ALL IN ONE

ALL IN ONE Tout en UN

⚠️⚠️Mpiasan'ny APIPA maty am-perinasa:⚠️⚠️🔴 Raha manao fanadiovana dalles (tafo na gorodona) izay mety ahitana gaz toxiq...
03/05/2025

⚠️⚠️Mpiasan'ny APIPA maty am-perinasa:⚠️⚠️

🔴 Raha manao fanadiovana dalles (tafo na gorodona) izay mety ahitana gaz toxiques na loto simika, dia ilaina ny fitaovana fiarovana sy fanadiovana manokana. Ireto avy ny fitaovana ilaina sy ampiasaina mba hisorohana ny fahaseporana sy hiarovana ny mpiasa :

1. Fitaovana fiarovan-tena (Équipements de Protection Individuelle - EPI)

Arovava sy orona misy sivana (masque à cartouche filtrante): ilaina mba hisorohana ny fidiran'ny entona sy gazy manimba.

Aro maso (lunettes de protection): hiarovana amin’ny vovoka sy entona mety hanimba ny maso.

Aro tanana (gant en nitrile na néoprène): miaro amin’ny vokatra simika.

Fitafiana manarona vatana manontolo (combinaison jetable / imperméable): misoroka fifandraisana mivantana amin’ny loto.

Kapa fiarovana (chaussures de sécurité): misy solaitra tsy mitroka loto, hiarovana amin’ny fiviliana na fivoahan’ny simika.

2. Fitaovana fanadiovana

Brosse sy raclette: hanadiovana ny “dalle” sy hanesorana loto.

Aspirateur industriel: raha misy vovoka na poti-loto mando/simika, dia tsara kokoa noho ny manasa amin’ny rano.

Produit décontaminant: vokatra manokana hanesorana loto simika sy entona.

Seau, mop, sy linges microfibres: raha tsy mampidi-doza amin’ny rano ny faritra.

3. Fanaraha-maso sy fanalana entona (ventilation)

Ventilateur industriel na extracteur d’air: ampiasaina amin'ny toerana mihidy hisintonana ny entona mankany ivelany.

Détecteur de gaz: hanamarinana raha mbola misy gaz toxique eny amin’ny rivotra na tsia.

Moa ampy ireo ve ny fitaovana nentina nanantanteraka ny fanadiivana ? Vonona andray andraikiny ve ny tompon'andraikitra amizao namohizana mpiasa izao ?

Tena zava-dehibe ny fanofanana an’ireo mpiasa amin’ny fomba ampiasana ireo fitaovana ireo sy amin’ny fomba fanao amin’ny tranga misy risika simika.

Mirary fionana feno ho an'ny fianakavian'nireo mpiasa namohy ny ainy🙏

03/03/2025

👉Tsy hoe raha bé mpikoty ndry ,dia hoe ndry no tena manja, fa ndry ilay mety hoanina 🤭😆

15/02/2025

Ma copine voulait m'humilier devant sa famille en disant que je suis faible au lit, toutes ses sœurs ont criées c'est faux 🤭🙈🙆

Ny paoziko misisika ao amponao😂😂
04/02/2025

Ny paoziko misisika ao amponao😂😂

03/02/2025
Sady izy manjakely nefa maimbo tay pro max😂😂
27/01/2025

Sady izy manjakely nefa maimbo tay pro max😂😂

Mahasoa ny sport🔥❤️
25/01/2025

Mahasoa ny sport🔥❤️

🫣😂😂😂
18/01/2025

🫣😂😂😂

😂😂
12/01/2025

😂😂

⚽FINAL SUPER COPA⚽Anio amin'ny 10ora alina no hifandona ny Real Madrid Real Madrid C.F.Real Madrid C.F. sy ny FC Barcelo...
12/01/2025

⚽FINAL SUPER COPA⚽
Anio amin'ny 10ora alina no hifandona ny Real Madrid Real Madrid C.F.Real Madrid C.F. sy ny FC Barcelona
➡️Iza no alainao

💋💋
11/01/2025

💋💋

🥹😂😂
07/01/2025

🥹😂😂

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261325355998

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALL IN ONE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ALL IN ONE:

Share