08/09/2026
🌈✨ TONGASOA ETO AMIN'NY TINY! ✨🌈
👧👦 Fotoana manokana ho an’ny ankizy, feno tsiky, lalao ary fahafinaretana! 🎉
🎵 Mozika
🎨 Famoronana
🎬 Tantara sy sary miaina
🎮 Lalao
💡 Fahalalana sy zavatra mahaliana
📺 IBC TV
📅 Alarobia – 3:30 hariva
🔁 Famerenana: Sabotsy – 4:30 tolakandro
💫 TINY : fotoana iray, fahafinaretana tsy manam-petra!