Taratra

Taratra Taratra πŸ‡²πŸ‡¬,
Gasy toa anao
(2)

SAO DIA MORA LOATRA RAHA 210.000 AR ITY REDMI 7 PRO ITY ? πŸ€”Ngah izany ihany fa mbola mahazo Cadeau CASQUE BLUETOOTH ihan...
17/06/2025

SAO DIA MORA LOATRA RAHA 210.000 AR ITY REDMI 7 PRO ITY ? πŸ€”

Ngah izany ihany fa mbola mahazo Cadeau CASQUE BLUETOOTH ihany koa 😱

β˜‘οΈ RAM 6GB / Memoire 128GB
β˜‘οΈ CamΓ©ra 48 Megapixels
β˜‘οΈ Mahazaka LMC sy GCAM tsara tompoko ‼️

18/12/2024
Tsy ny hanonofy fotsiny no ilaina  fa ny hanantanteraka mihitsy , Vitan' lah Io ! πŸ’ͺπŸ—οΈπŸ—οΈ
16/12/2024

Tsy ny hanonofy fotsiny no ilaina fa ny hanantanteraka mihitsy ,

Vitan' lah Io ! πŸ’ͺπŸ—οΈπŸ—οΈ

Miady vao mpandresy lesy ee!! 🀞πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ
16/12/2024

Miady vao mpandresy lesy ee!! 🀞πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺ

Vavaka lesy ee, vavaka ihanyπŸ™πŸ™πŸ™ dia mifantoka tsara πŸ—οΈπŸ—οΈ,
15/12/2024

Vavaka lesy ee, vavaka ihanyπŸ™πŸ™πŸ™ dia mifantoka tsara πŸ—οΈπŸ—οΈ,

Ny fahombiazana Dia toy ny renirano lehibe iray , Tsy maintsy kely no hiandohany Ary ireo kely mitambatra ireo no Tonga ...
13/12/2024

Ny fahombiazana Dia toy ny renirano lehibe iray ,

Tsy maintsy kely no hiandohany Ary ireo kely mitambatra ireo no Tonga ho lehibe ,

Ka raha kivy ianao Amin kely anananao Dia tsy hahita ny lehibe mihitsy ,

Vitanao Io

Antananarivo MadagascarRadisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront
13/12/2024

Antananarivo Madagascar
Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront

Tsy maintsy tafita lesy n'y tanjona aa!!Hoy izy !! πŸ₯°πŸ₯°βšœοΈπŸ’ͺ
11/12/2024

Tsy maintsy tafita lesy n'y tanjona aa!!
Hoy izy !! πŸ₯°πŸ₯°βšœοΈπŸ’ͺ

Address

TanΓ 
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share