Tahirin-tsary

Tahirin-tsary TAHIRIN-TSARY, FEO, VIDEO, MIVANTANA NA ANKOLAKA, NAFENINA SY TSY NASEO VAHOAKA. TANTARA POLTIKA SNS

03/05/2025
02/11/2024

RAJOEL M0ANONDRANA VOLAMENA ANTSOKOSOKO AVY ANY MDAGASIKARA. TRATRA TAO COMORE

24/09/2024

TAKIO AMIN'NY RAJOEL NY HONITRAREO ORINASA NOROBAINA SY NODORANY RAJOEL TAMIN'NY 2009.
1500MILLIAR ar no honitra mila alohany

mila revolution i madagasikara fa jiolahy no mitondra
18/09/2024

mila revolution i madagasikara fa jiolahy no mitondra

14/09/2024

265 ny mpiasan'ny paositra malagasy manerana ny nosy mbola tsy naharay karama nanomboka ny volana aogositra.
©️Le Jité

Ahoana indray re izao Ministre ny Fitsarana Landy Mbolatiana sy Me Freudon vadiny dia manao bizina kolikoly mampiteny ny...
18/07/2024

Ahoana indray re izao Ministre ny Fitsarana Landy Mbolatiana sy Me Freudon vadiny dia manao bizina kolikoly mampiteny ny moana , tsisy bedy izao e? Mitaraina daholo na olontsotra na orinasa na mpitsara na mpisolovava fa tena sahala amin'ny usine mihitsy ny fiarahamiasa an izy mivady. Ary dia hoe mahazo baiko sy vola ny mpitsara mba hampandresena izay dossier raisin'ny cabinet d'avocat an miara miasa amin 'ny vadin'i Ministre ny Fitsarana na manana ny diso aza?

Marina ve izany, iza daolo no efa victime... Alefaso MP izay tsy sahy milaza mivantana eto.

©Fanirsioa Ernaivo

21/06/2024
29/10/2023

Porofo fa miandany ny ceni

18/10/2023

Iraky rajoel

17/10/2023

Voafitaka ireo taxi moto, dia ho tozay ko ny ahazo anareo mpanohana an'i rajoel

17/10/2023

Sahaza anao zao

Address

MADA 100
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tahirin-tsary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share