Dr Mino

Dr Mino Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dr Mino, Digital creator, Antananarivo.

❌TSY VOATERY MIHINANA ODY KOHAKA NY OLONA REHEFA MIKOHAKA ❌✅INY KOHAKA INY NO MAMOAKA ILAY MALOTO ATY IVELANY AMIN'NY AL...
08/01/2026

❌TSY VOATERY MIHINANA ODY KOHAKA NY OLONA REHEFA MIKOHAKA ❌

✅INY KOHAKA INY NO MAMOAKA ILAY MALOTO ATY IVELANY AMIN'NY ALALAN'NY REOKA, KA RAHA AJANONA NY KOHAKA DIA TAVELA AO IHANY ILAY MALOTO

07/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mbola Ramisamanana, Mahenina Andriamiarisoa, Tojo Ny Aina Raz, Six John, Adrien Ramaroarison, Aïsha Warda Curie, Hery Randriamananjara, Anitah Ramanantsoa, Hanitriniaina Aldine, Leslie Yousra, Adinah Hasiniaina, Sarobidy Rasoavonarivo, Lala RH Nomena, Francia Manana, Junior Ricky, Nathie Mim's, Waybye Eneri, Lünah Fãnømezantsõa, Ilo Fannie, Rms Fanilo Ran, Mikalo Rijaniaina, Egeune Patrick, Anjara Nomenjanahary, Dina Ny Aiko, Feno Fifaliana, Cara Rakotoarisoa, Daoda Ayone, Legends John, Nomentsoa Ifalina, Elodie Elodie, Hope Good

06/01/2026

Ô ré olona a!!

Tsy hoe vao reraka kely avy miasa akory dia ihinana ANTIBIOTIKA

TENA MISY AZO RAISINA ITY TOROHEVITRA ITY
05/01/2026

TENA MISY AZO RAISINA ITY TOROHEVITRA ITY

🔴 INONA NO TOKONY HATAO MBA HANAMAFY NY TAOLANA SY ISOROHANA NY OSTÉOPOROSE 🔴❓❓👇👇👇

1️⃣ Vitamine D sy Calcium : io no singa lehibe anisany manamafy ny taolana

2️⃣Sakafo: produits laitiers, légumes verts à feuilles ( anana), ( de mba miseho masoandro kou indraindray fa aza mihiboka be)

3️⃣ Exercice de résistance : mibata mavesatra izay anisany tombony ho an'ny mpikontrana,,

⚠️MADA MASS GAINER PROTEIN ⚠️

CONTACT : 034 60 699 30/ 037 79 563 20

⛔ INONA NO ATAO REHEFA MARARY❓❓❓👉Tokana ihany no valiny :✅ MANANTONA MPITSABO NIANATRA MOMBA NY FITSABOANA TOMPOKO Ô
04/01/2026

⛔ INONA NO ATAO REHEFA MARARY❓❓❓

👉Tokana ihany no valiny :
✅ MANANTONA MPITSABO NIANATRA MOMBA NY FITSABOANA TOMPOKO Ô

⛔REFIN'NY ZAZAKELY ❓❓❓❓👉Quelques repères : ✅Naissance : 50 cm✅6 mois : 65 cm✅1 an : 75 cm✅2 ans : 82 cm✅3 ans : 91 cm✅4 ...
03/01/2026

⛔REFIN'NY ZAZAKELY ❓❓❓❓

👉Quelques repères :

✅Naissance : 50 cm

✅6 mois : 65 cm

✅1 an : 75 cm

✅2 ans : 82 cm

✅3 ans : 91 cm

✅4 ans : 1 m
✅Puis 5 à 6 cm/an jusqu’à 12 ans

Raha mifanalavitra be amin'io de tsy mitombina

⛔ VARIOLE DE SINGE❗❗❗❗✅MALAZA BE MIHITSY IZY ITY SATRIA TAFIDITRA ETO AMINTSIKA✅TOY NY VIRUS REHETRA IHANY IZY IO KA NY ...
02/01/2026

⛔ VARIOLE DE SINGE❗❗❗❗

✅MALAZA BE MIHITSY IZY ITY SATRIA TAFIDITRA ETO AMINTSIKA
✅TOY NY VIRUS REHETRA IHANY IZY IO KA NY HERY FIAROVANTSIKA IHANY NO MIADY AMINY
✅NOHO IZANY ATAOVY MAFY TOMPOKO NY HERY FIAROVANA FA TSY MAHARITRA ELA AKORY NY FISEHONY

✅ ASTUCES KELY:
➡️MISOTROA RANO BETSAKA
➡️MINÀNA VOAN-KAZO ISAN-KARAZANY
➡️MINÀNA SAKAFO BETSAKA PROTÉINES ( TRONDRO, NOFON-KENA)
➡️MANAOVA FANATANJAHAN-TENA

❗ MIRARY TAOM-BAOVAO FINARITRA HO AN'NY REHETRA ❗

⛔MISY RANO AO ANATIN'NY TRATRA❗INONA NO MISEHO❓❓❓EN COMMENTAIRE 👇👇👇
31/12/2025

⛔MISY RANO AO ANATIN'NY TRATRA❗

INONA NO MISEHO❓❓❓

EN COMMENTAIRE 👇👇👇

30/12/2025

⚠️Oviana no hitan'ny test fa bevohoka ny vehivavy anakiray ???

👉 Rehefa tara ny règle dia manaova test 😊

⛔MARARY LAMOSINA VE HIANAO ⛔❓❓❓👉 INONA AVY IREO FAMANTARANA FA MILA MANANTONA MPITSABO HAINGANA HIANAO❓❓❓EN COMMENTAIRE ...
28/12/2025

⛔MARARY LAMOSINA VE HIANAO ⛔❓❓❓

👉 INONA AVY IREO FAMANTARANA FA MILA MANANTONA MPITSABO HAINGANA HIANAO❓❓❓

EN COMMENTAIRE 👇👇 👇

⛔Fahapoizinana ara-tsakafo⛔❗❗👉 INONA AVY IREO FAMBARA MAMPIAHIAHY❓❓❓EN COMMENTAIRE 👇👇👇
24/12/2025

⛔Fahapoizinana ara-tsakafo⛔❗❗
👉 INONA AVY IREO FAMBARA MAMPIAHIAHY❓❓❓

EN COMMENTAIRE 👇👇👇

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dr Mino posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share