
04/10/2023
TSY NORMAL IZANY filoham-pirenena manana zo-pirenena hafa izany re olona a!
Na samy manana ny fomba famakiany ny lalàna velona aza ny ankolafin-kery samihafa dia tsy mitombona izany satria:
izany filoham-pirenena izany no miaro voalohany ny fiandrianam-pirenena sy ny tombotsoa ambonin'ny firenena tantanany.
Olona manana firenena hafa, manaja didy aman-dalàn'ny firenena hafa, mahazo tombontsoa avy amin'ny firenena hafa ary manana filoham-pirenena hafa izany ve dia hahavita hanatanteraka ny asa masina sy ny vaoady nataon'ny teo anatrehan'ny lalàna?
Tsy normal izany