Masoandroko Kely

Masoandroko Kely 🌼Fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin'ny tany aho,mitoetra eny amin'ny habakabaka🌼

Mijery anao aho. Mahita voninkazosinafiko manginatsy misy fanirianakinanjo tena tiako satriko tsy halazo. Mandre anao ah...
05/11/2023

Mijery anao aho. Mahita voninkazo
sinafiko mangina
tsy misy faniriana
kinanjo tena tiako satriko tsy halazo.

Mandre anao aho.Mihaino kalo mamy
toy ny loharano
feo manganohano
iriko tsy ho ritra fa hikoriana hatrany...

F.-X.MAHAH, in "Rindran'ny tsiahy", aprily 2011,p.112

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masoandroko Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share