Miss et Mister Teen Fashion Madagascar

Miss et Mister Teen Fashion Madagascar Miss&Mister Teen Madagascar officiel
Madagascar /Antananarivo
+261340481854

Concours de beauté et Mannequinat Professionnel

Tongava maro 🥰🙏
29/05/2025

Tongava maro 🥰🙏

18/01/2025
Hello hello ela ela tsy nihaona isika e❤️Efa misokatra indray ny  vague d'atelier de formation pro antsika Rakizy amin'i...
13/01/2025

Hello hello ela ela tsy nihaona isika e❤️Efa misokatra indray ny vague d'atelier de formation pro antsika Rakizy amin'ity 2025 ity koa aza tara ianareo maniry ho lasa model photo sy Liana aminy mannequinat indrindra ny hôte hôtesse Ary figurants sy acteur actrice fa maro ny fiofanana misy ato aminay Ary vonona izahay anome fahafahampo anareo hatrany ❤️ maimaipoana avokoa ny droit de formation.

Miantso mivantana avy hatrany ny: 0340481854/0323506815 Raha Liana

04/12/2024
Are you ready? Loading..... 2025 new chapter soon   et Mister Teen fashion Madagascar 2025   Francophonie   Globe O. E  ...
29/11/2024

Are you ready? Loading..... 2025 new chapter soon
et Mister Teen fashion Madagascar 2025 Francophonie Globe O. E Teenager Africa 2025

Mamy kely foana ny fiarahana miaraka amin ireto ekipakeliko ireto tena oe Team mami kely 😘❤️😘ho anareo ihany koa izay li...
22/11/2024

Mamy kely foana ny fiarahana miaraka amin ireto ekipakeliko ireto tena oe Team mami kely 😘❤️😘ho anareo ihany koa izay liana te hiara iasa sy hiara dia aminay dia aza misalasala. Miantso ny 0340481854 /0323506815

by Jason
Agency

Miss Asnah
14/11/2024

Miss Asnah

Hello hello n'oubliez pas notre rendez vous pour la soirée WAKA WAKA Antananarivo au DJEMBE CLUB ce 29 Nov à 21h venez n...
09/11/2024

Hello hello n'oubliez pas notre rendez vous pour la soirée WAKA WAKA Antananarivo au DJEMBE CLUB ce 29 Nov à 21h venez nombreux pour voir le show spectaculaire et inédit.

WAKA WAKA
WAKA FESTIVAL
&MISTER TEEN MADAGASCAR
AGENCY

Akory aby o ela ela tsy hita isika koa dia manome fotona antsika rehetra sahady amin'ny a sabotsy ho avy izao ary izahay...
24/10/2024

Akory aby o ela ela tsy hita isika koa dia manome fotona antsika rehetra sahady amin'ny a sabotsy ho avy izao ary izahay ao in'ny Djembe antaninarenina à partir de 20h amin'ilay Soirée the first night show mankasitraka sahady ireo panohana indrindra ianareo partenaires rehetra miaramiasa hatramzay hatramzao ary e♥️

Jour -  25 💥Hello Hello , Apres une longue Attente Nous sommes prét maintenant   à vous Eblouir sur le podium  avec nos ...
24/09/2024

Jour - 25 💥
Hello Hello , Apres une longue Attente Nous sommes prét maintenant à vous Eblouir sur le podium avec nos candidats et candidates de la 7éme Èditions de cette Année

On vous donne donc Rendez-vous ce Samedi 19 octobre à partir 20h au Djémbe Antaninarenina pour la Soirrée de présentation (The first night show Miss et Mister Teen beauty fashionMadagascar )

📞Infos : +261 34 04 818 54 / +261 33 29 931 86........................................................................ .

Address

Antananarivo

Telephone

+261327731699

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss et Mister Teen Fashion Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share