MadaShare+

MadaShare+ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MadaShare+, News & Media Website, Antananarivo.

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ FANOLORANA OFISIALY NY FEHIN-KEVITRY NY FIKAONANDOHAM-PIRENENโ€™NY TANORA โ€“ CCI IVATO: Mitaky ny handravana ny Antenim...
01/08/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿ”ฅ FANOLORANA OFISIALY NY FEHIN-KEVITRY NY FIKAONANDOHAM-PIRENENโ€™NY TANORA โ€“ CCI IVATO: Mitaky ny handravana ny Antenimierampirenena sy ny CENI ireo tanora.

๐ŸŽฏ๐Ÿ”ฅRAHARAHA MAMY RAVATOMANGA ๐Ÿ“ŒNajanon'ny mpisolovava an'i Mamy Ravatomanga ny fampiakarana ny raharaha mahakasika azy teo...
01/08/2026

๐ŸŽฏ๐Ÿ”ฅRAHARAHA MAMY RAVATOMANGA

๐Ÿ“ŒNajanon'ny mpisolovava an'i Mamy Ravatomanga ny fampiakarana ny raharaha mahakasika azy teo anivon'ny "Conseil privรฉ du Roi" any Londres.

๐Ÿ”ธ๏ธIzy ity no dingana farany manapa-kevitra amin'ireo raharaham-pitsarana Maorisiana sasany. Tahaka ny hoe fitsarana tampony.

๐Ÿ”ธ๏ธNanakiana ny fandavan'ny fitsarana tampony ao Maurice ny hanome fahafahana vonjimaika an-dRavatomanga ny anton'ny fitoriana napetraky ny mpisolovava azy tany Londres herinandro lasa izay.

๐Ÿ”ธ๏ธMijanona ao Maurice ihany izany aloha ny raharaha. Miezaka mafy amin'ny fahazoana fahafahana vonjimaika ireo mpisolo vava an'i Mamy Ravatomanga.

๐Ÿ”ธ๏ธ135 tapitrisa euros eo hoe eo ny fanananan'ity mpandraharaha ity nogiazan'ny fanjakana Maorisiana noho ny resaka kolikoly sy famotsiam-bola.

Nolavin'ny Fitsarana Tampony ao Maorisy ny fangatahany hivoaka vonjimaika (libรฉration sous caution). Nohamafisin'ny fitsarana fa mbola hijanona am-ponja vonjimaika izy satria heverina fa mbola misy ny mety handosirany, hisy fiantraikany amin'ny vavolombelona, na hanakorontana porofo. ๏ฟฝ

Tamin'ny volana Jolay 2026 dia nanao fangatahana famotsorana vonjimaika vaovao ny mpisolovava azy, saingy tsy nekena indray izany. Nijanona ho notazonina am-ponja izy.

18/07/2026

Efa voaresaka Fabiolin fb zaka jiaby, tongava manatona

Fb Hazardo Ermanne

num 0322151177

๐Ÿ”ด๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—” : ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ญ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—™๐—” ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ฌ  ๐—ง๐—˜๐—ง๐—ข ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฃ๐—ฅ๐—”๐—œ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ...
17/07/2026

๐Ÿ”ด๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—” : ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—œ๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ง๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ž๐—ฅ๐—œ๐—ญ๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—˜๐—™๐—” ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—”๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ญ๐—”๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ง๐—ข ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ฃ๐—ฅ๐—”๐—œ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”

โœ…Tsy ยซ crise cyclique ยป, na krizy miverimberina ny eto Madagasikara, fa ยซ crise permanente ยป, izany hoe krizy maharitra izay tsy mbola nahitam-bahaolana hatraminโ€™izao hoy ny praiminisitra.

โœ…Tsy maintsy faranana aminโ€™izao fanavaozana izao izany mba hahafahanโ€™ny Malagasy miaina amim-pahamendrehana sy manonofy ho avy tsaratsara kokoa.

โœ…Efa mifampiresaka aminโ€™ireo sokajin-kery maro eto Madagasikara ny Fitondrana Fanavaozana ahafahana miala aminโ€™izany.

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅPM RAJAONARISON Mamitiana"Tena  ady ity atrehina ity ary tsy handefitra amin'ny famonoana ny zanaky ny Malagasy izahay...
07/07/2026

๐Ÿ”ด๐Ÿ”ฅPM RAJAONARISON Mamitiana
"Tena ady ity atrehina ity ary tsy handefitra amin'ny famonoana ny zanaky ny Malagasy izahay"

๐Ÿ“ŒManoloana ny tranga misy tato ho ato izay dia naneho hevitra hentitra androany ny praiminisitra. Ka hoy indrindra izy :

๐Ÿ‘‰Misy taratasy nalefan'ny filoha aty amiko milaza mazava fa hoe : ny tombotsoan'ny malagasy irery ihany no tompoinao ao.

๐Ÿ‘‰Tsy afaka handefitra ny tenako amin'ny maha praiminisitra momba ny fikitikitihina ny ain'ny malagasy satria malagasy aho. Monina eto rahateo ary nisafidy ny hanompo ny Malagasy.

๐Ÿ‘‰Miombom-po amin'ireo ray amandreny manan-janaka maty ny tenako, mankahery .

๐Ÿ‘‰Nisy ny fepetra efa napetraka, tena ady ity atrehana ity ka na iza na iza ao ambadik'ireny vono olona ireny mba hanakorontanana izao fanavaozana efa mandeha izao , izaho tsy mandefitra ary vonona hiatrika ady.

๐Ÿ‘‰Hafa mihitsy ity mitranga amin'izao fotoana ity fa tsy tahaka ny nisy hatramin'izay. Tena tsy handefitra izahay.

๐Ÿ‘‰Baiko hentitra no nomeko ireo minisitera voakasika ny amin'ny fanenjehana ireo olona mpanao ratsy ireo.

Namaly ny SADC Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana: ยซ Tsy misy gadra politika izany eto,  nanao fandikan-dalร na daholo...
30/06/2026

Namaly ny SADC Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana:

ยซ Tsy misy gadra politika izany eto, nanao fandikan-dalร na daholo ny olona migadra eto Madagasikara satria mahaleo tena ny fitsarana malagasy, tsy mijabaka aminโ€™izany ny Governemanta dia aoka izay olona nandika lalร na hiatrika io fitsarana io fa tsy misy gadra politika eto Madagasikaraโ€ฆ ยป

๐Ÿ”ฅ โ— VARA MADA : ROLAND RATSIRAKA SY SITENY RANDRIANASOLONIAKO, SAMY MILAZA FA MIARO NY TOMBONTSOAN'NY FIRENENA, NEFA MIF...
19/06/2026

๐Ÿ”ฅ โ— VARA MADA : ROLAND RATSIRAKA SY SITENY RANDRIANASOLONIAKO, SAMY MILAZA FA MIARO NY TOMBONTSOAN'NY FIRENENA, NEFA MIFANOHITRA NY HEVITRAโ—๏ธ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“Œ Ho an'i SITENY RANDRIANASOLONIAKO mety hitondra fanimbana ho an'ny firenena ny VARA MADA.

๐Ÿ“Œ Ho an'i ROLAND RATSIRAKA kosa, tetikasa afaka mitondra tombontsoa sy fampandrosoana ho an'i Madagasikara izany.


๐Ÿ”ฅโ—๏ธMahavariana anefa fa samy milaza manohana ny fanavaozana izy ireo, nefa mifanohitra tanteraka ny fomba fijeryโ—๏ธ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“Œ Etsy ankilany, na dia nanamafy aza ny filohan'ny Antenimieram-pirenena fa mitana ny heviny, dia voalaza fa mbola miroso hatrany ny VARA MADA.

๐Ÿ“Œ Iza ร ry no tokony hinoan'ny vahoaka? Raha samy milaza fa miaro ny tombontsoam-pirenena ny mpanao politika, nahoana no tsy mitovy ny hafatra ampitaina ?

ยฉ๏ธ: Antsiva Radio 97.6

17/06/2026

AVERENO PM HERINTSALAMA RAJAONARIVELO FA PM ITY TSY HITA ACTION

๐ŸŸข๐—Ÿ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—–๐—˜๐—ฃ๐—˜ ๐—•๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—– ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ: " ๐—”๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ฃ๐—ฅ๐—ฅ๐— ".
10/06/2026

๐ŸŸข๐—Ÿ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—–๐—˜๐—ฃ๐—˜ ๐—•๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—– ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ: " ๐—”๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ฃ๐—ฅ๐—ฅ๐— ".

โ€ผ๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—ก๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป'๐—ถ ๐—ฅ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฎ   ๐˜€๐˜†  #๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ.Tonga androany ireo fitaovana toy   lehibe fitson...
09/06/2026

โ€ผ๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—ก๐—ผ๐—บ๐—ฒ๐—ป'๐—ถ ๐—ฅ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐—ฎ ๐˜€๐˜† #๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ.
Tonga androany ireo fitaovana toy lehibe fitsongisana sy kojakoja maro samihafa avy any Rosia. Nanolotra izany tamin'ny fomba ofisialy teny amin'ny toby miaramila eny Ivato ny ary nandray izany ny filohan'ny Fanavaozana Kolonely .
๐Ÿ“ŒRaha ny voalaza dia mbola fafiditra ao anatin'ny amin'ny fanarenana ny takaitran'ny rivodoza Fitia sy Gezani teto Madagasikara ireto fitaovana ireto.

ยฉ๏ธ Ambassade de la Fรฉdรฉration de Russie en Rรฉpublique de Madagascar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MadaShare+ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share