Lay Talentako

Lay Talentako Lay talentako, fandaharana natao hifampizarana sy hialana voly ary hanomezana voninahitra an'Andriamanitra @ alalan'ny talenta izay natolony.

Bonne année 2026 🤩🥳
06/01/2026

Bonne année 2026 🤩🥳

🤝 TOLO-TÀNANA HO AN’I FITAHIANA 💖Tsy hoe fanampiana fotsiny, fa fanehoam-pitiavana sy firaisankina ao amin’ny fianakavia...
12/11/2025

🤝 TOLO-TÀNANA HO AN’I FITAHIANA 💖

Tsy hoe fanampiana fotsiny, fa fanehoam-pitiavana sy firaisankina ao amin’ny fianakavian’ny finoana isika rehetra.

“Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.” — Galatianina 6:9

Aoka isika hifanohana, satria hoy Jesosy :

“Amin’ny fitiavana no hahafantarana fa mpianatr’i Kristy ianareo.” — Jaona 13:35

💬 Fanomezana tsotra avy amintsika rehetra dia afaka mitondra hery sy fanantenana ho an’i Fitahiana, amin’izao fotoan-tsarotra iainany noho ny tsy fahasalamana. 🙏🙏🙏🙏🙏🙏

💫 Ny fitiavana sy firaisankina kely dia manasitrana fo sy manova toe-javatra.

🎶 Marobe ireo mpidera sy mpitory ara-pilazantsara hiaraka hifampizara, hanohana an’i Fitahina amin’izao fotoana lehibe izao.

➡️ Tongava maro , fa ho feno fandresena sy hafaliana ny fotoana !

📍 Toerana : Fiangonana Miara-Manompo Ampasapito (Akaikin’ny vavahadin’ny Lycée Technique, GAMO)

▶️Sabotsy 15 novambra 2025

▶️Manomboka amin'ny 14h30

🎁 Tsy misy vidim-pidirana — fa izay foy am-pitiavana no fanehoam-pitiavana lehibe indrindra. ❤️

🔹Salamo 26 : 8Jehovah ô, tiako ny trano itoeranao,Dia ny fonenan’ny voninahitrao.⛪ Tranon'Andriamanitra dia tsy Izy Andr...
12/08/2025

🔹Salamo 26 : 8
Jehovah ô, tiako ny trano itoeranao,
Dia ny fonenan’ny voninahitrao.

⛪ Tranon'Andriamanitra dia tsy Izy Andriamanitra fotsiny no ao fa Izy sy ny maha Izy Azy no ao ...
👉🏻 Famirapiratany
👉🏻 Fahatsaran-tarehiny
👉🏻 Heriny
👉🏻 Voninahiny

🫱🏻‍🫲🏽 Omeny antsika koa izany rehetra izany ...

Fandaharana "Lay talentako" 13-08-2025 amin'ny 13h30 ... Hanasana antsika indray ny hanaraka izany

DIVERTISSEMENT 06 - 08 - 2025Lalao ary e ...Iza ary aho ô?Izaho dia nofidian'ny Apôstoly ho solon'i Jodasy Iskariota aho...
06/08/2025

DIVERTISSEMENT 06 - 08 - 2025

Lalao ary e ...

Iza ary aho ô?

Izaho dia nofidian'ny Apôstoly ho solon'i Jodasy Iskariota aho?

Valiana eto amin'ny commentaire ary tenenina amin'ny heriny izay valiny marina miaraka amin'ny anaran'izay nahamarina azy ...

Raha mamaly amin'ny alalan'ny sms kosa isika dia asina anarana mazava tsara ...
037 20 953 70
034 20 953 70
033 21 953 70

🔹Salamo 42 : 5,11 / Salamo 43 : 5Nahoana no mitanondrika hianao, ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko hianao...
06/08/2025

🔹Salamo 42 : 5,11 / Salamo 43 : 5
Nahoana no mitanondrika hianao, ry fanahiko? ary nahoana no mitoloko ato anatiko hianao?
Manantenà an’Andriamanitra, fa mbola hidera Azy ihany aho,

😓 Nampitanondrika an'ny mpanao salamo ny lavitra an'i Ziona

⛪ Ziona = tananan'Andriamanitra, tendrombohitr'Andriamanitra, fonenan'Andriamanitra, tranon'Andriamanitra (FIANGONANA)

👉🏻 Hoy ny sora-mandry : "Faniriana an'Andriamanitra raha lavitra an'i Ziona"

🧐 Ary isika manao ahoana raha lavitra an'i Ziona? Ohatrany ahoana ny ao anatintsika raha tsy nomena antsika ho ao Ziona na tsy afaka ny ho ao Ziona?

Manasa antsika hanaraka ny fandaharana Lay Talentako anio 06 Aogositra 2025 amin'ny 13h30 ... Mihaino finaritra daholo

Salamo 122 : 1FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko:Andeha isika ho any an-tranon’i Jehovah.Ataovy fifaliana foana raha mbo...
05/08/2025

Salamo 122 : 1
FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko:
Andeha isika ho any an-tranon’i Jehovah.

Ataovy fifaliana foana raha mbola misy mitaona ho ao an-tranon'i Jehovah isika fa fitahiana ho antsika izany ...

🔸1Timoty 4 : 12.. fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino hianao amin’ny fiteny, amin’ny fitondrantena ...Isika tanora ...
16/07/2025

🔸1Timoty 4 : 12.. fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino hianao amin’ny fiteny, amin’ny fitondrantena ...

Isika tanora dia mila mandresy lahatra ny manodidina antsika amin'ny fitondran-tena tsara, mendrika, mandresy lahatra ary mahataona ...

🔸1Korintiana 4 : 16
Koa mananatra anareo aho: manahafa ahy hianareo.

Tanora sy ankizy afaka tahafina amin'ny fitondran-tena, Paoly dia sahy nilaza hoe "manahafa ahy"

🔸1Korintiana 11 : 1
Aoka hanahaka ahy hianareo, dia tahaka ny anahafako an’i Kristy.

Mba ahatonga antsika ho tonga fianarana sy ho faka tahaka dia mila manahaka an'i Kristy

🔸Lioka 18 : 1.. fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka ...

Mba hahatanteraka izany dia tsy maintsy mifanerasera tsy tapaka amin'i Jesosy Kristy isika

🔸1Timoty 4 : 11
Izany zavatra izany no andidio sy ampianaro.

Ny tonga fianarana sy faka tahaka dia raha ity teny ity no jerena dia tsy fiangaviana fa didy ...

Aoka ho tonga fianarana sy ho faka tahaka isika amin'ny fitondran-tena tsara sy mendrika mba handresy lahatra sy hahataona olona maro ho an'i Jesosy Kristy fa indrindra tanora toa antsika ...

Matio 6:33Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.Mahazo mikatsaka n...
10/07/2025

Matio 6:33
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.

Mahazo mikatsaka ny zavatra rehetra isika fa aza adino ny mikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra ...

Joba 3:25Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.Izay volavolaina ao anatin'ny saina sy aorina...
04/07/2025

Joba 3:25
Fa Izay atahorako no mahazo ahy, ary izay angovitako no manjo ahy.

Izay volavolaina ao anatin'ny saina sy aorina ao dia izay no miseho eo ...
Tandremo ny fisainanao



✨ CONCOURS DANSE & COVER – EXO À MADAGASCAR 2025 ✨🎤 Tu as reçu un talent de Dieu ? Il est temps de le faire rayonner pou...
23/04/2025

✨ CONCOURS DANSE & COVER – EXO À MADAGASCAR 2025 ✨
🎤 Tu as reçu un talent de Dieu ? Il est temps de le faire rayonner pour Sa gloire ! 🙌

Participe au concours danse ou cover et tente de gagner :
🎫 2 billets GOLD – CCI Ivato
🎁 Des goodies exclusifs
🌟 Et une opportunité exceptionnelle de performer sur scène pendant l'événement !

📝 Comment participer ?

-Choisis ta chanson préférée d’EXO

-Réalise un cover chant ou danse (vidéo de 30 à 60 secondes)

-Publie ta vidéo sur Facebook en mode public

-Ajoute le hashtag

🗓 Fin du concours : 27 Avril à 23h59

🎶 Que ton talent devienne un témoignage vivant !

Pour plus d'info : FB (Exo à Madagascar)

Address

Lot VK21
Antananarivo
0101

Opening Hours

09:00 - 14:30

Telephone

+261345077801

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lay Talentako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category