RFV 105 FM

RFV 105 FM Ilay onjampeo tsy miankina voalohany teto Madagasikara
La première station radio privée à Madagascar
The first private radio station in Madagascar

Aza adinoina TAFITA. Hivahiny ao anatin'ny fandaharana VOHITRY NY KANTO @4 ora tolakandro eto amin'ny RFV FM 105
12/02/2021

Aza adinoina TAFITA. Hivahiny ao anatin'ny fandaharana VOHITRY NY KANTO @4 ora tolakandro eto amin'ny RFV FM 105

12/02/2021
07/02/2021

Lohahevitra Talata 09 Febroary 2021:
Handao resahitsika indray ary ny fahazaran-dratsy amin'ny toetran ny olona 1,inona no mahatonga ny olona mifikitra amin'ny fahazarandratsy raha ny hevitrao,inona no mety vokany eo amin' ny mpiaramonina aminy?inona ny torohevitra ho entina miala amin'izany araka ny sosonkevitrareo??? Misaotra antsika dia mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra

03/02/2021

Finaritra hoantsika rehetra,lohahevitra Alakamisy 04 Febroary 2021: ny finamanana efa naharitra ela ve mety raha hivadika fitiavana ary raha mifanohitra amzay indray rehefa tafasaraka ve ny olondroa mety ho lasa mpinamana be raha ny hevitrao? Ndao resahina indray ary e!

01/02/2021

Miarahaba antsika rehetra indray amin'ity herinandro vaovao sady voalohan'ny volana febroary ity,inona ny hitanao fa mety ho vahaolana amin'ny fitohanan'ny fiara eto an-drenivohitra sy ny manodidina?ento ary ny sosokevitrareo!mirary fahazotoana tanteraka ho antsika rehetra!

Manasa anao hanaraka ny fandaharana Vohitry ny Kanto amin'ny zoma 29 Janoary 2021 izao @4 ora tolakandro iarahana @,GROU...
27/01/2021

Manasa anao hanaraka ny fandaharana Vohitry ny Kanto amin'ny zoma 29 Janoary 2021 izao @4 ora tolakandro iarahana @,GROUPE ROOVA sy ny ART ORIGINAL PRO!

25/01/2021

Miarahaba antsika rehetra indray,lohahevitra 26 Janoary 2021,hiresaka sosialy sy toekarena isika,maninona no miakatra foana ny vidin-javatra na dia tsy misy fiakaran'ny vidin-tsolika aza? Ny mpivarotra ve no te hanararaotra sa izay ilay hoe lanja miakatra ny fiainana?alefaso ny hevitrao indray ary!

22/01/2021

Miarahaba antsika ato indray e,lohahevitra anio Zoma 22 Janoary manodidina ny kolontsaina:afaka ampandrosoana firenena ve ny kolontsaina misy ao aminy raha ny hevitrareo?tohano hatrany ny hevitrareo!!!!!mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!

Mifandray amin'ny lohahevitra anio!
21/01/2021

Mifandray amin'ny lohahevitra anio!

🇲🇬🙏Raha olona tsy tena tia anao,na olona tsy tena tianao no vadianao; na, raha tsy tena mifankatia akory ianareo nefa miroso hivady ihany, dia fantaro fa manaja ny safidina(re)o ny Tompo. Ho tanteraka ihany ny fanambadianareo; saingy, miomàna handray ny andraikitra aterak'izany safidy izany,ka aza mba miteny mihitsy hoe: "izao no sitrapon'ny Tompo"; fa sahia miteny hoe :" izao no sitraponay!"

Hoy ny Pst Irako Ammi

01/01/2021

RFV 105 FM
MIARAHABA NY VAHOAKA MALAGASY MAHATRATRA NY TAONA VAOVAO
2021

SERGE GPE eto amin"ny fandaharana VOHITRY NY KANTO
02/10/2020

SERGE GPE
eto amin"ny fandaharana VOHITRY NY KANTO

28/09/2020

FM 105 MHZ
manakaiky anao hatrany

Address

Lot VK 28 Ambohimanoro/Andohalo Antananarivo
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

0342010500

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RFV 105 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RFV 105 FM:

Share

Category