X PRINT

X PRINT Marquez votre empreinte

Aza adino🧏‼️‼️‼️❗️Manao invitation ihany koa izahay. Na mariage, anniversaire, fitokanan-trano, famadihana, sns🤩🤩 Koa to...
06/08/2025

Aza adino🧏‼️‼️‼️❗️

Manao invitation ihany koa izahay.
Na mariage, anniversaire, fitokanan-trano, famadihana, sns🤩🤩
Koa tongava manjifa fa efa natao tena mirary tokoa ny vidiny😉😉

Coucou, fampianarana kely indray an 😗Le format PDF n’est pas une option, c’est une sécurité❗ Envoyer des fichiers Word o...
06/08/2025

Coucou, fampianarana kely indray an 😗

Le format PDF n’est pas une option, c’est une sécurité

❗ Envoyer des fichiers Word ou PowerPoint ? Risque de décalage assuré.
✅ Toujours convertir en PDF haute qualité avant impression.
C’est la seule façon de garantir que la mise en page reste intacte.

Aleo zany atao pdf fona dia assuré fa tsy miova ny mise en page nao🫡😉😉
,

Hisaorana ny MZO Company nametraka fitokisana tamin'ny ekipan'ny X PRINT 🙏 tena fifaliana ho anay ny mahita ny asa izay ...
01/08/2025

Hisaorana ny MZO Company nametraka fitokisana tamin'ny ekipan'ny X PRINT 🙏 tena fifaliana ho anay ny mahita ny asa izay nataonay rehefa ohatran'izao.

🫵Ianao koa aza misalasala fa ho raisina sy ho karakaraina tsara ianao !!

📢 PRIX MORA BE (natao ho an'ireo mbola hivarotra 💼)📆 Amin’ity volana Juillet hatramin’ny 10 Aout ihany ireto prix ireto ...
28/07/2025

📢 PRIX MORA BE (natao ho an'ireo mbola hivarotra 💼)
📆 Amin’ity volana Juillet hatramin’ny 10 Aout ihany ireto prix ireto — hiverina normal aorian’izay 🔁

⏰️ Efa hanomboka zao ny tsenan'ny Calendrier, agenda, bloc note, sy ny impression A3 isankarazany, raha te hahazo Millions maromaro ao anatin'ny fotoana fohy... mividiana Konica 👇

Imprimante Konica +100 isa efa lafo!!!

🖨️ Konica Minolta Bizhub Series 4:
• 🔹 Konica C364 = 4 999 000 Ar (au lieu de 7 500 000 Ar)
• 🔹 Konica C454 = 5 999 000 Ar (au lieu de 8 500 000 Ar)
• 🔹 Konica C554 = 5 999 000 Ar 🔥 Be mpividy indrindra (au lieu de 9 500 000 Ar)
• 🔹 Konica C654 = 6 999 000 Ar (au lieu de 10 500 000 Ar)
• 🔹 Konica C754 = 7 999 000 Ar (au lieu de 12 500 000 Ar)

🖨️ Konica Minolta Bizhub Series 8:
• 🔸 Konica C368 = 5 999 000 Ar (au lieu de 9 000 000 Ar)
• 🔸 Konica C458 = 6 999 000 Ar (au lieu de 10 000 000 Ar)
• 🔸 Konica C558 = 6 999 000 Ar 🔥 Be mpividy indrindra (au lieu de 11 000 000 Ar)
• 🔸 Konica C658 = 7 999 000 Ar (au lieu de 12 000 000 Ar)
• 🔸 Konica C759 = 8 999 000 Ar (au lieu de 13 000 000 Ar)

📦 Sur commande ⚡️
⏳ 30 andro dia tonga 🤏
🎁 Formation offerte
🚚 Livraison gratuite miampy toner 4 couleurs réserve raha maka plus de 5 🤝

📍 Birao : Andavamamba ampitan’ny Sipem Banque
📞 034 23 711 01

🔥100Ar ny iray.. Etiquette Autocollant mazaka rano034 23 711 01
28/06/2025

🔥100Ar ny iray.. Etiquette Autocollant mazaka rano

034 23 711 01

📢 🎉 PROMO Be amin'ito volana Jona ito ato amin’ny X PRINT ! 🔥Manomboka amin’ny 70Ar 👉 Impressions raitra dia raitra, pri...
04/06/2025

📢 🎉 PROMO Be amin'ito volana Jona ito ato amin’ny X PRINT !

🔥Manomboka amin’ny 70Ar

👉 Impressions raitra dia raitra, prix bôjo, vokatra maha afa-po – averina ny volanao raha tsy afa-po !

🔐 Billets Spectacle Codés & Sécurisés – Anti-fraude & design pro garanti🖼️ Affiches & Bâches Haute Qualité – Impact visuel maximum pour ton event !

🏆 X PRINT – PRIX MORA INDRINDRA ! 🔥

💎 PREMIUM – Impact professionnel garanti
📚 Livres, catalogues, magazines(Reliure métallique, Dos carré collé, pelliculage mat, brillant)
🖼️ Affiches A2, A3, A4, Bâches résistantes tous formats
📖 Brochures, dépliants, étiquettes, papier en-tête, chemises à rabats, présentations commerciales...
➡️ Natao ho an'ny ONG, écoles, entreprises, organisateurs pro.

⚡ Mety tsara ho an'ireo besoins réguliers
💌 Invitations VIP, faire-part de mariage & baptême
📄 Factures autocopiantes (3 feuillets) – pro, voavaky tsara sy manaraka norme internationale
✉️ Enveloppes personnalisées – manaraka ny omage-nao
📘 Rapports de stage, mémoires étudiants – formats A4/A5, reliure ao tsara!

🔥 NA 1 NA 100 000 TIRAGE
Aingana - Mora - Azo antoka
🖨️ Photocopies Couleur / Noir & Blanc – A3, A4, A5, A6
🎫 Flyers & cartes de visite – pour une comm' percutante
🎨 Stickers, autocollants personnalisés – format izay tianao

🧠 Saisie, mise en page, conception graphique aingana sy pro
➡️ Mety tsara ho anao io mihitsy

🎯 NATAO HO AN'IZA?
HO AN'IREO MILA IMPRESSION PRO:
🎓 Mpianatra – mémoires, rapports, présentations🏫 Écoles / Universités – affiches, bulletins, diplômes, attestations🏢 Entreprises – flyers, menus, factures, étiquettes, PLV📖 ONG – brochures, documents pro, rapports d’activités🎤 Organisateurs d’événements – billets sécurisés, affichage grand format🍽️ Restaurants – stickers, menus, sets de table👶 Fianakaviana – albums photo, baptêmes, mariages, souvenirs personnalisés

📍 X PRINT – ANDAVAMAMBA, arrêt bus 154
📞 Contact direct ou WhatsApp : 034 65 189 99
📧 Email : [email protected]📦

🚨Livraison Gratuit na aiza na aiza misy anao🚚

Misaotra nahatoky anay ato amin’ny X PRINT🙏😘Impression A3, papier PCB 130G
02/06/2025

Misaotra nahatoky anay ato amin’ny X PRINT🙏😘

Impression A3, papier PCB 130G

✅ Impression tsara kalitao✅ Couleurs madio sy manintona✅ Finitions OK📍 X PRINT – Partenaire impression azonao itokisana📞...
31/05/2025

✅ Impression tsara kalitao
✅ Couleurs madio sy manintona
✅ Finitions OK

📍 X PRINT – Partenaire impression azonao itokisana

📞 Antsoy haingana ny 034 23 711 01 raha mila devis!

Hanomana mariage ve? 👩‍❤️‍💋‍👨Tongava haingana ato aminay fa ataonay tsarabe ny invitation🤗😙😜
27/05/2025

Hanomana mariage ve? 👩‍❤️‍💋‍👨
Tongava haingana ato aminay fa ataonay tsarabe ny invitation🤗😙😜

16h20: Niteny ilay client oe mety vitanareo rahampitso vao maraina be ve raha invitation 150 exemplaires 🤔16h21: Niteny ...
23/05/2025

16h20: Niteny ilay client oe mety vitanareo rahampitso vao maraina be ve raha invitation 150 exemplaires 🤔

16h21: Niteny izahay oe vitanay io fa ny prix mba miakatra kely satria hiaritory be mihitsy izany izahay (Raha tokony ho 2000Ar ny iray dia mba natao 2200Ar😜)

16h30: Nalefany tamin’ny WhatsApp ny informations rehetra

16h50: Vita ny devis dia nalefa tany aminy

23h01: Jereo ao amin’ny Commentaire 😂

Ny ampitso maraina tamin’ny 7h: Io amin’ny sary io (Vita Tompoko🫡)

Tandremo⚠️ Ny impression affiche amin’ny papier ordinaire ihany koa anie mivoaka be ee!!A3= À partir 600ArA4= A partir 3...
21/05/2025

Tandremo⚠️ Ny impression affiche amin’ny papier ordinaire ihany koa anie mivoaka be ee!!

A3= À partir 600Ar
A4= A partir 300Ar

034 23 711 01 / Andavamamba ampitan’ny Sipem Banque

𝙏𝙎𝙔 𝙃𝙄𝙏𝙀𝙉𝙔 𝘽𝙀𝙏𝙎𝘼𝙆𝘼 𝘼𝙃𝙊… 𝙁𝘼 𝘼𝙇𝙀𝙊 𝙉𝙔 𝙎𝘼𝙍𝙔 (Photo réel) 𝙉𝙊 𝙃𝘼𝙉𝘼𝙈𝘽𝘼𝙍𝘼 ✨ 𝗜𝗠𝗣𝗥𝗘𝗦𝗦𝗜𝗢𝗡 𝗔𝟯 𝗟𝗔𝗦𝗘𝗥 – Résultat impeccable sy pro mia...
18/05/2025

𝙏𝙎𝙔 𝙃𝙄𝙏𝙀𝙉𝙔 𝘽𝙀𝙏𝙎𝘼𝙆𝘼 𝘼𝙃𝙊… 𝙁𝘼 𝘼𝙇𝙀𝙊 𝙉𝙔 𝙎𝘼𝙍𝙔 (Photo réel) 𝙉𝙊 𝙃𝘼𝙉𝘼𝙈𝘽𝘼𝙍𝘼

✨ 𝗜𝗠𝗣𝗥𝗘𝗦𝗦𝗜𝗢𝗡 𝗔𝟯 𝗟𝗔𝗦𝗘𝗥 – Résultat impeccable sy pro miaraka amin'ny 𝗞𝗼𝗻𝗶𝗰𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗼𝗹𝘁𝗮 𝗦é𝗿𝗶𝗲 𝟰

📍 Andavamamba, ampitan’ny Sipem Banque na akaikin'ny FJKM
📞 034 23 711 01 – Miantso mivantana na mandefa WhatsApp dia vita ny Chocolat 😉

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when X PRINT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share