Radio Fiotazantsoa 105.6 FM

Radio Fiotazantsoa 105.6 FM Évangélisation et éducation

03/10/2023

4534534534

03/10/2023

هذا هو نص المنشور الجديد.

02/08/2023

Miotisoa vao maraina e! ☺️ tratra soa indray ity alarobia maraina ity?

sosoa (tsaratsara) aby ve antsika agny?
sosoa tsa magnahy aby koa moa, ny agny manao akory aby?

salama ve ianareo e?

👉Raha hianatra tenim-paritra anankiray ianao dia faritra aiza no tinao hianarana? fa nahoana?🤔

ny ahy izao io an'izareo betsileo io no mba tiako ho hay.. mahafinaritra ahy ilay lanton'ilay feo an-dreo.😁

"tsy nanan-kitafy Aho, dia notafianareo; narary Aho, dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho, dia novangianareo. — Ma...
01/08/2023

"tsy nanan-kitafy Aho, dia notafianareo; narary Aho, dia notsaboinareo; tao an-tranomaizina Aho, dia novangianareo. — Matio 25 : 36"

Misy mpanompo kely mandalo tsy fahasalama ato amintsika koa isika izay afaka manolotra azy ireo fanampiana ho famonjena azy , mitentina 2 million ariary mahery kely ny fandidiana azy izay tsy maintsy atao haingana.
Ity ny numéro ahafahantsika miantso azy ireo
034 91 018 32 raha andefa Mvola ihany koa amin'ny anaran'i Haingo Nirina.
Tahin'i Jesosy daholo

01/08/2023

🌷Mirary ny soa sy ny tsara indray ee!!🥰
MIOTISOA VAO MARAINA

rehefa fotoanan'ny fialantsasatra tahaka izao ,dia matetika vory daholo ny fianankaviana , manararaotra mba miaona kely ee!!

andao indray ary mba hifampizara hoe inona no tena mahafinaritra anao rehefa mba miaramikorana sy tafahoana eo daholo ny fianankaviana rehetra e!?

Call now to connect with business.

31/07/2023

MISANDRATR'ANDRO-MPANAO TAFIKA MASINA ANY FORT DAUPHIN Mpiray lohavolana faha-4 anio 310723

31/07/2023

MISANDRATR'ANDRO-FANDAHARANA HANDRAISANA IREO AVY ANY @ FPVM ANJAZAMAROLAHY-FAMARANANA NY FAHA-20 TAONAN'I Pst IRAKA RAZAIARINIVO Mandimbisoa Angele sy Pst IRAKA DADAROBY na ANDRIANADOFA Robinson anio 310723

🤝FIHAONAMBEN'NY TANORA💢Sinodam-paritra Analamanga Avaratra FPVM ,izay notanterahina Teny AMBOHIMANGA ny  sabotsy 29 sy A...
31/07/2023

🤝FIHAONAMBEN'NY TANORA💢
Sinodam-paritra Analamanga Avaratra FPVM ,izay notanterahina Teny AMBOHIMANGA ny sabotsy 29 sy Alahady 30 Jolay lasa teo


Fintina An-tsary kely nandritry ny fanolorana ny loka
Ho an'ireo izay nivoka mpandresy tao anatin'ny Fifaninana
Manodidinan'ny Fanatanjahatena sns...

31/07/2023

Miotisoa vao maraina e 🥰
Mirary ny soa ho anareo hatrany !
Amin'izao fialatsasatra izao Dia maro ihany koa ireo makany ambanivohitra na makany amin'ny Dadabe sy bébé😍
👉Inona no tena tsy hafoizanao makany amin'ny Dadabe sy bebe ?
Andao hirary soa azy ireo androany e ilay loharano nipoirana❤️

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Fiotazantsoa 105.6 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Fiotazantsoa 105.6 FM:

Share

Category