Fruits Mixte

Fruits Mixte Arovy ny fahasalamanao
Mihinana voankazo ara-pahasalama
Izahay afaka manome fahafaham-po anareo mpanjifa hatrany
034 01 422 35

25/03/2024

Amin'ny vidiny mora hatrany no omena anareo mpanjifa😘
1500ar fotsiny miaraka amin'ny "gobelets" ary afaka mixe-na zay tsy afoizanareo anay hatrany
Mankasitraka anareo mpanjifa zay miaraka foana 😘😘

18/03/2024

Toujours dispo🍹🍹

Faly izahay rehefa afa-po Hatrany ianareo mpanjifa ❤️🍹😍Afaka manao livraison Hatrany izahay ato amin'ny fruits Mixte ah ...
07/11/2023

Faly izahay rehefa afa-po Hatrany ianareo mpanjifa ❤️🍹😍

Afaka manao livraison Hatrany izahay ato amin'ny fruits Mixte ah Ary gratuit n'y barquette raha atao livraison ❤️❣️

Tel : 034 01 422 35 / 034 14 376 68 / 034 72 325 84

Salama daholo tompoko ôIzahay Dia mivarotra "Fruits Mixte"Izay ahitana fruits isan-karazanyAo amin'ny sary n'y detailsRa...
20/10/2023

Salama daholo tompoko ô
Izahay Dia mivarotra "Fruits Mixte"
Izay ahitana fruits isan-karazany

Ao amin'ny sary n'y details

Raha atao livraison Dia gratuit n'y barquette ❤️

Ety Ankorondrano no misy anay

Afaka miantso : 034 01 422 35 / 034 14 376 68 / 034 72 325 84

Address

Antananarivo

Telephone

+261340142235

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fruits Mixte posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fruits Mixte:

Share