Andry Rakotonirainy Photographie

Andry Rakotonirainy Photographie Journaliste Reporteur d'Images JRI

05/07/2026
17/06/2026
đŸ„°đŸŽđŸ’šTratry ny tsingerintaona nahaterahana, ry Neny malala indrindra. Anio no fotoana hankalazana ilay olona nanome aina s...
17/06/2026

đŸ„°đŸŽđŸ’šTratry ny tsingerintaona nahaterahana, ry Neny malala indrindra. Anio no fotoana hankalazana ilay olona nanome aina sy nitia anay tsy misy fepetra. Mirary fahasalamana, fiadanana ary fahombiazana hatrany. Enga anie ny fitahian'Andriamanitra hanarona anao isan'andro amin'ny fiainanao.đŸ’šđŸ„°đŸŽ

14/06/2026

Quelqu'un s'assoit aujourd'hui à l'ombre parce que quelqu'un a planté un arbre il y a longtemps

🔘FITIAVANA SY FANKASITRAHANA : TSINJOVINA MANOKANA IREO RAY AMAN-DRENY AO AMORON’I MANIAâœđŸ» Andry Rakotonirainy Journalis...
14/06/2026

🔘FITIAVANA SY FANKASITRAHANA : TSINJOVINA MANOKANA IREO RAY AMAN-DRENY AO AMORON’I MANIA

âœđŸ» Andry Rakotonirainy
Journaliste Reporter d'image
AMBOSITRA , 13 Jona 2026

▶ Ho fanamarihana ny fetim-pirenena 26 Jona sy ho mariky ny fankasitrahana ireo Ray aman-dReny izay nandray anjara lehibe tamin’ny fanabeazana sy ny fananganana ny taranaka Malagasy, nanolotra bodofotsy ho an’ireo zokiolona sy Ray aman-dReny ao amin’ny Distrikan’i Ambositra ny Solombavambahoaka Haingo Nambinina.

▶ Niraisan-kina tamin’ity hetsika ara-tsosialy ity ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Firaisankina Amoron’i Mania, notarihin-dRamatoa Yarivola Josoa, ka samy nanamafy ny maha zava-dehibe ny fanohanana sy fikarakarana ireo Ray aman-dReny izay fototry ny fiarahamonina.

▶ Mendrika ny hahazo fankasitrahana manokana ireo Ray aman-dReny noho ny ezaka sy ny sorona nataony nandritra ny androm-piainany. Tsy ho tonga amin’ny toerana misy azy ankehitriny mantsy ny taranaka raha tsy teo ireo ray sy reny nikolokolo, nanabe ary nitari-dalana azy ireo tamin’ny lalana mahitsy.

▶ Ankoatra ny fanomezana bodofotsy izay hanampy azy ireo hiatrika ny hatsiakan’ny ririnina, hafatra manan-danja :

▶"ny fanomezana lanja sy fanajana ireo zokiolona sy Ray aman-dReny, izay lova sarobidy sy andry iankinan’ny fiarahamonina Malagasy.◀

▶ Nifarana tamin’ny firarian-tsoa ho an’ireo Ray aman-dReny rehetra ny hetsika, ka nirariana hahazo fahasalamana sy hafaliana ary handalo ririnina mafana sy sambatra miaraka amin’ny fianakaviany tsirairay avy.

🔘MADAGASCAR ET OIT : UN PARTENARIAT RENFORCÉ POUR PROMOUVOIR L’EMPLOI DES JEUNES ET LE TRAVAIL DÉCENTâœđŸ»Andry Rakotonirai...
14/06/2026

🔘MADAGASCAR ET OIT : UN PARTENARIAT RENFORCÉ POUR PROMOUVOIR L’EMPLOI DES JEUNES ET LE TRAVAIL DÉCENT

âœđŸ»Andry Rakotonirainy
Journaliste Reporter d'image
GenĂšve,11 Juin 2026
📾 Genùve

▶ La dĂ©lĂ©gation malgache prĂ©sente Ă  la 114ᔉ ConfĂ©rence internationale du Travail Ă  GenĂšve a franchi une nouvelle Ă©tape dans le renforcement de la coopĂ©ration entre Madagascar et l’Organisation internationale du Travail (OIT). Conduite par le ministre du Travail, de l’Emploi et de la Fonction publique, M. Franconio Denis Mac, elle a Ă©tĂ© reçue par le Directeur gĂ©nĂ©ral du Bureau international du Travail (BIT), M. Gilbert Houngbo.

▶ Cette rencontre de haut niveau a permis de mettre en avant les prioritĂ©s du Gouvernement malgache en matiĂšre de politique de l’emploi, de promotion du travail dĂ©cent et d’amĂ©lioration des conditions professionnelles des travailleurs. Les discussions ont Ă©galement portĂ© sur les perspectives d’approfondissement du partenariat entre l’OIT et Madagascar afin d’apporter des rĂ©ponses adaptĂ©es aux dĂ©fis actuels du marchĂ© du travail.

▶ Au cƓur des Ă©changes figurent notamment l’insertion professionnelle des jeunes, le renforcement de la protection sociale, le dĂ©veloppement des compĂ©tences et la crĂ©ation d’opportunitĂ©s Ă©conomiques durables. Des domaines qui constituent des axes majeurs d’intervention du ministĂšre du Travail, de l’Emploi et de la Fonction publique, chargĂ© d’élaborer et de mettre en Ɠuvre les politiques nationales visant Ă  favoriser un environnement professionnel Ă©quitable et inclusif.

▶ À travers son engagement auprĂšs des instances internationales du travail, Madagascar entend renforcer les mĂ©canismes favorisant l’accĂšs Ă  un emploi dĂ©cent, la valorisation des ressources humaines et g protection des droits fondamentaux des travailleurs.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andry Rakotonirainy Photographie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Andry Rakotonirainy Photographie:

Shortcuts

Share

Category