny namanao: πŸ’• Nirisoa Ramanase πŸ’• πŸ™β€πŸ™

04/04/2023

❀ Efs 5 : 14 ❀
"Koa izany no ilazany hoe: Mifohaza ianao izay matory, ary mitsangana amin'ny maty, dia hampahazava anao Kristy! Amen"

πŸ“’ Mifohaza = Baiko. Mitaky hetsika.
πŸ“’ Aoka izay ny matoritory, mihanahana, misalasala, mitaredretra, miroaroasaina.
πŸ“’ Maty = Maty fanahy

Variana loatra amin'izao fiainana izao, ara-nofo, ara-materialy, fitadiavana vola, vao mifoha d mitsangana manao ny lahasa, tsy mino...
πŸ‘ Efa an-dalana Jesosy
πŸ‘‰ Nandray azy ve ianao ?
🧑 Raha ENY: Ndao hiomana foana hihaona Aminy fa tsy ampoizina izany ora izany
🧑 Raha TSIA : Ndao hanolo-tena ho Azy anaty vavaka " Jesosy ô, resy lahatra aho fa ao aminao ihany no misy ny famonjena. Raisiko Ianao ho Mpamonjiko, soraty ao amin'ny Bokin'ny Fiainana ny anarako. Misaotra Jesosy. Amen"

🧑Ndao hibebaka sy hamela heloka

πŸ‘πŸ‘ Dia hosokafany ny masom-panahintsika hanazava izay lalana mety alehantsika. πŸ‘πŸ‘

❀ Tena Tia anao Jesosy β™₯️
Mihainoa Finaritra

🌹 Nirisoa Ramanase 🌹

04/03/2023

❀ Apk 3:11 ❀
" Ho avy faingana Aho; Tano mafy izay anananao tsy hisy haka ny satroboninahitrao ! Amen"

πŸ“’ Maro ny loza voa-janahary mitranga ety amin'izao fotoana izao.
πŸ“’ Efa ho avy Jesosy.

πŸ‘‰ Ndao hiomana fa tsy vazivazy intsony.
πŸ‘‰ Hofaranako ity Izao Tontolo Izao ity hoy Jesosy.
πŸ‘‰ Efa ety an-dalana Aho.
πŸ‘‰ Izay mibebaka ihany no an'Andriamanitra.

Aza varimbariana πŸ‘Ž
Aza mijangajanga πŸ‘Ž
Aza miavonavona πŸ‘Ž
Aza miavonavom-panahy πŸ‘Ž...
πŸ’™ Ndao hadio fo πŸ’™
πŸ’–πŸ’– Ndao anao izay hahafaly an'i Jesosy. πŸ’–πŸ’–

❀ Tena tia anao Jesosy β™₯️
Mihainoa finaritra

🌹 Nirisoa Ramanase 🌹

17/02/2023

❀ Sal 135:19-21 ❀
"Misaora an'i Jehovah, ry taranak'Isiraely; Misaora an'i Jehovah, ry taranak'i Arona;
Misaora an'i Jehovah, ry taranak'i Levy; Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, misaora an'i Jehovah.
Isaorana avy any Ziona anie Jehovah, Izay mitoetra any Jerosalema. Haleloia. Amen"

πŸ‘Fantatrao ve fa manomboka misy eto amintsika ny
Thanks giving = Misaotra nohon'ny Fanomezana ?

β™₯️Tsy kolontsaina vahiny ihany fa famporisihina toe-po misaotra sy mankasitraka an'Andriamanitra nohon'ny nataony ho antsika t@ taona lasa β™₯️
πŸ€Natao isaky ny Alatsinainy faha-efatra ny volana janoary izy io ary misy mikarakara. πŸ€
πŸ‘ Maro ireo fikambanana mivavaka ho an'ny firenena no tonga tao. πŸ™πŸ‡²πŸ‡¬πŸ™
πŸ‘β™₯️Ndao koa isika hisafidy toe-po mahay mankasitraka an'Andriamanitra. β™₯οΈπŸ‘
πŸ™Fa mahafaly an'i Jesosy izanyπŸ™ πŸ€Mpandresy ny mahay mankasitrakaπŸ€

❀ Tena Tia anao Jesosy β™₯️
Mihainoa Finaritra

🌹Nirisoa Ramanase🌹

Address

Antananarivo

Telephone

+261347985471

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rojom-bavaka Radio Fiotazantsoa 105.6 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category