
17/06/2025
Salama daholo ny mpikirakira Son (Home studio...sns) namako ato.
Mino aho fa tsy taraiky isika misy eo 'ny audio.
Écouteur IEM na in-ear Monitors.
Mety tonga dia hanontany tena ianao hoe Monitor audio?? Eny ny valiny. tena détaillée tsara ny son rehetra. Raha zatra nihaino écouteur tsotra ianao dia ho gaga fa misy zavatra be dia be mbola tsy henonao kay rehefa mampiasa ity technologie ity.
Raha liana ianao dia manana dispo vitsivitsy amidy aho. (KZ Edx pro X)
Prix: 75.000Ar (Fixe)