
04/07/2025
Ity ny harena-kelinay sy ny kitapony t@ izy vao hiditra PS ☺️ mazoto ery isanandro handeha hianatra miaraka am cartable Pat Patrouille 😂
Tena tsara ilay qualité 👌 après année scolaire Mbola intacte be ilay izy
De plus vitsy mpanana 🥰👌 Hataovy haingana ny réservation fa ireo ihany Dia tsy misy intsony ‼️