MC Agenzia Assistenza Studenti

MC Agenzia Assistenza Studenti Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MC Agenzia Assistenza Studenti, Talent Agent, 67h nord parking, Antananarivo.

Aide et soutien aux étudiants dans les universités publiques et privées en Italie.
*Information et orientation académique
*Inscription universitaire
*Assistance pour le visa étudiant
*Cour de langue (Italien)
*Demande de bourse et de logement

MC Agenzia Assistenza Studenti 🎓  Te hianatra any Italia ve ianao? 🌍🇮🇹  MC Agenzia Assistenza Studenti dia eto hanampy a...
20/07/2026

MC Agenzia Assistenza Studenti 🎓

Te hianatra any Italia ve ianao? 🌍🇮🇹
MC Agenzia Assistenza Studenti dia eto hanampy anao amin’ny dingana rehetra!

Inona no tolotra omenay?
- Fanampiana amin'ny fisoratana anarana amin'ny oniversite italiana 📚
- Fanomanana taratasy ilaina (visa, fianarana, trano fonenana) 🏡
- Torohevitra sy fanohanana mandritra ny diany 🇮🇹
- Fampianarana fiteny italiana ho fanomanana 🎓

Ho an'iza izany?
- Mpianatra malagasy maniry hianatra any Italia
- Ray aman-dreny te hanohana ny zanany amin’ny fianarana any ivelany
- Olona mitady fahafahana akademika vaovao

Aza misalasala! Raiso izao fahafahana izao ho an’ny hoavinao!
Mifandraisa aminay amin’ny WhatsApp: +39 388 488 9840 / +261 34 51 585 55

MC Agenzia Assistenza Studenti
Manohana anao ho amin’ny fahombiazanao! 💼🎓

Centro Raggio di Sole MC Agenzia Assistenza Studenti

09/07/2026

Buongiorno Roma, Italia

17/06/2026

🌍 MADADIASPORA, 𝗣𝗔𝗥𝗧𝗘𝗡𝗔𝗜𝗥𝗘 de la FESTA DELL'INDIPENDENZA — ROME 🤝

📅 Dimanche 28 juin 2026
🕓 16h à 21h
📍 Via Riccardo Zandonai, 84/a, Rome, Italie 🇮🇹

Congratulazioni al nostro presidente 🎉👏
16/06/2026

Congratulazioni al nostro presidente 🎉👏

✨🌍 La plateforme Madadiaspora se rapproche de plus en plus de la diaspora malagasy à travers le monde.

👏 Félicitations à Murio Enderlin RAZAFINDRAKOTO, correspondant de Madadiaspora à Rome (ITALIE).

📞 Téléphone : +39 388 488 9840
📧 Email : [[email protected]](mailto:[email protected])
📨 PEC : [[email protected]](mailto:[email protected])

15/06/2026

Buongiorno a tutti! 🤗

Manomboka anio Lunedi 15 Giugno al 29 Giugno 2026 dia fotoana atokanay handraisana sy anomezana ireo informazione hoan’ireo mpianatra hiditra amin’ny Anno accademico 2027/2028. Tsara dia tsara mantsy dia izao dia efa manomana ny hoavy satria maro dia maro ny zavatra niova ary mbola hiova ka tsara ny mahalala tsara ny informazioni zay vao miroso amin’ny dingana rehetra zay tokony hoatao.

Miandry anareo ao amin’ny Centre Centro Raggio di Sole ary izahay isanandro Lundi a vendredi .

Adiresy: 67 HA eo amin’ny parking

Misaotra Tompoko!

A presto 🤗!

 Bravissimi ragazzi/e 🤗😍🇮🇹🇲🇬
13/03/2026


Bravissimi ragazzi/e 🤗😍🇮🇹🇲🇬

Tsara ho fantatrao!
04/03/2026

Tsara ho fantatrao!

Se stai cercando conferme al tuo desiderio di studiare in Italia, continua a leggere, sei nel posto giusto 😉

Address

67h Nord Parking
Antananarivo
203

Opening Hours

Monday 14:00 - 17:00
Tuesday 14:00 - 17:00
Wednesday 14:00 - 17:00
Thursday 14:00 - 17:00
Friday 14:00 - 17:00

Telephone

+261327776677

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MC Agenzia Assistenza Studenti posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MC Agenzia Assistenza Studenti:

Shortcuts

Share

Category