Maso Lavitra

Maso Lavitra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maso Lavitra, Antananarivo.

Pejy hizarana vaovao sy tranga voamarina
Mety ho miendrika sarcasm, manal'azy kely , na koa misy fantsy kely fa tsy miteniteny foana , Tsy miteny ratsy ary tsy natao hanimbana fiainan'olona manokana koa

Fanehoan-kevitra nahagaga ny maro no nataon'i député Milavonjy Philobert, lehiben'ny mpanohitra raha namaly ny tenin'ny ...
19/08/2026

Fanehoan-kevitra nahagaga ny maro no nataon'i député Milavonjy Philobert, lehiben'ny mpanohitra raha namaly ny tenin'ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana
“𝑎𝑓𝑎𝑘𝑎 𝑚𝑖𝑣𝑜𝑎𝑘𝑎 𝑖𝑧𝑦, 𝑓𝑎 𝑖𝑧𝑎ℎ𝑎𝑦 𝑎𝑓𝑎𝑘𝑎 𝑚𝑖𝑑𝑖𝑡𝑟𝑎”, 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑎𝑛𝑎𝑚𝑎𝑓𝑦 ℎ𝑜𝑒: “𝐴𝑙𝑒𝑜 𝑚𝑖𝑠𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑑𝑖𝑎 𝑎𝑣𝑦 𝑒𝑜 𝑚𝑖𝑓𝑎𝑛𝑎𝑟𝑎𝑘𝑎.”

19/08/2026

Nanao valin-kafatra hoan'ireo izay nitaky ny handravana ny antenimieram-pirenena ny solombavam-bahoaka Pety Rakotoniaina 👇

🔥𝐕𝐅𝐌 𝐧𝐚 𝐕𝐨𝐯𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐡𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 = 𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐨𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐨𝐫𝐨𝐧𝐠𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐚𝐣𝐨𝐞𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢...
11/08/2026

🔥𝐕𝐅𝐌 𝐧𝐚 𝐕𝐨𝐯𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐡𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 = 𝐈𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐨𝐥𝐚𝐳𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐨𝐫𝐨𝐧𝐠𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐝𝐢𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐚𝐣𝐨𝐞𝐥𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐔𝐏𝐀𝐑 𝐧𝐨 𝐚𝐨

✅Ireo Birao mpitarika ny VFM :
- Filoha : Député 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒏𝒋𝒂𝒏𝒂𝒉𝒂𝒓𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆𝒛𝒂𝒏𝒕𝒔𝒐𝒂, filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena, voafidy tao Manandriana 𝐔𝐏𝐀𝐑
- Filoha lefitra : Député 𝑷𝒆𝒕𝒚 𝑹𝒂𝒌𝒐𝒕𝒐𝒏𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂 (Ikalamavony), 𝐔𝐏𝐀𝐑, Député 𝑱𝒉𝒐𝒏𝒏𝒚 𝑹𝒂𝒌𝒐𝒕𝒐𝒂𝒓𝒊𝒔𝒐𝒂 (Ambohidratrimo), 𝐌𝐀𝐏𝐀𝐑 ary ny Député Arosy François dit La Banane (Nosy Be),
- Sekretera jeneraly : Député Marco Tsaradia, voafidy tao Ampanihy Andrefana sady filoha lefitry ny Antenimieram- pirenena

✍️ 𝑷𝒂𝒔𝒕𝒆𝒖𝒓 𝑴𝒂𝒊𝒍𝒉𝒐𝒍 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒆́ 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒂𝒏 𝑫𝒊𝒆𝒖 𝑫𝒐𝒏𝒏𝒆́Raha misy olona 2 be mpanenjika indrindra eto Madagasikara dia ny PRRM sy...
10/08/2026

✍️ 𝑷𝒂𝒔𝒕𝒆𝒖𝒓 𝑴𝒂𝒊𝒍𝒉𝒐𝒍 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒆́ 𝑪𝒉𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒂𝒏 𝑫𝒊𝒆𝒖 𝑫𝒐𝒏𝒏𝒆́
Raha misy olona 2 be mpanenjika indrindra eto Madagasikara dia ny PRRM sy Pasteur Mailhol.
Tsy mahagaga loatra fa eny aloha matoa enjehana fa tsy any aoriana!
Sa misy antony manokana hafa ve?

Rafitra federaly sa fanjakana tokana ?Rehefa nangingina ity adi hevitra momba ny federalisma ity teo dia niverina nahazo...
10/08/2026

Rafitra federaly sa fanjakana tokana ?
Rehefa nangingina ity adi hevitra momba ny federalisma ity teo dia niverina nahazo vahana indray nandritra ireny fikaonan-doha hoan'ny tanora ireny.
Tena izany tokoa ve moa no adi-hevitra mamaha ny fototry ny olana eto Madagasikara ?
Sary fanehoana : Pov cartonist

21/07/2026

Hiverina eo amin'ny fitondràna i Andry Rajoelina na i Hery Rajaonarimampianina raha ny faminaniana azon'i Pasteur Maihol raha tsy ny tenany no tonga eo amin'ny 2027

20/07/2026

Tena hafa kely fijerin'izy roa lahy mianaka ireto 👇

Leo Messi tao amin'ny ekipam-pirenena ArgentineMatchs disputés : 205Buts : 124Passes décisives : 67Palmarès avec l'Argen...
20/07/2026

Leo Messi tao amin'ny ekipam-pirenena Argentine

Matchs disputés : 205
Buts : 124
Passes décisives : 67

Palmarès avec l'Argentine
🏆 Coupe du monde : 2022
🥈 Finaliste de la Coupe du monde : 2014, 2026
🏆 Copa América : 2021, 2024
🏆 Finalissima : 2022
🥇 Médaille d'or olympique : 2008
🏆 Coupe du monde U20 : 2005

Mety ho coupe du monde farany nandraisany anjara iny lalao famaranana iny

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maso Lavitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share